Politika

fijo ( 06/12/2006 23:36)
he he he ,ô ry zalahy an,iny aza efa reraka tsy naharaka ny famatsiana ny ankilany,ka raha tena asiana dingana faharoa eo ve tsy hisy hitrosa hivarotra vady ao??????le vady nefa eo tsy misy aka atao ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2006 00:50
fijo ( 06/12/2006 22:10)
efa itako ny "midi mada "alakamisy ka tena misy vaovao lehibe,fa naika hosamborina i pety tao fianara,fa lasa nitsoaka nandositra.tsy ita izay misy azy izao.??????... tohiny
novalian'i jigs ny 18/12/2006 08:54
vetsoko ( 06/12/2006 17:20)
madagasikara moa efa tany tsy tan-dalàna satria ny mpitondra mihintsy no tsy manara-dalàna Fantatrareo ve fa ny vokam-pifidianana avoaka n'ny fanjakana ofisialy hatramin'izao dia ny résultats izay... tohiny
novalian'i belaza ny 09/12/2006 09:44
Bocassa ( 06/12/2006 15:42)
Salama jiaby tompoko. Manantena aho fa efa maika ianareo hahafantatra ny valim-pifidianana natao tany Inde tamin'ny alatsinainy 04 déc 2006 teo. Nifidy izay ho filohany mantsy ny fikambanana OESC m... tohiny
novalian'i Penhell ny 09/12/2006 10:27
lagoon ( 06/12/2006 15:20)
Un extrait: Bureau de vote n°:320426005 District:VANGAINDRANO Commune:VANGAINDRANO Fokontany:Betoafo Lieu:EPP Betoafo Suffrage exprimé:177 Ravalo:24 Herizo:202 Date:2006-12-04 Heure: 16:... tohiny
Fiffi ( 06/12/2006 14:38)
[b]MADAGASIKARA Inscrits : 2 935 813 Votants : 1 788 895 Blancs et nuls : 37 366 Suffrages exprimés : 1 751 529 Participation : 60,93 Nombre Bv : 17 581 Enregistrement : 4 ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:08
ronaldo09 ( 06/12/2006 13:07)
Ny tenako aloha dia tohina tanteraka namaky ny gazety madagascar tribune nivoaka ny 05 decembre 2006 momba ny hoe Toliara:La victoire du vote ethnique ,amiko amy maha-zanaky ny faritany Toliara ahy ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:11
ronaldo09 ( 06/12/2006 13:03)
Ny tenako aloha dia tohina tanteraka namaky ny gazety madagascar tribune nivoaka ny 05 decembre 2006 momba ny hoe Toliara:La victoire du vote ethnique ,amiko amy maha-zanaky ny faritany Toliara ahy ... tohiny
novalian'i rabejo ny 11/12/2006 12:24
bazylou ( 06/12/2006 11:44)
ity ny fanontaniako manaraka!! "" serons nous sur le point de faire un deuxieme deba ??"" "" eto ampamolavolana deba faharoa ve isika ?""... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:44
ratonga ( 06/12/2006 09:56)
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3232,36-841166,0.html?xtor=RSS-3210... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:19
Lejim ( 05/12/2006 20:24)
Marina aloha fa nitana lanja lehibe tamin'ny nahazoan'ny kandida Lahiniriko vato maro tany amin'ny faritanin'ny Toliara ny fiaviany avy any. Benefice ho azy izany. Fa ny mahagaga ahy dia toa i Lahinir... tohiny
novalian'i jigs ny 15/12/2006 05:16
lapino ( 05/12/2006 17:30)
Ny propagandy teto amin'ny serasera rehefa jerena dia tsy nisy afa-tsy Ravalomanana, ary ny mpanohitra no tena nafana fo indrindra. Asa ny propagandy tany amin'ny isam-paritra tany, fa raha ohatra an'... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:35
lapino ( 05/12/2006 16:11)
Ilay tsikeran'i anonymous ao amin'ny blaogin'i jentilisa: http://jentilisa.blogspot.com/2006/12/vokatra-talata-051206-taminny-12-ora.html :^)... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:39
rvoulah ( 05/12/2006 13:46)
http://www.mira.gov.mg/election/lien.php samy liana ny valim-pifidianana isika tsirairay avy. Manampy ny efa misy sy ny voalazan'ny gazety dia io ambony io ny rohin'ny Ministère de l'intérieur a... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:42
tezitra ( 05/12/2006 10:51)
Betaka ny milaza fa tokony ho teny gasy no hatao eto, zavatra 4: 1) inona marina ary no objectif ny serasera mba hahaizanay azy tsara 2)Raha hatao teny gasy ihany dia ataovy tena gasy: [b]raton... tohiny
ratonga ( 05/12/2006 00:58)
ÉLECTION. Pour ce qui est de la seconde place, trois candidats émergent. Un score serré entre le trio. Plus de 69% jusqu’à hier pour Marc Ravalomanana ---------------------------... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:44
bazylou ( 04/12/2006 17:42)
fifidianana... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:47
xxx ( 04/12/2006 16:29)
@ ity vokampifidianana ity zao dia mazava be fa ry deba no tena nangalatra t@ 2002 ireny , ka inona no tsy marina @ izany :°)... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:48
manantsoa ( 04/12/2006 15:51)
Nalaiza be tamin' ny fiandohan' ny propagande ilay fitenenana fa tsy mitovy ny ronono sy ny lalàna. Marina tokoa izany fa noporofoin' ny vahoaka tamin' ny 3 desamdra ny maha samy hafa azy ireo . ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:49
Samoana ( 04/12/2006 13:31)
Miarahaba ny namana mpifamely ara-kevitra eto @ serasera indray aloha tratry ity fihaonan-dehibe 04 desambra nandrasana efa ela ity e :wink: !Arahaba tsy nisy naratra leiretsy a :lol:! Tsy mbola maha... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.407