Politika

tezitra ( 29/11/2006 11:43)
Hoy i MOXE(le + grand conseiller de ravalomanana), ANTANANARIVO ne tolerera pas que Ravalomanana ne soit pas elu. 3 choses : 1)[b] ca n'a pas choqué personne[/b] (or ny teny ny portos hoe tsy ny me... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:20
jentilisa ( 29/11/2006 10:22)
Tamin'ny Asabotsy teo...izany hoe tsy misy Ravalomanana ity an! http://jentilisa.blogspot.com ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:23
besoiiin ( 29/11/2006 10:05)
Nilatsaka izao ny saro-tava. Nanatanteraka ny dingana farany tamin’ny tetim-panorona nokotrehiny ireo misakana ny hampiharana ny demokrasia eto Madagasikara : 1- natao aloha ny fitadiavan-tsez... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:31
bazylou ( 29/11/2006 08:09)
ny hala bato !! ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:38
bazylou ( 29/11/2006 08:02)
manoeuvre hamonoana ny vaton'ny tsy ravalomanana... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:40
fijo ( 29/11/2006 00:00)
vita ilay fiarahana manao propa tao alarobia izay no kasaina hoatao hanoherana ny daty ny 03 dec.tsy ilana sary ngamba fa ny gazety rehetra dia nilaza fa zara raha nisy olona tao.ny mpikabary aza moa ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:43
rainy ( 28/11/2006 21:29)
Dia efa maty eritreritra mihitsy ireo olona ireo fa mbola misolelaka hanohana an'i ra-huit indray. Tsy mba menatra ve ry zalahy ireo ê! raha ny vavan'i Ndremanjary tany Paris indray mandeha izay tao... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:45
akama2006 ( 28/11/2006 20:29)
oharany mahare zazakely miady bonbon mahare any sylla miresaka ,aiza moa ny olona ho entina no ho lehibe aratsaina fa dia manao zaza saina miandry tolorana sy homena bonbon tsy ho hita! any mada di... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:47
Robert ( 28/11/2006 19:45)
Herizo Razafimahaleo estomaqué ! L’on ne s’étonnerait pas si, au final, Herizo Razafimahaleo at-trape des urticaires, rien qu’à l’évocation du nom de Marc Ravalomanana. En effet, le 25 ... tohiny
novalian'i piso45 ny 29/11/2006 08:25
akama2006 ( 28/11/2006 19:32)
fantsika kely fotsiny iny ka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa miakatra any aminy lohany webmaster mantsy le famonoana sujet an'olona dia mba omena hevitra mankarary ny andohany izy!:-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i akama2006 ny 03/12/2006 09:11
bazylou ( 28/11/2006 15:44)
ataovy ra8 amin'izay ny page d'accueil fa anareo ny laka e!!... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:50
bazylou ( 28/11/2006 15:42)
malalka koa ny propagandy sy ny afy hevitra ka izay tsy matanty dia andan miala e!!... tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2006 23:40
tezitra ( 28/11/2006 14:09)
dia ce sujet est ecrit par fiffi à 08H30 et piso45 à 11H30 aujourd'hui et donc en l'espace de 03h, et il se se trouve sur 4 initulé -na hevitra @ ity page ity fotsiny. Preuve que vous ne pe... tohiny
novalian'i madera2 ny 01/12/2006 19:15
ronaldo09 ( 28/11/2006 13:11)
Izay vao tasapako fa manohana be fahatany fotsiny ny mpomba an-dra8 ato fa tsy mijery ho inona no antony anohanana azy! Izaho aloha fony tany Dago ny taona 2001 dia mpanohana mavitrika an-dRavalo... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/12/2006 15:01
bazylou ( 28/11/2006 12:14)
bazylou ( 28/11/2006 12:02)
ary ny gasy azo sasana tsara ny aty dohany ka tsy mahagaga fa na efa latsaka ambanya za mbola miantehitra amin'ny hazo boboka ihany!! Aiza ka any am piangonana aza avy anaovana fansana aty doha sy pro... tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/11/2006 07:32
piso45 ( 28/11/2006 10:36)
Oui, il emportera la victoire dès le 1er tour c' est sûr et certain.entre le peuple Malagasy et Ravalomanana la confiance mutuelle règne , aussi, avec les bailleurs de fonds ainsi que les investiss... tohiny
novalian'i lagoon ny 28/11/2006 15:25
rabaradaka ( 28/11/2006 08:57)
Efa any amin'izay mety ho firafitry ny governemanta amin'ny janoary 2007 ny itodian'ireo mpitady seza indrindra fa ireo IMMR. Fa tokony ho 100% ekipan-dRavalo no hapetraka eo fa ampy izay Ministre exA... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 04/12/2006 09:30
rabaradaka ( 28/11/2006 08:53)
Manahy aho fa hanao vote sanction an-dRavalo ny mpifidy amin'ny faritra sasany noho ny adalana ataon'ny olona apetraky Ravalo any, ohatra ny adalana tsy roa aman-tany ataon'ny chef de région du Vakin... tohiny
novalian'i piso45 ny 28/11/2006 10:26
Fiffi ( 28/11/2006 07:01)
[b]« 1er Tour de Vita ». [/b] Rajemison Rakotomaharo du TIM, Moxe Ramandimbilahatra du TEZA, Pierre Raharijaona de l’AREMA Matotra, Razafimahefa Herimanana et Hery Rakotobe du Grad Iloafo, R... tohiny
novalian'i madera2 ny 30/11/2006 19:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0476