Na mpanohitra na Mpanohana, Inona moa zany

1. BloodTitan ( 13/12/2006 10:14)
Inona moa zany no hevitra hitanareo ary fa tokony hampandrosoina an ity Madagasikara ity? Tsy maintsy miainga amin'ny fanonganam-panjakana ve de asiana korontana sy ra latsaka de hanarina lava ny zavatra simba sa ny mpitondra eo no ampiana ka hiara miasa aminy ka hanolotra hevitra iraisana hampahomby ny ady atao? Ra za manokana alou de leo an le mitsapatsapa a, ra olona hafa ndray zao no eo de mba hanao ahoana ndray sao de ny eo iany no eo, de hanova ndray de ny eo iany no eo de toy izany foana, de ny toe-karena kou mazava fa mijerijery kou satria tsisy asa vita fa ny seza no ifandroritana. Hita mantsy zao fa ny mpanohitra gasy dia tsy vonona mintsy na handroso hevitra aza ho an fitondrana fa de oe aleo ho anay ny seza, tsssssssss fitiava-tenanareo ty mitondra makaiza eeee?
répondu par fijo le 13/12/2006 21:04
2. fijo ( 13/12/2006 21:04)
mila filaminana aloha.izay vao oafaka miasa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0435