avereno ny fifidianana
1. bazylou
(
21/12/2006 17:26)
hoy i herizo fa be loatra ny tsy ara dalana!! misy marina aloha io voalazany io e!!
novalian'i manantsoa ny 24/12/2006 16:09
2. jefra
(
21/12/2006 18:20)
Ie! Tena averina tokoa ilay fifidianana :°):°)
Averintsika izy am 2011 fa miomana tsara :-D:-D:-D:-D
Averintsika izy am 2011 fa miomana tsara :-D:-D:-D:-D
3. ainga
(
21/12/2006 19:07)
:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
Efa lasa adalan'ny taviny mihitsy any ka ! loza izany ! Ny mety @ kandida sasany ireo dia manao concours de beauté na concours de pitreries. Maninona koa tsy angatahana hoe ataovy pile ou face ny fifidianana filoha ?:P:P:P:P:P:P:P:P:P

6. simplex
(
21/12/2006 20:42)
ka tsisy issue ankoatry izay lery kou. Izy ve 4eme ao @ lisitra, na hisy in na in tsy misy idirany intsony. Retirety sisa, sa v d hanomana ny 2011 sahady? Tsy efa ampy kosa ve zay vola lany zay. Ra 1 Miliara isaky ny fifidianana zao efa 3 Miliara efa nahatsangana societe anakiray :D
Asa kou izao i Ratsirahonana sy Ny Hasina kou ve tsy nda hanohana an'io hevitra io zao? aza omena tsiny fa zay sisa no hany azony atao :-*:-*
7. fijo
(
21/12/2006 21:53)
raha izay lazain'i herizo ry bazy no henoina dia efa ela no vita mahia mada.
tadidin'ialahy le nolazainy hoe:"nilaovan'ny banky mondialy mada fa tsy mety tafavoaka."nefa inona no tenanisy avy eo???? kay vao miha nomena olona hiasa manokana momba ny aminy mada satria nahitana vokatra be sy fivoarana .ka aza dia mihaino izay tian aho eno fotsiny letsy e.base ny fahendrena koa izay

9. Samoana
(
22/12/2006 19:29)
bazylou:
hoy i herizo fa be loatra ny tsy ara dalana!! misy marina aloha io voalazany io e!!
Raha tanaty cyclone no nanaovana fifidianana mainka angamba tonga hatrany an-tongotra ny molotr'i Herizo nitaky famerenana izany. Soa fa nisaina ny tompon'andraikitra nampandroso ny daty:-P
12. bazylou
(
22/12/2006 22:52)
ko naninona no ysy natao octobre ,ny ffdianana ary rah aizany!! dia ny cyclone no ialana olana anefa ny halatra no marina!! ary ilay ordinaka boge aza no tena lalina!!
13. fijo
(
23/12/2006 05:30)
raha octobre io vao miha nikoropaka teo ny mpanohitra satria tsy mbola nisy tokotaniny ny saosy.
15. manantsoa
(
24/12/2006 16:09)
Tena nalahelo be an-drazoky io aho tamin' ny tsy nahalany azy ho filoha . Tena nanantena be mihitsy mantsy izy ny ho lany . Natobany tao daholo ny fahaizany sy ny fananany .
Indrisy anefa fa ny fanaratsiana an-dra8 no betsaka ka dia io no vokatra azo .
Noho izay fahadisoam-panantenany izay no idradradradrany fa hoe " avereno ny fifidianana " . Mahaiza resy razoky a! mitombona ny toro-hevitry ny sasany fa tsara ho anao ny milatsaka ho mairen' ny Fianarantsoa I aloha . Asehonao eo daholo ny fahaizanao dia tafa ianao amin' ny fifidianana filoha manaraka ....