bon anniv ravalo e!
1. kitjo
(
12/12/2006 05:02)
tsy mba iarahaba azy ve ry bazyl an...
asio hira kely Sareraka an!
fa firy taona tko mo lery izao?
asio hira kely Sareraka an!
fa firy taona tko mo lery izao?
novalian'i BloodTitan ny 14/12/2006 16:00
2. Papoose
(
12/12/2006 05:04)
happy Bday to u Ravaloooooooooooooooooooooooooooooooooooo Happy Bday to uuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuu=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
5. lapino
(
12/12/2006 06:52)
Indramina ilay hiran'i Francis Turbo :-)
Arahabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao ianaaaaaao (x3)
Arahabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao ianaaao Andriamatoa filooo ha! ...
Arahabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao ianaaaaaao (x3)
Arahabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao ianaaao Andriamatoa filooo ha! ...
8. ronaldo09
(
12/12/2006 10:08)
Dia ho lasa minisityra zany ny ankamaroan'ny namana ato amin'ny serasera.
9. sasa
(
12/12/2006 10:10)
bon annif ny President anay e!
Ronaldo9 taraiky be ianao fa efa misy ministra mintsy ato
Ronaldo9 taraiky be ianao fa efa misy ministra mintsy ato
14. kitjo
(
12/12/2006 14:33)
ronaldo> fa zay ngah ohatra anareo oe tsy manohana raha tsy omena toerana?
nnddriiiiii.....
nnddriiiiii.....
15. akama2006
(
12/12/2006 14:53)
kitjo> nanahoana ny fety aloha e!tsy formalite ve sisa ?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D!volana jiona dia efa hoe 1er tour hono koa!tena mety aharesy any apokalipsy nedala io an!sa ahona!ihihihihiihhh
16. andry44
(
12/12/2006 15:48)
57% taona izy zao kah!
De harabaina izy tatry ny tsingeritaona nahaterahany sady voafidy ny Malagasy indray hitondra ny firenene!
Zay fampandrosona marina amin'zay atao Ra8 a!
Sasa-miandry ny masikiny!!!
De harabaina izy tatry ny tsingeritaona nahaterahany sady voafidy ny Malagasy indray hitondra ny firenene!
Zay fampandrosona marina amin'zay atao Ra8 a!
Sasa-miandry ny masikiny!!!
17. kitjo
(
12/12/2006 17:23)
akama an, ndao isika hody d hiara-hiasa aminy amzay mba tanteraka ny tinjy atao dtsy mimenomenona tsn sa aoana?
20. akama2006
(
12/12/2006 18:06)
dailynnews> enga anie mba hanadalo ato ahitany fa tsy azony lalaovina avokoa akory ny olona!ary misy vonona ny hifanehitra aminy ara kevitra sy ara politika tsara mihinsty,fa sty mpanao oui mose !