SABLE MOUVANT!......
1. lemenakely
(
04/12/2006 12:05)
Dia tena nampalahelo tokoa sady nahatsikaiky ny candidats sasantsasany fa dia toy ireny olona latsaka ao anaty SABLE MOUVANT ireny .
Nandritra ny propagande wa wa wa ...dia nihena tsikelikely izany ary nanomboka omaly dia tsy hita intsony fa voatelin'izany sable mouvant izany avokoa ireo MAILLONS FAIBLES!
INDRISY r'ilay tapa-tsaosisy!
Aleo mihinana vary amin'anana aloha sitrany ahay mafàna ny kibo sa ahoana e!

répondu par fijo le 06/12/2006 23:09
2. besoiiin
(
04/12/2006 12:07)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D nisy niseo ho favori nefa nioaran'ny sovaly bloalika
8. kitjo
(
04/12/2006 14:40)
sasa> hihihi..milay mitsy le inspiraka
nareo marina!
ka i Pety ange efa nilaza fa ho lany e...taiza no mbola nisy fifidianana tsy nahalany azy e?
zao iz lany bala izao fa nareo ary ahoana..hiihih

9. Samoana
(
04/12/2006 15:17)
hoy kitjo/ Pety ange efa nilaza fa ho lany e...taiza no mbola nisy fifidianana tsy nahalany azy e?
zao iz lany bala izao fa nareo ary ahoana..hiihih
izao v le hoe Pety a pt les plombs, kay nifidy lalana sable mouvant ?!!:lol:

12. xl
(
05/12/2006 06:48)
FAIR PLAY :
ARAHABAINA NY NAMANA FA MBOLA HITONDRA, DIA MANKAHERY KOA IREO RESY IZAY HANDRAY LA PELLE SY GOUDRON @ FANAMBOARAN-DALANA
SATRIA NY MIASA MIARAKA NO FAHOMBIAZANA
BON COURAGE DAHOLO