bon anniv ravalo e!
21. kitjo
(
12/12/2006 19:01)
oui mose akama2006!
:-*
lalah>an3, tsy ironic io fa ozizy ny Baiboly hoe miara-miasa hahasoa ny zavatra rehetra!
:-*
lalah>an3, tsy ironic io fa ozizy ny Baiboly hoe miara-miasa hahasoa ny zavatra rehetra!
22. xxx
(
12/12/2006 19:53)
'saotra e ! Misaotra anareo namana nahatsiaro8)
Misaotra anao akama2006 ary manantena anao hanohy ny lalantsika @ taona 2007. Minoa ahy fotsiny ihany.
8Ra
Misaotra anao akama2006 ary manantena anao hanohy ny lalantsika @ taona 2007. Minoa ahy fotsiny ihany.
8Ra
26. xxx
(
12/12/2006 20:36)
arabaina aloha Ravalo fa natratra ny tsingeri-taona nahaterahany eeeeeeeeeeee!Samy mafôka a, tsika ndray oa tsy misy matahotra n'iza2 zany sady tsy mampitahotra n'iza2 zany sa aôna r'zalahy a. Zay ihany ny ahy fa d smia manao fety milay daholo
29. fijo
(
12/12/2006 21:34)
fety atao ry akama isany,fa vita izay ny amin'iny an.izay mampety ny anao izao atao
