mazava be erantany

1. xxx ( 04/12/2006 16:29)
@ ity vokampifidianana ity zao dia mazava be fa ry deba no tena nangalatra t@ 2002 ireny , ka inona no tsy marina @ izany :°)
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:48
2. tenagasy ( 04/12/2006 17:52)
Mankamamy eh!

Ie satria nanindrahindra ireo mpanohitra fa t@ ity 2006 ity dia nihena be dia be ny mpomba an'i Ra8, mbola izao anefa ny fandehany.

Ny marina hono tsy mba maty!

Tsy nitroatra fahatany ny vahoaka fa nisy tsy niady tany ho any t@ ireny.

Ary tsy mitroatra fahatany izy matoa milamina teo anatrehan'izay fihantsiana maro samihafa nifandimby efa firy taona izay!

Mirary soa!
3. tenagasy ( 04/12/2006 17:54)
Mankamamy eh!

Ie! Satria nanindrahindra ireo mpanohitra fa t@ ity 2006 ity dia nihena be dia be ny mpomba an'i Ra8, mbola izao anefa ny fandehany. T'@ ireny izany asa fotsiny!

Ny marina hono tsy mba maty!

Tsy nitroatroatra fahatany ny vahoaka t@ ireny fa nisy tsy niady tany ho any.

Ary tsy mitroatroatra fahatany izy matoa milamina ankehitriny teo anatrehan'izay fihantsiana maro samihafa nifandimby efa firy taona izay!

Mirary soa!
4. Imahaka ( 04/12/2006 18:30)
isika no tena gasy e!
5. xxx ( 04/12/2006 18:48)
:roll::roll::roll:
6. Lejim ( 04/12/2006 18:59)
:roll::roll::roll:
7. Zina ( 04/12/2006 21:58)
Ny manao tsara tsy mba very mandeha...
8. sasa ( 05/12/2006 04:38)
Ny soa vita tsy mba anenenana fa hain'Andriamanitra foana ny mamaly azy
9. fijo ( 06/12/2006 22:48)
aiza kay andriamanitra ry sasa?????sa ao anaty voasary mamy be?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1541