Politika

fijo ( 20/12/2006 22:17)
mahatsikaritra aho,fa isika eto,dia tsy mahay mifankahazo.ny tiako lazaina dia tsy hafaka maka ny toeran'ny iray ny andaniny. ny anton'io moa dia noho isika tsy dia nifangaro loatra."izany hoe ny avy... tohiny
novalian'i madera2 ny 23/12/2006 18:11
fijo ( 20/12/2006 21:06)
niodina ny baolinaka dia indro fa tafahaona indray i kotity sy fidy le;ndao vinavinaina ny resaka ary. -kotity:"ah karakory moa jeneraly,tonga ato koa moa anao?" -fidy:"tsy ita letsy fa nentim po ah... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:40
zakilinina ( 20/12/2006 13:58)
Inona no lesona azo tsoahina mba tsy hiverenan'ireny 0% ireny intsony ?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:42
hery ( 20/12/2006 13:18)
Hira nalefan'i Voarabe ao amin'ny lisitra.serasera.org http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/27604 ny orizinaly Hiraina tahaka an'ilay hoe "Nankaiza i Margrity" hono :-) Nankaiza i ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2006 22:32
tezitra ( 20/12/2006 12:22)
1)Tsiranana : tsy nisy ny chômage,nilanonana ny olona,la sécurité est assurée [b]tsy nisy nahantra , samy nanankarena[/b] 2)Rasiraka, afera nataony sy ny akama AREMA: coparema, vanille,hôtel,r... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:44
ronaldo09 ( 20/12/2006 09:28)
Dia raikitra moa izany fa havoaka @fomba ofisialy amin'io daty eo ambony io ny voka-pifidianana,ary hitodika eny Ambohidahy (HCC) ny mason'ny Malagasy rehetra ! Mpanohitra ny tenako nefa demokrat... tohiny
kitjo ( 20/12/2006 08:39)
Mety hahatratra bal popilera a zany.. hahahahha :-D:-D da fety be da fety be!!!!... tohiny
bazylou ( 19/12/2006 13:38)
Nahoana no tsy mety azo sy tonga any Madagasikara mihitsy i deba fa naleo aza ny lohandohan'ny mpisorona niasa taminy no atao henjika alika??? Nahoana no navela ny helony raha tena manenjika ny ts... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 21:42
bazylou ( 18/12/2006 23:40)
hanao emission special ra8!!! mba tiako ho hita izany marina!! i Chavez io izao hita daholo ny + sy ny - , fa ny conclusion hita aloha dia tsy revin'ny usa sy ny mena sofina ry zalahy e!! asa mba han... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:32
bazylou ( 18/12/2006 22:03)
aleo henjehina sy vonoina daholo satria sady fahavalon'ilay 8 no fanetriben'ny tany !!! izay ilay fisainanareo !! sady le8 izao no rola ka dia masi mandidy sy manaoizay danin'ny kibony izy amin'ny adv... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2006 22:34
rrgmt ( 18/12/2006 16:36)
Mila miofana momba ny tena dikan'ny Souverainté Nationale sy ny Séparation de pouvoir de L'Eglise et de L'Etat Ra8 fa tena manaonao foana ary pire noho ilay Raikalahy raha izao no mitohy. TSY MISY H... tohiny
novalian'i hearty ny 24/12/2006 00:56
bazylou ( 18/12/2006 12:09)
ihany ity fanenjehana gosy droite ity ry timm!!! sao dia mba lasa guerre tribale io vao gaga ianareo!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:54
ronaldo09 ( 18/12/2006 11:19)
Tsy haiko na hofafan'i hery ity hevitro ity fa ataoko matotra ny filazana azy mba.... Tsy sanatria hoe mandrangitra na manely tsaho fa tena io ary lay efa nahiana fa raikitra ny fanenjehana ,ef... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 28/12/2006 10:37
sitlo ( 18/12/2006 02:44)
inona izao no noeritreretinao io ho hite tato? :-D... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:49
bazylou ( 17/12/2006 21:55)
hanao retraity hono izy efatra mitsamy fa vita ny aminy, efa soara loatra!!! ratsirhnn, rajkb, herizo ary i manandafy. Izy angamba hijanona fa ny antokony sy ny saosiny ve dia hijanona amin'izao e??... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:14
bazylou ( 16/12/2006 21:04)
izao isika miteny izao!! vonjeo haingana fa mety ho tapitra io afaka fotoana fohy..... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 22:02
tezitra ( 16/12/2006 16:12)
Zavatra 2 no azo lazaina @ io: 1)Tsy ho any atsimo io vary io: -talata 12/12, manao antso avo fanampiana ny atsimo, jeudi 14/12 tonga ny vary avy any Japon? Rah tsy vary etsy ambatondrazaka, na ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:21
xxx ( 16/12/2006 11:17)
Salama daholo!! Mba niezaka namaky ny hevitra mandeha eto@ ny resaka politika aho fa de vitsy no azo raisika fa de saiky resaka fandranitana sy fifampiantisna no betsaka! Alefaso ndray ny ady hevitr... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:25
fijo ( 15/12/2006 21:28)
maninona kay ingahy io raha izao no miverina mody amin'izay e.toa maika be mantsy izy teo.... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:27
bazylou ( 15/12/2006 16:43)
ny fanolona olona ao !!Manomboka amin'ny ben'tananan'Iarivo !! dia avy eo iza,,?? Pm vaovao izany sa...... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5392