Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mangala-bato loza reto kandida mpanohatra kle
1. BloodTitan
(
14/12/2006 15:54)
Kay manao fika maloto be kay reto kandida mpanohatra reto kle, manana ambadika miaraka am Frantsay ry lerony hany ka nanao fika rehetra mba hangalaram-bato, de atao zay hidirana 2ème tour de avy eo manakorontana. Vola 40 milliard par candidat(kandida 4 am reo nilatsaka reo no nampiasain'ny frantsay) ra mahavita manala an ndra8 nininn vokany eo tsy kôty. Marihina koa fa 65% no an ndra8 fa tsy io 54,80 io fa jereonareo tsara fa ra8 mintsy no hanapongatra io fampitahana io ary hisy kandida tsy maintsy ho faizina satria nangala-bato. Izany iany koa no antony mody oe hakatona alou ny orinasa frantsay sasany satria miandry korontana izy ireo nefa indrisy moa fa tsy tanteraka ny fanirian'izy ireo izay hisaorana an 'Andriamanitra. Marihina fa amin'ny maha partenairen ndra8 ny Amerikanina dia efa azo sary avokoa ireo PV rehetra ka tsy maintsy hita avy hatrany ny halatra rehetra. Raha fintinina dia ireto frantsay reto mintsy no tena alika ra hanakorontana ny malagasy ary maniry mafy mintsy mba hanapahana ny fifandraisana am io firenena io satria ratsy toetra tokoa izy ireo.
Porofo izay nolazaiko dia avy amin'ny resaka nifanaovana tamin'ny ambasadeur Amerikanina miasa eto Madagasikara sy ny Directeur ny Asa vaventy eto amintsika. Misaotra o

novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:35
2. Robert
(
14/12/2006 16:21)
Tena mba mahagaga ahy eto @ serasera de be loatra ny olona tia miteny zavatra tsy de mazava sy tsy maro-pototra izany eee...
Lasa nahazo ny aretin-dry Tezitra, bazylou, ronaldo, Sareraka koa ve BloodTitan...
Ry zareo ireo mantsy mpilaza teto fa hisy korontana eto Dago aoriana ny 3 déc, ary impossible ny 1er tour de vita......betsaka eeee, nefa inona ny mitranga izao?????
Ny mahasamy hafa anao @ dry zareo fotsiny de enao manohana an-dra-8 fa ry zareo mpanohitra..
Nefa de tsy mety daholo ny ataonareo, samy extremiste daholo..
Raha misy zavatra iray jerena, ny mpanohana mahita fa fotsiny ilay izy, nefa ny mpanohitra mahita hoe mainty beu. Nefa ny tena marina gris ilay zavatra...:-D:-D

3. Imahaka
(
14/12/2006 16:22)
mbola santion-kevitra ratsy sy tsy mataho-tody aza io henonao io fa mbola .......
ireo namana mimenomenona sy manohitra mafy amin'ny fony no voa mafy.
ny marina rehetra tsy mbola filaza fa aleo ny tantara no hitsara dia samia velon'aina fa ho avy tsy ho ela ny fotoana.
aiza i akama2006> AVI amin'izay fa hanao confrotation pv isika loll

4. Lejim
(
14/12/2006 16:33)
BloodTitan> Aiza no nahazoanao an'izany information izany fa mba te ahafantatra izahay!
6. Lalah
(
14/12/2006 18:19)
Io ndray le resaka, iza no milaza aminao ry BloodTitan fa miaraka @ Amerikanina Ra8? dia teneno eto koa zany PV nahitana halatra zany, ny ambasadoro sy ny BM ao Dago no miaraka aminy dia hoe zay ve no hilazana hoe partenairany ny amerikanina? dia raha miaraka koa nefa dia maninona, inona no tombotsoa azon ny vahoaka? Partenaire ahoana koa moa zany ny tena marina e, hazavao ? 0.000000000000001% ny olona ao @ fitondrana amerikanina no mahalala azy, ny nahafantarany aza dia anaty lisitrin ny president mpangataka fanampiana sy mpi-indramam-bola, partenair zany tokony olona familiar. Ary iza ndray koa no milaza aminao fa ny frantsay no tena mpanakorotana? Aza manaratsy olona miteny olona alika hoatran zany fa tsy mety
7. zandikely
(
14/12/2006 18:28)
BloodTitan: Hay ve moa izay lazaina Amerikanina dia marina e?
Io koa ange efa zatra mandainga e, fakafakao ihany izay lazainy, hitanao hoe lazain'izy ireo fa nanana armes de desstruction massive i Sadam H., nefa tsy nisy an'izany akory... ohatra io fa maro be ny lainga lazaina.
Ny tiako lazaina dia eretrereto sy diniho ihany izay lazain'olona na gasy izy, na frantsay na chinois, na amerikanina fa tsy izay vaovao avoakan'ny Amerikanina no marina daholo.

10. kitjo
(
14/12/2006 19:21)
Ilay information nomen'i BloodTitan aloha tsy idirako
Ny tiako ambara fts dia efa fantatra hatrizay fa ny Frantsay no ambadiky ny mpanohitra....ary ireo mpanohitra ireo no adala manaiky ataony marionety satria raha raikitra ny ady na ny fianakams-ny aza mety ho ringana ao koa!
Very fihinanana ny frantsay satria efa misokatra @ firenena hafa i Madagasikara ka tsy hanaiky ho ampitambaziny eo tsony....izay vao tena ahaleo tena i Madagasikara ka marary ny fony!

11. Zina
(
14/12/2006 19:34)
oi i BloodTitan:
marina izany very ny taniny mbola te-hanandevo ny gasy ny frantsay....
Raha fintinina dia ireto frantsay reto mintsy no tena alika ra hanakorontana ny malagasy ary maniry mafy mintsy mba hanapahana ny fifandraisana am io firenena io satria ratsy toetra tokoa izy ireo.
marina izany very ny taniny mbola te-hanandevo ny gasy ny frantsay....
12. fijo
(
14/12/2006 21:44)
izahay koa,dia mpanohana ravalo tato,ary tsy menatra amin'izany.
izahay koa tato dia nangataka porofo foana ,rehefa misy "tsaho" avoaka.
ka eto,marina ary efa fantatra mazava,fa lafrantsa dia tsy tia andravalo,saingy ny amerikanina koa mety manely tsaho hanaratsiana frantsay,satria ady varotra io.ka rehefa misy zavatra aparitaka toa io,mba asio porofo mivaingana,fa
za koa izao hafaka hiteny hoe :"nilaza tamiko ny ... fa tena fika fotsiny io mody nilatsahan'i ratsirahonana io,mba hanadalana ny olona"de mody lazaiko hoe i anona mihintsy no nilaza izany tamiko.
izahay tsyhoe tsy mino,fa miandry porofo.