retraite politique

1. bazylou ( 17/12/2006 21:55)
hanao retraity hono izy efatra mitsamy fa vita ny aminy, efa soara loatra!!! ratsirhnn, rajkb, herizo ary i manandafy.
Izy angamba hijanona fa ny antokony sy ny saosiny ve dia hijanona amin'izao e??
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:14
2. MTN ( 18/12/2006 01:43)
nandrasoko hatsapa tena :-D:-D
3. Robert ( 18/12/2006 03:28)
Mba ovay ry zalah ny fanaovana sy firesahana politika. Tsy mahagaga isika malagasy raha mbola anisany firenena mahantra indrindra...

Tena mbola tsy matotra mintsy isika..politika..Miteniteny foana, mpanakorontana saim-bahoaka..
Fa angah moa efa nanao fanambarana ireo olona ireo..

La gazette indray izao io??

Tena efa tsy avotra tsony ....
4. kitjo ( 18/12/2006 04:19)
Ko tsy tsara ve izany?

tara lotra aza fa efa ela no tokony efa nandray an'izany hevitra izany izy!

Inona ny vola omeny eo ry bazyl an?
5. ikaretsaka ( 18/12/2006 05:40)
fa ny politikan-gasy ve tsy maintsy izay foana tokotrany?

robert:
Tena mbola tsy matotra mintsy isika..politika..Miteniteny foana, mpanakorontana saim-bahoaka..
miady mifanala baraka rehefa tsy mitovy firehana
6. ronaldo09 ( 18/12/2006 10:17)
Dia maninona zao raha mba manaja koa i robert fa tsy avy hatrany dia miteniteny foana no ilazanao an'ilay olona nanoratra hevitra !
7. Robert ( 18/12/2006 15:19)
Ka i bazylou ary miteniteny foana....
ronaldo09> de miteniteny foana koa, adi-poko ao @ ilay hevitra hafa io....

Tsy mananja ny tenanareo ianareo, azafady fa iah tsa mba manopa olo teto fa milaza ny zavatra tokony hovaina eto @ resaka politika..
Ary manakiana ny tsy mety,hay tsy mahatanty tsikera Ry ronaldo09. Aiza re izany eee, mpanohitra tsy matanty toherina izany???

Mba ovay ry zalah ny fomba fitondrana ilay resaka na mpanohitra fa mpanohana an-dra-8...
8. bazylou ( 18/12/2006 22:12)
miteniteny foana amin'ny inona moa?? rehefatsy tianao ny hevitray sy ny fisainaa dia avalony e!! izahay koa tsy tia ny anao!!
9. Robert ( 19/12/2006 00:40)
Hoy robert

Tena mba mahagaga ahy eto @ serasera de be loatra ny olona tia miteny zavatra tsy de mazava sy tsy maro-pototra izany eee...

Lasa nahazo ny aretin-dry Tezitra, bazylou, ronaldo, Sareraka koa ve BloodTitan...

Ry zareo ireo mantsy mpilaza teto fa hisy korontana eto Dago aoriana ny 3 déc, ary impossible ny 1er tour de vita......betsaka eeee, nefa inona ny mitranga izao?????

Ny mahasamy hafa anao @ dry zareo fotsiny de enao manohana an-dra-8 fa ry zareo mpanohitra..

Nefa de tsy mety daholo ny ataonareo, samy extremiste daholo..

Raha misy zavatra iray jerena, ny mpanohana mahita fa fotsiny ilay izy, nefa ny mpanohitra mahita hoe mainty beu. Nefa ny tena marina gris ilay zavatra...

10. fijo ( 19/12/2006 23:14)
robert,fa iza no tena tiana lazaina eto ??????

aleo ireo hitsahatra ry bazy fa efa tsy mifanaraka amin'izay misy intsony koa ny fisainana politikany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.314