Politika
Lejim
(
11/12/2006 00:02)
Hita fa resy ny opposition tamin'ny fifidianana teo iny. Ary na maro aza ny resa-be mandeha ataon'izy ireo momba ny fangalaram-bato, ny tena anton'ny fahareseny dia ny tsy fahaizany miaraka.
Raha oh...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:14
bazylou
(
10/12/2006 21:26)
n fifidianan ka 52% sisa ilay 70% tamin'ny voalohany!! efa ambivitra izany an!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:13
kitjo
(
10/12/2006 18:45)
io ve no vokatra farany?
hitako @ MIRA izao ka asa toa efa 100% sa?
oviana ny investiture?
tsy asiana bal popilera ve?hiihihihi...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:18
xxx
(
10/12/2006 18:29)
Tsarovy fa ny malagasy dia eto amin'ny tany. Misy izany antsoina hoe politika iraisam-pirenena izany.
-Tsy mbola ifaninanan'ny vazaha(ankohatry ny sinoa) aza ny antsiaka fa vao maika ampiana mbola mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:21
xxx
(
10/12/2006 11:57)
8Otsita lery zay anaovana volany de anaovany 5 etoiles ,ividianany air force one sns.. fa tsika eo foan é!aiza v ranga de tsy milatsaka aty ampaosiko miitsy le vola!!!!!8O...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:24
DONGAKA
(
10/12/2006 10:51)
Ranom-potaka ka hoe manonja ....maika izany fa ranomasina .Mahavariana mintsy ireto mpomba ny filoha amperin'asa RAVALOMANANA MARC .
Milàza fa nitondra fiovàna ny filoha RAVALO nefa moa marina to...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:36
lalab
(
09/12/2006 19:26)
zay ndray zany zao no ady eo an
De ho aiza, de haninona, de ahoana?????????????...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:15
SARERAKA2
(
09/12/2006 10:01)
izany ve no hahafaka an'i MADAGASIKARA @ fahantràna ? zavatra vola hiditra any ampaosin'ny mpitondra t@ vola nahodinkodina tetsy sy teroa !
MAHAVARIANA!...
tohiny
novalian'i Lalah ny 14/12/2006 17:56
bazylou
(
09/12/2006 09:34)
ny ao Mada ara politika fa toa lasa enjehina daholo ny mpanohitra , na i zafy na i ramaroson,na ry pety ...Raha nihaino ny alliance fm 92 ahoteo dia nilaza ny min interrr sy ny kmf cnoe fa tsy mbola f...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:23
xxx
(
09/12/2006 08:15)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331 dia vakio ny hevitra nosoratana tamin'ny [b]08-12-2006 22:37:26[/b] ...
tohiny
novalian'i Imahaka ny 09/12/2006 19:27
jpeg
(
08/12/2006 17:27)
Na dia mbola tsy vokatra ofisialy azany dia miarahaba and-Ravalomanana izahay.
Tokony hanambatra ny hery daholo na ny mpanohana na ny mpanohitra hanatsarana ny firenana....
tohiny
novalian'i narima ny 10/12/2006 09:35
xxx
(
08/12/2006 14:01)
Efa io indray manangasanga any PETY. Vahaolana mahomby!... Ary iza ndray ny manaraka ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:27
SARERAKA2
(
08/12/2006 10:54)
IO FA HITA NY FIKA VORETRA!.....ny tody tsy misy fa ny atao no miverina !...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 22:56
rakaroka
(
08/12/2006 09:27)
Firariana hatrany ny hisian'ny fandriam-pahalemana n'aiza n'aiza fa aza mbô tafatsopoka amin'ny halan'ny olona tahaka itony tranga niseho atsy "RUSSIE" tamin'ny envoyée spéciale omaly:
GRAVE BBBBe...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:26
marenga
(
08/12/2006 08:55)
Un grand concert de Reggae Gasy à Marseille le 9 décembre à 21 avec ABDOU DAY à la cité des association 93, Canebière 13001 Marseille.
http://www.handicapindependance.com/grand%20concert.htm...
tohiny
novalian'i kitjo ny 17/12/2006 16:58
fijo
(
07/12/2006 20:38)
dia ita izao raha ny vaovao tsy ofisialy,fa mitarika indray ravalo ao toliara.
de hilaza indray ve ny sasany fa nisy halabato,nefa teo nitarika lahiniriko,tsy nisy io resaka halabato io??????????
ka...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 09/12/2006 13:34
DONGAKA
(
07/12/2006 19:50)
tokony ho propagandy foana ny andro toa ambodia mitafy hodi-janak'ondry daholo ny mpanao pôlitika...MAKA NY FON NY VAHOAKA fa refa azo izay ilaina ...tsssss...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:28
tezitra
(
07/12/2006 19:33)
dia hisy indray ny lalana vaovao hamboarina
dia hisy artikla vaovao hihembidy
COLOMBO A MENE L'enquête, eh ben:
[b]--NY LALANA MANKANY @ FASANA NO HAMBOARINY ho an'i gasy (AMPASAPITO, ABOLONK...
tohiny
novalian'i jigs ny 18/12/2006 08:48
jefra
(
07/12/2006 13:41)
Rehefa avy nanao recoupement aho d:
-Tsy marina ny notanteriko hoe azo i Pety tery ambany. Mbola karohina izy izany.
-Ireo nanao barazy voasambotra (dimy sa firy tsy tadidiko) no miakatra fitsarana ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/12/2006 13:25
oufouf
(
06/12/2006 23:44)
[b]wanted[/b] : 50 000 $ ny omena an' izay mahita sy mahasambotra an' ny jeneraly Fidy .......:-w
...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:43
