ny anareo rehetra tim izany dia hoe
22. hearty
(
21/12/2006 13:16)
:miam:aza lany andsro mifaznasa vangy hoaho ry zalahy fa mandraisa andraikitra hazmpandroso zay tandrify antsika a
de nareo ndray no mifandramatra eo:miam:
de nareo ndray no mifandramatra eo:miam:
23. bazylou
(
21/12/2006 17:29)
raha izao aloha no tohizana dia aleo mirepla e!! ka na andrikitra ngodalahy sy manana farisiham po 1000% aza ianao hampandroso azy , dia tsy ho lasa mihitsy io!!! ny eo miady antrano , ny atsy maty noana dia ho aiza eo fa hahantra hatrany e!!
25. anare
(
22/12/2006 09:02)
De mahafinaritra mintsy aloha i baz fa dia voaporofo atrany lay oe ny hambo no betsaka, enao io no iza ka na be intelifantsy anstoina aza dia ahavita inona sao de everina fa bado aza zahay ka ilazanao abobo eo. Na mbola okikisana @ paidefera aza enao dia dia efa tsy avotra tsony fa ny eoiane no eo. efa cas désesperé e ! dia mbola pire no ilay propagandy ty lazainao, ra enao no eo dia azo antoka fa tsisy dimy taona dia vitamatavy Madagasikara.
26. anare
(
22/12/2006 09:12)
adinoko ry baz a ! izaho aloa tsy povra e ! za koa tsy tia alika rahateo, ho menatra anao aza aho ra miaona isika satria naoana ? Tsy ho ampoizinao akory oe ol toa ahy no tsy mitovy saina aminao.Ra8 tsy nanalika ahy,ary na iza na iza tsy atoko manalika ahy, enao no ita fa dia efa tsara dresy, mampalaelo ehy enao fa mitady ho romotra, angamba tsisy kaly tsony fa efa lany tahiry dia mandrovitsy.
