Politika

colar ( 15/12/2006 07:17)
zavatra tsotra no vahaolana am resaka poltika am zao fotona zao,omena andraitra daholo ny olona hita fa manohitohina ny fanjakana,aleo izy omena andraikitra toy zay enjehina,ary zay hita fa mamy hodit... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 22:03
rabaradaka ( 15/12/2006 06:38)
Io fanontaniana io dia apetraka satria raha ny TIM no nandrasany dia zara raha nahazo 35% Ravalo. Zao mantsy ireo mpitarika TIM dia efa tsy tian'ny olona intsony sady tsy mahay politika. Koa ho tsapan... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 22:05
xxx ( 15/12/2006 04:53)
Tompoko, Noho ny fahatahoranay ny tsy manday mody tompoko no nifidiananay anao, fa tsy noho ny zava-bitanao akory. Ianao koa tsy nahavita afa tsy ny famonoana sy ny famapatahorana teto Belo. Koa mba... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:30
kitjo ( 14/12/2006 19:08)
Tonga ny vary e! Ho an'ny an Atsimo an! ndao amzay isika sy tezitra andeha hizara any atsimo hanampy andry zareo.... http://196.192.46.132/index.php/view/news/item/493 [img]http://img284.i... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 22:10
BloodTitan ( 14/12/2006 15:54)
Kay manao fika maloto be kay reto kandida mpanohatra reto kle, manana ambadika miaraka am Frantsay ry lerony hany ka nanao fika rehetra mba hangalaram-bato, de atao zay hidirana 2ème tour de avy eo m... tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:35
fiderana ( 14/12/2006 08:04)
hotran'ny malaina zareo ny olona hisambotra an'i Pety fa tsy mba misy sôsy 100.000.000 ariray ngamba sa ahoana ny fijerinareo ilay raharaha?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:50
tezitra ( 13/12/2006 16:29)
Mihomehy bokasa, mobutu, kim il song tamin'ny vadiny tsy nanao tsara. Tafahotra ny zava-bita tsara indrindra. Ary sahy miteny ny atsimo lalina sy ny kere mandritra ny seremonia. KA HARENANY IO HOIN... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/12/2006 08:55
BloodTitan ( 13/12/2006 10:14)
Inona moa zany no hevitra hitanareo ary fa tokony hampandrosoina an ity Madagasikara ity? Tsy maintsy miainga amin'ny fanonganam-panjakana ve de asiana korontana sy ra latsaka de hanarina lava ny zava... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 21:04
ronaldo09 ( 13/12/2006 10:03)
Tsapako fa toa ny mpanohitra sy mpanohana daholo ny ato ,ny tenako aloha dia lohalaharana ,tsy hadino koa ry namana mahafatra-po toa an-dry bazylou sy ry sareraka,tezitra akama2006 sns...Eo ny mpano... tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:14
kitjo ( 13/12/2006 04:40)
Omaly hariva 7pm no tratra tao @ Resto iray tao ANkadifotsy no tratra i Fidy. resa-be daholo ny hoe anaty lavaka e..bla bla bla e.. Niaraka t@ zanany lahy hono, tsy nisy fitaovam-piadiana. Tsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:15
Solitikabe ( 13/12/2006 02:31)
Mba hianaro ny ataon'i Herizo, mba manaiky izay vokatra azo. Fa tsy hanao alahelon-toerana eto foana ka hanakorontana ny efa milamina. Dia mazotoa amin'ny fiomanana afaka dimy taona. Fa tsy hoe efa h... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 21:36
bazylou ( 13/12/2006 00:13)
mba nahazo saosy tamin'ireny propangady be ireny sa hoe izahay manohana an'ilay 8 satria, Merina izy Nanadio ny canalanay izy Nanamboatra lalana kely 2 voie tetsy sy teroa izy Nampiakatra ny devik... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:36
fijo ( 12/12/2006 23:10)
vita milamina izao iny ny fifidianana.itantsika ny vokatra"na dia tsy mbola ofisialy aza". izay lany dia voafidimbahoaka izay. fa ndao hoe mba asiana jery kely ny hoavy politikan'ireo mpanao politik... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:04
ronaldo09 ( 12/12/2006 09:49)
Dia tena hita miharihary fa dia tsy tahotra tsy henatra ary mazava toy ny masoandro be lohataona fa HALA-BATO TANTERAKA NO NISY.araka ny vaovao hita tao amin'ny wanadoo dia 47% no vato azon-dRavalom... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:51
kitjo ( 12/12/2006 05:02)
tsy mba iarahaba azy ve ry bazyl an... asio hira kely Sareraka an! fa firy taona tko mo lery izao?... tohiny
bazylou ( 11/12/2006 23:09)
rahoviana no averinailay saosy nalaina nanaovana propangady ?? nalaina tany usa , france, alemana and co!! mifalia ho aho fa hanadio ny ati doha tenisany le8!... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:57
mandrindra ( 11/12/2006 13:18)
ny fahalanian'i ravalomanana, na dia tsy mbola ofisialy avy eny amin'ny hcc aza, amin'ny fihodinana voalohany ve dia noho ny fahaizany sa noho havendranan'ireo mpifaninana taminy?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 05:55
bazylou ( 11/12/2006 12:06)
b de vote haverina fa tsy nanara dalana an!! donc andraso ny kmf cnoe sy ny hcc hanazava an'ireo!!... tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 21:51
Fiffi ( 11/12/2006 09:40)
[b]Ny vaovao azo farany ![/b] [b] Koa dia nivoaka tanteraka ny valin'ny fifidianana fa dia 54.80% ny an'i RAVALOMANANA , miarahaba tena ny malagasy fa naharesy tanteraka!!!!!!! tsy adala akory ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:21
rabaradaka ( 11/12/2006 06:31)
Mibaribary tsara izao hoe iza no tena namana, iza no namanamana ary iza no be resaka tsy namana. Vita hatreo aloha ny momba an-dry Mahafaritsy, député Yves Aimé, ry Kaleta, eny fa na dia ry Zoharim... tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.6819