ny anareo rehetra tim izany dia hoe
1. bazylou
(
18/12/2006 22:03)
aleo henjehina sy vonoina daholo satria sady fahavalon'ilay 8 no fanetriben'ny tany !!! izay ilay fisainanareo !! sady le8 izao no rola ka dia masi mandidy sy manaoizay danin'ny kibony izy amin'ny adverserany!!??
Dia ahoana ary no handroson'ny firenena amin'izany!! fa samy hifanenjika!!???????:roll::roll::roll:;-)
Dia ahoana ary no handroson'ny firenena amin'izany!! fa samy hifanenjika!!???????:roll::roll::roll:;-)
répondu par fijo le 22/12/2006 22:34
2. Fiffi
(
19/12/2006 05:32)
vonoina daholo ahoana koh zany ry bazylou ?
Ka na TIM na tsy TIM nge tsy maintsy misy ny fanasaziana zay manao ratsy eh !
Ka na TIM na tsy TIM nge tsy maintsy misy ny fanasaziana zay manao ratsy eh !
3. BloodTitan
(
19/12/2006 05:52)
Fa eto madagasika ve ry bazilo tian là ho fanjakan baroho a!! refa te hanakorontana de manakorotana. Nenareo refa tsy enjehana de oe matahotra an iny, refa enjehana ndray de oe wawawa. Fa inn no tianareo atao e??? Zay leo anareo zay satria efa mba teo iany nareo fa tsy ita ze natao, saingy tsisy piteny mantsy nareo tam reny de nanao ze revinareo teo, refa tapaka fihinanana lisany de mimenomenona. Aleo ara lisany mandranitra ady reo samborina daolo am zay fay
4. Ranavalomanjaka
(
19/12/2006 06:54)
Elaisany mpanohitra no tena tia ady.:evil:
Nefa refa enjehina araky ny lalàna malaky mitaraina.
Nga fanjakan'in ty ka ze tinareo atao no atataonareo eo.
Mtaria grevy ra mhavita e. Enaro reny 2002 reny ra mahatarika olona elaisany. Mba mandiniha tena fa efa naloan'ny vahoaka.

5. xhavier
(
19/12/2006 07:35)
O ry Bazylou a mba manaova enquete tsotsotra aloha vao miresaka fa manjanry hiomehezan'ny olona fotsiny nareo raha ilaza aminao aho izao hoe ireny tratra ireny izao dia milaza fa Ranona (senatera sy depote taloha sy depote @izao ireo an)no narika azy sy nanome vola azy dia inona indray no lazainao.Mahaiza manao politika sy manaraka politika f'aza mety adalain'ny olona fotsiny eeeeeeeee
6. anare
(
19/12/2006 08:54)
Indrandray koa dia ny halako bika tsy tiko tarehy fotsiny e.Za aloha dia aleoko tim, samy nilahatra vary ihany fa ny taloha naharitra elabe,nilaharana ny meneka savony sucre sns. Dia sahy ilaza ve enao fa tsy mafy ny fiainana taloha fa zao vao tena mafy ? Zao na mafy aza ny fiainana dia aumoins za mahita zavatra mba miangana ihany. Mba evero hoe nandritra ny firy taona nareo no teo taloha, dia tanisao ny zavabita. Tsy nahay afatsy ny hoe: ao anaty bokimena misy soridalana, sy ny hoe oe oe ! oeeee ! dia minafatiny eo mitsaky popy fa ny an'ny ol ny fiainany mandeha iany. dia notaizana t@zany teo @zay tsy misaina lavitra fa ze ahitana ny anio ihany aloha dia donto faisana tao nadritra ny 1/4 de siècle.:twisted:
9. bazylou
(
19/12/2006 13:29)
tia ady tokoa izahay an!! ny mahagaga dia ianareo no nanomboka nananjika fa tsy mitovy aminareo!!
Aza atao mahagaga ary raha hisy foana ny reglema de konty !! dia hifanenjika mandrakizay no atao , ary madagasikara gisitra hatrany!! na komoro aza maharesy ny gasy!! tssssss
Aza atao mahagaga ary raha hisy foana ny reglema de konty !! dia hifanenjika mandrakizay no atao , ary madagasikara gisitra hatrany!! na komoro aza maharesy ny gasy!! tssssss
10. Imahaka
(
19/12/2006 15:50)
refa any ampigadrana daholo ny olon-dratsy dia hilamina ny tany dia handroso ny firenena. Ze manao reglema de konty dia gadraina koa e lol
11. tezitra
(
19/12/2006 16:29)
-Tsisy perquisition tsy misy mandat de perquisition izany; ary tsy misy mandat de perquisition sans inculpation (par le tribunal, mais pas par le minitre)?
;
1)cas zafy iza no inculpé, dites- moi?
2)cas Pety iza no inculpé, efa nisy ny fandalovana teo @ procureur?
-Poutrtant misy ny perquisition, ary ny mandat dia à blanc, sans numero. c FOus ; Trop amateur nos dirigeants
Ravalo et abus de pouvoir, uisurpation de fonction incompétence, ndana mivarotra ronono, bande d'incapable
seuls les poissons morts suivent le courant

12. sitlo
(
19/12/2006 17:15)
tezitra: bande de capable, non amateur ms pas de pouvoir, ny mba notohanana tsisy afitsoka, aty amin'ny serasera no mimenomenona lol :lol:
14. xxx
(
19/12/2006 18:13)
bazylou:
tia ady tokoa izahay an!! ny mahagaga dia ianareo no nanomboka nananjika fa tsy mitovy aminareo!!
Aza atao mahagaga ary raha hisy foana ny reglema de konty !! dia hifanenjika mandrakizay no atao , ary madagasikara gisitra hatrany!! na komoro aza maharesy ny gasy!! tssssss
Ka ny anlisany iza mitady hampandroso sakanana ko inona no handroso eo
15. Robert
(
19/12/2006 18:33)
Misy marina ireo lazan-dry Tezitra, bazylou, sns ireo.
Betsaka ny olona mpanakorontana eto @ tanana: Fidy, Pety, mpandoro urnes, ireo bandy milako député sy nandoto drapeau Malagasy teo @ 13 mai t@ 17 déc 2005?
Sélective ilay fisamborana (tsy resaka foko io ry bazylou an ), ireo mpanohitra mahery fihetsika no tena latsibatra.. Misy marina ny any fanjakana, nefa na izany aza... Maninona i Pety izao vao henjehina? heloka t@ 2004 ve? Tsy miaro an'i Pety fa hafa2 iany ilay fisamborana azy.
I Pety aloha de fantatriny rehetra fa mahery fihetsika be loatra ary maro2 ny zavatra hafa2 vitany ("resaka carburant t@ crise 2002, halatra omby") entre()sy "" io.
Ary ilay famorian-bahoaka tao anaty 24h aloha ny fifidianana, barrage tsy handehana ny olona hifidy (hamery zo ny olona, ny efa very zo aza efa tsy hita hatao)?

16. fijo
(
19/12/2006 22:40)
ka avela hanoy izany asaratsy izany ve ry zalahy????izay no hampilamina,sa manomboka atao ny fanenjehana?
17. anare
(
20/12/2006 10:43)
Dia hoy aho aminareo tia ady, miaduva ao foana dia mamorona adisan'andro. Fazahay mandroso ihany.Io sainao tsy mety mivelatra io iany no mahavoa anao ka tsy itiavanao ra8. Enao zao raha asaina mitondra eo tsy ahavita fa aleonao iany mikaram an'ady, fa io iany no takatriny saina sy azon'ny totonomboborinao ato, fa raha vao ny intelizens no apesaina dia fanina enao.Dia ho boto eo foana enao fa aza mitady ze ampivoatra. Na nivarotra ronono aza tsy manina zany, aleo maniry miakatra fa ny anareo toy ny omby reny ka alao rambony midina iany dia irefarefa amitany eo. oie ! oie ! oieeeeeeeeee!
hany katsy zany va ? marinan'izany ?!!!!!!!
hany katsy zany va ? marinan'izany ?!!!!!!!
19. bazylou
(
21/12/2006 03:16)
omeo anay dia hitanao ny anaovanay azy:: izahay tsy mila manda roa izany akory, fa iray ihany dia ampy!! ary izahay koa vonona raha hampiady intelifatsy!! ianao no manara drenirano fotsiny fa voazanakin'ny ra8 nysaisnao tsy mahita hafa tsy izy!!
Ianao io ve dia mahalala an'ilay 8 marina?? mino marinave ianao fa mpitery ronono ilay io??? sa paika anaovana comm fotsiny io dia hoe favy lery!!!
Fa iza alohaizao no miad e:: tsy ianreo ve!! ny olona aty ivelany no manindry ny saosy dia ianao no miady an trano!!!tssssssssss
Jereo hoaho fa povra fona ary mandrakizay aza angamba no faharetany izy ity raha izao no mitohy!!
Ary maninona raha mankeny amin'ilay8 mihitsy ianao milelaka ny tongony sy manao alikakeliny e!!! sa.........