o ry ra8ista!!

1. bazylou ( 11/12/2006 23:09)
rahoviana no averinailay saosy nalaina nanaovana propangady ?? nalaina tany usa , france, alemana and co!! mifalia ho aho fa hanadio ny ati doha tenisany le8!
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:57
2. njrtinah ( 11/12/2006 23:18)
Ary ino ko ty ankisavasava tranon'ol ty?
3. xxx ( 12/12/2006 00:25)
modian-dra8 aneeeeeeeee, aneeeeeeee, dia manantena daholo. Nefa avy eo, ny haren-dra8 mitombo tsy hita nohanoha, ny anao ny akanjo horaisina aza manahirana.

Mbola roboka ihany, voadio marina ny saina.
4. narima ( 12/12/2006 04:25)
Tsisy problem'io refa izy no tian'ny vahoaka sy hatokisan'ny firenendehibe. Ary izahay dia mirary azy hitombo harena mba hanasoavany ny vahoaka, sady anniversaireny anio, arabaina Ravalo eeeeeeee!
5. sasa ( 12/12/2006 04:36)
bazylou hi hi hihihi memezanay fotsiny, mahazo lazaina izay tianlisany ho lazaina lisany fa izahay mihaino fotsiny amzao =))
6. xxx ( 12/12/2006 04:54)
Tsy nahaverim-bola ve ry Bazy an, sady mbola takian'ny nindramana koa izao ny saosy alaina tany aminy an. Dia aiza izao ianareo ireo no hijery toerana hamerenam-bola.
Aleo ny manana hitohy, fa manahirana ny miahy mamba noana eh, na alika romotra eh
7. Papoose ( 12/12/2006 05:03)
:-/
8. kitjo ( 12/12/2006 05:03)
ze ifanarahandry zareo any bazyl f aza mivaky loha amzany an!
azy ny azy!
9. Papoose ( 12/12/2006 05:08)
fa naninona ary no natao hoe RA8-IST fa tsy mba natao hoe RA8-EUR e!:-/
10. Fiffi ( 12/12/2006 06:20)
bazylou:
rahoviana no averinailay saosy nalaina nanaovana propangady ?? nalaina tany usa , france, alemana and co!! mifalia ho aho fa hanadio ny ati doha tenisany le8!
nga hono an'i rabazyl zany vola zany no rabazyl no be menomenona eto ? Ny tompon'ny vola aza tsy taitra !!!!!
"Tenisany ahoana io rabazy aaaahhhh !!! :evil::evil:


11. ronaldo09 ( 12/12/2006 09:56)
Ka ry zareo anie rabazy le mpanara-driandrano fotsi ny ,faly fa ravalo no nandresy amina hala-bato fa tsy fantany hoe ny gasy any mahantra sy mitrongy vao homana fa i ravalo no mitombo harena.Mba misaina ry reto a!
12. Fiffi ( 12/12/2006 10:02)
sasa:
bazylou hi hi hihihi memezanay fotsiny, mahazo lazaina izay tianlisany ho lazaina lisany fa izahay mihaino fotsiny amzao =))
sasa: iƩ ! =))=))=))=))


13. Imahaka ( 12/12/2006 20:03)
ronaldo09:

Ka ry zareo anie rabazy le mpanara-driandrano fotsi ny ,faly fa ravalo no nandresy amina hala-bato fa tsy fantany hoe ny gasy any mahantra sy mitrongy vao homana fa i ravalo no mitombo harena.Mba misaina ry reto a!



Ohatran'ny hoe ialahy irery no olona misaina e? ha ha ha
14. fijo ( 12/12/2006 21:38)
nareo milaza fa ny gasy mahantra sy mijaly.
gasy anefa no nifidy ary nanome ampaham bato maro hoan dravalo.
ka izay iray alehany,na ianareo mandainga,na ianareo manalika ny gasy.
ka fidio izay tena izy amin'ireo.
15. xxx ( 13/12/2006 00:16)
narima:

Ary izahay dia mirary azy hitombo harena mba hanasoavany ny vahoaka


Hanasoavana ny vahoaka?

Mitombo ny mpitsindroka sy mpangataka
Mitombo ny mpisotro satria sahirana amin'ny adin-tsainy ny raim-pianakaviana
Mitombo ny mpivaro-tena
Feno loatra ny fonja fa be loatra ny mpangalatra

Tsy mahalala ny tena misy marina ny eto amin'ny serasera.
Nifidy an-dra8 ny vahoaka satria tsy tiany ny kandida hafa, fa raha hoe ra8 hahatafita ny gasy izany dia nofy. Ianareo any ivelany any mianara tsara.
16. xxx ( 13/12/2006 00:17)
Mba hoavin'ny firenena.
17. bazylou ( 13/12/2006 00:20)
Misy olona iray manana pseudo marobe ary mivadika hatrany rehefa pour na contre ilay hevitra i lery!!
Au faite tsy misy olona betsaka eto fa ny eo ihany no eo..

xxx,....
18. sitlo ( 13/12/2006 01:27)
izay ilay hoe tsy manohitra na manohana botolo fa asiana fisainana mba tsy ho toa anao
19. fijo ( 13/12/2006 05:51)
afaka miseo koa anie na miovaova resaka aza e
20. mandrindra ( 13/12/2006 09:14)
fijo:

nareo milaza fa ny gasy mahantra sy mijaly.
gasy anefa no nifidy ary nanome ampaham bato maro hoan dravalo.
ka izay iray alehany,na ianareo mandainga,na ianareo manalika ny gasy.
ka fidio izay tena izy amin'ireo.


tsy voatery hoe satria mahantra sy mijaly dia tsy hifidy an'ilay mpitondra nahatonga an'izany. fa mety hoe tsy misy rirany mazava ny an'ny mpifaninana dia aleo aloha miaritra an'io satria io no mety tsy dia ratsy indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501