o ry ra8ista!!

21. Stone ( 13/12/2006 17:40)
Mba aok'izay io resaka R8 io ry Bazl fa vao maika ianao mankalaza azy.
Impiry ianao izay no nanonona ny anarany tato @ty forum ity = in-100 ngamba.
Izaho izao tsy asiako resaka akory ilay poloticien tsy azoazoko, ignoreko tanteraka fotsiny.
22. fijo ( 13/12/2006 22:11)
ekeko mihintsy izay ry mandrindra,kanefa koa mila hajaina izay safidy izay.
za mankana aloha,dia isan'ireo nanohana ravalo,satria tsy nahita ny mety ahavita kokoa e.
23. jigs ( 15/12/2006 04:57)
ndry tsy tia ra8 io ve de mihevitra fa ireo candidat hafa ireo de mety ahasolo azy? tô mapmé be zany! sa mitetika ireo fa hoe efa vitan-dRa8 ny làlana - le sarotra io an - de mitady hamatam-bonona, nofy any zany ôôôô
24. bazylou ( 15/12/2006 16:35)
ianareo koa mandreraka be !! mazava ho azy anie fa tsy hahavita ireo candida ireo satria tsy mitondra e!!
25. fijo ( 15/12/2006 21:19)
efa teo ireo ra bazy an...aiza ary nareo izany.
26. jigs ( 18/12/2006 09:01)
hoy i Baz:
ianareo koa mandreraka be !! mazava ho azy anie fa tsy hahavita ireo candida ireo satria tsy mitondra e!!

ny tiako ho lazaina anie de hoe : raha ireo no mitondra eo ve de mety ahavita kokoa noho izy
nnnttttsssss
27. BloodTitan ( 18/12/2006 11:42)
jigs>> marina zany!!!
hihi angamba nahavita nivarotra air force one ra herizo de iny no ataony propagande ndray am manaraka oe ny zava-bitako de nivarotra fananana tss, sa lahiniriko? nanana fahafahana izy taloha nampisehoana fa tena mahavita azy fa tsy nanao izy mbola ny ahy iany alou, Sa rolland ratsiraka toa tsisy nataony ara tao Toamasina fa toa mbola ra8 iany no revin kil tao, sa manandafy? otrany tsisy, Sa Ratsirahonana? mety ho azo itokiana iany fa tsy ambinina izy e!!! De iza ary sa rajakoba v, :lol:
28. xxx ( 18/12/2006 14:36)
mampalahelo ny malagasy!dia finaritra ny manaratsy,iza no teo @ fitondrana ka nijery ny làlana?tsy nameno paosy?sady tsy menatra ianareo fa "vetaveta "fitenenana, izany no nianarana t@ fitondrana teo aloha e!malahelo ny sezan'ny havany,nefa ange ireo havanareo ireo tsy nahavita na inona na inona e!avia kely jerena izay anaty lohanareo?afaka hitondra inona? an'iza?poakaty, be loha kely saina daholo,tsy ra8 no mampalahelo fa ny fomba fisainanareo ireo,mampiady ny malagasy, tsy mendrika ny atao hoe malagasy ianareo ireo,raha sahy manatona minisitera 1 dia milazà ny hevitrareo any fa tsy anaty forum no be vava, zany no aina anefa ny vody no atanina afo,
29. fijo ( 21/12/2006 05:57)
i rolanda aloha homeko fanalana tsiny tapany satria mpanohitra,fa lahiniriko anie olona nanana fahefana teo vao haingana e,nefa tsy nanao inona akory.izay no tena olana be?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0612