Politika

bmw333 ( 26/12/2006 20:31)
Niala tamin'ny fitondrana teo aloha i Ra8 satria vita ny mandat voalohany nataony ary hiditra amin'ny mandat faharoa indray :-)... tohiny
novalian'i madera2 ny 28/12/2006 20:00
xxx ( 26/12/2006 19:50)
Lasa hono i Ronaldo09 fa tsy hiresaka ato ntsony raha tsy hanakiana. Isaorana izy ka iangaviana izay nahatsiaro fa nanentana nanampy tamin'ny fiadiana hevitra i Ronaldo09 sy ny tarinay hamoaka ny fihe... tohiny
novalian'i kitjo ny 06/01/2007 19:18
Bocassa ( 26/12/2006 16:37)
Akory aby!Ity misy vaovao mahaliana antsika jiaby. Mbola karohina fatratra ingahy Pety RAKOTONIAINA amin'izao fotoana izao. Ny fantatra dia ny hoe TRATRAN'NY GRIPA izy amin'izao ora hanoratanay izao. ... tohiny
novalian'i belaza ny 12/01/2007 13:14
bazylou ( 26/12/2006 16:20)
tsy mba resaka hoe inona fa rehefa tsy nifidy ahy izany dia esoriko daholony pionko!! izany ve dia fitiavan tanidrazana raha tsy fitiava-tena tsotra izao!! izany ve no ilaina ampandroso ity madagasik... tohiny
ronaldo09 ( 25/12/2006 11:10)
Dia raikitra izany fa nandresy tamin'ny isam-bato 54,79% ny filoha am-perin'asa,amin'ny maha demokraty ny tenako dia manaiky iny fifidianana iny aho na dia azo iadiana hevitra tsara aza. Faly ihan... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2007 12:20
bazylou ( 24/12/2006 23:39)
dia voavidin'i le8 ve ny hcc sa ahoana fa tena tsy noraharahina intsony ny fitakian'ny sasany, tsy mba hoe nodinihana fa natsipy tery mihitsy!! tsy misy indra fo!! sao dia ho diso ihany lahy!! sao di... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/12/2006 06:34
jentilisa ( 23/12/2006 15:13)
Noezahiko ny nanao andinindininy ny aminn'y valim-pifidianana ofisialy§ Misy ny tenin'Atoa Ny Hasina sy Saina Michel ihany koa taorian'ny fanambarana! http://jentilisa.blogspot.com ... tohiny
novalian'i heribe ny 25/12/2006 05:43
tezitra ( 23/12/2006 13:48)
MARC RAVALOMANANA - TIKOLAND PRESIDENT DE LA REUBLIQUE DE MADAGASCAR [u]Marc RAVALOMANANA[/u] a été placé sous mandat de dépôt [u]N° 230-RP/88/TSE/130FAME/JR[/u] par Madame la Substitu... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 21:13
jefra ( 23/12/2006 12:47)
Misy interview ndRazakarimanana nivoaka tam LGDI, itovizako fijery aminy: Nokianin'ny Jeneraly Razakarimanana ny Jeneraly Ranjeva hoe: "Tsy ny Jeneraly Ranjeva mihitsy no hanome lesona ahy satria... tohiny
novalian'i hearty ny 23/12/2006 23:38
lapino ( 23/12/2006 04:58)
Izay, eo amin'ny lohateny daholo :-) Misy firenena hafa mahazo tombony ve raha mikorontana ara-pôlitika i Madagasikara ? ... tohiny
novalian'i lapino ny 28/12/2006 07:37
bazylou ( 22/12/2006 22:56)
dai hangotraka be mihitsy ny depute!! fa mety ho maro an'isa ny deputen'ny opposition. Na dia ny avy any toliara sy tamatave fotsiny aza!! Tsy maintsy hanao cohabitation izany raha toa ka!!... tohiny
novalian'i xxx ny 25/12/2006 12:56
fijo ( 22/12/2006 22:40)
dia misaotra ny namana rehetra nandray anjara mavitrika teto ny tenako,fa dia variana tokoa. hisintaka kely moa izany aho hatramin'ny janoary ,ka mino aho fa tsy hangina ny eto fa hitoy hatrany ny se... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 21:14
simplex ( 22/12/2006 11:14)
copier-coller style 2002 any Toliara ve? http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=3910 http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail2&id=24918 http://www.madagascar-... tohiny
novalian'i hearty ny 23/12/2006 23:59
ronaldo09 ( 22/12/2006 09:08)
Misokatra ho anareo mpanohana ity taratasy ity! Efa nisy ihany ny hevitra nentin'i sareraka teto na i bazylou izy izay hoe inona no zavabitan'io rangahy tohananareo sy lolohavinareo io?Saingy mbol... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 21:15
Hubert ( 22/12/2006 06:22)
raha ny kabary nataony aloha, dia hita avy hatrany, fa tsy mendrika azy velively ny ho Filoha. mihantsy rà mandriaka izany ve de ho soa ho an'ny Firenena e? Tsia kosa e! Tokony ho jerena akaiky ny ... tohiny
novalian'i Hubert ny 27/12/2006 13:21
tezitra ( 21/12/2006 19:41)
-confrontation PV, avereno nyfifidianana, demission ravalomanana, appel communauté international, etc... vous êtes fous ou koi? la politique c du rapport de force, 3 exple [b]selon la communa... tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2007 21:10
bazylou ( 21/12/2006 17:26)
hoy i herizo fa be loatra ny tsy ara dalana!! misy marina aloha io voalazany io e!!... tohiny
novalian'i manantsoa ny 24/12/2006 16:09
ravatorano ( 21/12/2006 05:49)
ny teny hoe voasambotra ny kolonely Welson Ralaikoa dia tsy marina loatra satria dia naterin ny rainy tany amin ny toby miaramila teny amin ny BANI ranamana nitolobatana tao izany.Tsi zoviana amitsika... tohiny
novalian'i rvoulah ny 16/01/2007 11:24
Lejim ( 21/12/2006 00:17)
Aiza ihany ny confrontation de proces-verbaux izany fa toa ny HCC hilaza iza no nandresy indray no mandeha laza be izao. Satria efa maro ny kandida nanao fitakiana, ary satria efa nanaiky an'izany ny... tohiny
novalian'i manantsoa ny 24/12/2006 16:22
xxx ( 20/12/2006 22:27)
Isika kay manana ny Ben laden antsika... tsy hita hatramin'izao: --->Pety Manana ny Afghanistan antsika isika ----> Ikelihorombe Manana ny Sadam Housein izay efa tratra ----> Fidy Manana ir... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6599