Politika
rfd2001
(
04/12/2006 13:29)
Tao arianan'ny resultat an-tanandehibe teo amin'ny province tsirairay dia manana marges be dia be RAVALOMANANA holany 1er TOUR.
Satria ny tantsaha sy tambanivohitra dia tsy mahalala afatsy Ravolomana...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:28
DONGAKA
(
04/12/2006 13:24)
Raha ny fijerinay ny momba ny voka-pifidianana eny na dia mbola tsy ofisialy aza dia MAZAVA BE ny antony nisakanana ny filatsahan'ingahy PIERROT RAJAONARIVELO !
Tsy maintsy nisy ny 2é tour ary dia...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:07
lemenakely
(
04/12/2006 12:05)
Dia tena nampalahelo tokoa sady nahatsikaiky ny candidats sasantsasany fa dia toy ireny olona latsaka ao anaty SABLE MOUVANT ireny .
Nandritra ny propagande wa wa wa ...dia nihena tsikelikely izany a...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:09
ronaldo09
(
04/12/2006 11:50)
Dans les autres provinces, comme à Toliara, Antsiranana et Toamasina. Le candidat president est aux coudes à coudes avec ses concurrents. A Toliara, c’est le candidat Lahiniriko Jean, originaire...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:17
SARERAKA2
(
04/12/2006 10:52)
-Lany 71% araka ny vokatra mbola tsy ofisialy eto ANTANANARIVO ny filoha masina RAVALOMANANA asa efa be angamba no manadino fa mbola misy faritany 5 be izao no atao hoe MADAGASIKARA.Raha io vokatra io...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:23
besoiiin
(
04/12/2006 10:21)
difotra tsy tazana ny Hasina sy Ratsirahonana nefa dia mba maro iany ny niandrandra azy ho favori.
mitarika lavitra ra8 manaraka ao i roland sy lahiniriko.
1er tr de vita...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:24
jentilisa
(
04/12/2006 10:19)
Raha liana hahalala ny vokatra feno Antananarivo renivohitra dia
http://jentilisa.blogspot.com
ary misy ny fironana voalohany ihany koa manerana an'i Madagasikara....
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:30
xl
(
04/12/2006 09:11)
TSOFINA FOTSINY NY VOLOMBORONA MPANOHITRA=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 06:09
SARERAKA2
(
04/12/2006 06:20)
Raha ny fijery @ ankapobeny dia hisy ny 2é tour ..
ka dia MANAINGA NY MPANOHITRA MBA HANAMBATRA NY HERINY ARAKA IZAY TRATRA FA DIA 2 E TOUR DIA VITA NY AMIN INGAHY RAVALOMANANA MARC ....
TSY ANTAN...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:54
jefra
(
03/12/2006 13:50)
Tulear no toa nisy gidra kely fa OK.
Source:
http://www.orange.fr/bin/frame.cgi?u=http%3A//actu.orange.fr/
Misy video (mahamasina) :
http://www.orange.fr/bin/frame.cgi?u=http%3A//actu.orange.fr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/12/2006 08:37
bazylou
(
03/12/2006 10:07)
40% izao ny taux de participation izao isika manoratra izao...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/12/2006 21:23
bazylou
(
03/12/2006 00:10)
Qu'on en juge par les " affaires " scandaleuses de Marc RAVALOMANANA et du groupe TIKO :
Exonération douanière de 1996 accordée par l'ancien Premier Ministre Norbert RATSIRAHONANA à TIKO penda...
tohiny
novalian'i baroho ny 05/12/2006 06:28
tezitra
(
02/12/2006 17:03)
Hitako tao @ sobika dia alefako eto
Sobika.com
Le 02 Dec 2006 à 13:52 GMT+2,
Humain a écrit :
Urgent
Toulouse : Antonio, 3 ans, en centre de rétention avec ses parents. Originaire d...
tohiny
novalian'i papounette ny 06/12/2006 12:05
tezitra
(
02/12/2006 15:20)
Ny fifidianana rahampitso dia [b]fifidianana ny filohan'ny opposition[/b] fa tsy fifidianana filohan'ny repoblika
1)satria ny oppositin fôpla dia tsy maintsy mandalo amin'io, sahala t@ 2002, tout ...
tohiny
novalian'i Imahaka ny 02/12/2006 16:34
colar
(
02/12/2006 12:10)
inn daol no hitanareo we mety am zavabitandra 8
-mety ny lalana,tanana madio,matoky azy zao tontolo zao,tsy haiko we inn ko,mba tanisao we ho anzay manohana andra 8 ny tsara vitany
-fa ty alo misy ...
tohiny
novalian'i colar ny 03/12/2006 08:33
tezitra
(
02/12/2006 10:33)
prezida 2 no resahina eto,[b]prezida Hery[/b](i Ravatorano koa) sy [b]prezida ravalomanana[/b]:
[b][b]1)prezida hery[/b] :[/b]
-Tsy tezitra @ toi za , malahelo aza, matahotra an'i levalo i toi
-...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 10/12/2006 10:16
jefra
(
02/12/2006 09:42)
Tribune anio, tokony nataony sarin-dRatsirahonana ilay izy :lol::lol:
[img]http://img81.imageshack.us/img81/9884/dessin1073ob1.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 11:05
Simpona
(
02/12/2006 09:37)
Nilaza hono i Pety tam faradoboka nataony tao am stade Fianarantsoa omaly fa hametraka barazy manomboka androany 02 desambra.
Notanterahiny tokoa ny teniny ka mamory olona eo alohan'ny stade izy iza...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 10:03
ronaldo09
(
02/12/2006 08:23)
Ho anareo Tikoiste sy timiste aty an-dafy mba firy aminareo ireo moa no hifidy rahampitso ?
Be loatra manko ny be resaka ary manohana antsisitosy fa tsy hifidy akory !
Dia tsy hitako hoe inona...
tohiny
novalian'i kitjo ny 02/12/2006 18:28
bazylou
(
01/12/2006 23:34)
tapenam bava ny atsy ny aroa tsy avela hanao ny faradobony , ny azy ihany no asesika,, ny fokontany sasny aza moa natao mihitsy izay tsy hidiran'ny bulletin de voten'ireo mpifaninana hafa tsy ny an'i...
tohiny
novalian'i Lalah ny 06/12/2006 18:35
