Politika
lapino
(
06/01/2007 19:38)
[quote=Segolène Royal]"La chine fait peur aux français"[/quote]Tsy mpanao gazety izy io miteny io ... :wink:...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:53
bazylou
(
06/01/2007 02:01)
raferandaomy amin'ny region fa ilaina e!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/01/2007 20:56
bazylou
(
05/01/2007 10:21)
nihaino ilay kabarin'ilay 8 amin'ity taona vaovao ity anareo.. ilay tao amin'ny MBS io maraina io..
Ny zavatra tsapako voalohany dia ny fiantsoan'ilay rangahy io , ny olona tsara sitram po rehetra h...
tohiny
novalian'i Ninyah ny 06/01/2007 04:17
bazylou
(
04/01/2007 00:46)
NY foksionera midrikina tsy faly.
NY kere tsy hita izay hanaovana azy na efa misy maty ho azy aza ny olona.
NY dahalo mamely mafy.
ny cyclone, miala ny eo dia miditra indray ny iray.
NY jiro tapak...
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/01/2007 15:16
MTN
(
02/01/2007 17:19)
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:57
bazylou
(
02/01/2007 08:31)
feno sahady ny fonksionera tsy faly!! nefa nahazo 10% io an!!...
tohiny
novalian'i kitjo ny 06/01/2007 18:54
salopard
(
01/01/2007 14:58)
ry malagasy,tratran'ny taolana daholo
,minoa fotsiny hoy isika t@ mandat taloha ,sambatra izay tsy nahita nefa mino hoy isika @ izao mandat vaovao izao. tsy nifidy ahy toliara dia tsy ho fidiko koa,...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 05/01/2007 14:07
bazylou
(
01/01/2007 10:04)
2007 daholo aloha e!!!!!!!!!!!:*:*:*:*:*:P:P:P...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 20:34
bazylou
(
31/12/2006 19:04)
ao anatin'ny 15 ndro ary i PETY dia inona no ataon'ingahy lehiben'ny aty tany gasy?? HAnorana sa hivandravandra sa hidemisiona ?????...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/01/2007 00:48
njrtinah
(
30/12/2006 15:06)
Salama daholo e!
Tena mahalasa saina ilay famonoana ilay filoha Irakianina. Tsy miaro an'i Sadam aho fa ny hoe "zanahary no tompon'ny aina."
Manahy mafy aho @ ilay filohan-tsika Prô amerikanina. Te...
tohiny
novalian'i caprio ny 02/01/2007 23:36
salopard
(
30/12/2006 14:13)
nahantona i saddam, na dia teo aza ny fety ny sacrifice aîd el kebir musulman ; na dia tokony nandrasana aza ny fifaranan'n'ny fety, sao hisy hilaza fa sacrifice ny fahafatesan'ny saddam.
PKOI? ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2007 21:16
xxx
(
30/12/2006 11:49)
teto frantsa aloha dia efa niarahana t@ fomba ofisialy ny victoire an'i Ra8 tao @ résidence ambassade omaly hariva, narahina kabary nataon'i Mr l'Ambassadeur fa tany @ toeran-kafa ve mba efa nanao to...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2007 09:11
lapino
(
30/12/2006 11:17)
Dia faly mitsinjaka ny vahoaka irakiana
Mahalasa saina ihany fa tena loza izany hoe, ifalian'ny vahoaka ny fahafatesan'ilay olona....
tohiny
novalian'i nolalaina ny 02/01/2007 23:25
salopard
(
29/12/2006 14:55)
resaka marché io, lasan'ny tiko hono ny famatsiana ny fonja, nefa vitsy dia vitsy ny mpanjifa,
sosokevitra ny minisitran'ny ekonomia: atomboy ny mponina ao amponja dia, betsaka ny mpanjifa dia man...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 30/12/2006 11:24
ravatorano
(
29/12/2006 05:55)
Ao amin 'ny gazety mivoaka isan'andro dia milaza sy miantso aary misy aza mikikiaka mihitsy amin ny fahanginan'Antoko AVI
Avia amizay mou e mba lazao ny hevitrareo ??? !!!
Mahazendana tokoa fa tsy n...
tohiny
novalian'i exdadabe ny 01/01/2007 09:54
bazylou
(
28/12/2006 12:50)
aloha di tsy ho faty mandrakizay na mizarazara aza ny ao anatiny e!! mahazo 2e na e foana izy aminny fifidianana ary tsy hadinonn'y olona indrindra ny any amin'ny sisiny ,ny ao toamasina indrindrindri...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 30/12/2006 11:31
newyork2007
(
28/12/2006 10:17)
Raha ny fifidianana teo no jerena dia toa matahotra ihany ny tenako ny hilaza fa mamim-bahoaka ny filoha Ravalo satria tsy manerana ny nosy izy no nibata ny fandresena,ohatra fotsiny hoe ny fahares...
tohiny
novalian'i bonazy ny 30/12/2006 21:17
bazylou
(
28/12/2006 00:20)
na foanana tokoa moa ny senat satria be arema loatra dia inona no maha demokraty an'ny madagasikara???...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 29/12/2006 15:46
salopard
(
27/12/2006 15:41)
ho anareo tovovavy mpanohana andravalo dia toa hosoloany koa hono ny vadiny, ka aiza ry fiffy, xxx, diamondra,ikaretsaka,bobooo,twaynn, kitjo
fa le marché-nay mba avereno levalo ô...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 29/12/2006 09:42
bazylou
(
26/12/2006 23:47)
ouverture politique!!! atomboka amin'ny fanenjehana sy fanasaziana ireo rehetra tsy nifidy azy tamin'ny 3 12 06 sy izay rehetra nanohitohina azy!!!!...
tohiny
novalian'i bazylou ny 27/12/2006 23:34
