1 ER TOUR DIA VITA E

1. rfd2001 ( 04/12/2006 13:29)
Tao arianan'ny resultat an-tanandehibe teo amin'ny province tsirairay dia manana marges be dia be RAVALOMANANA holany 1er TOUR.
Satria ny tantsaha sy tambanivohitra dia tsy mahalala afatsy Ravolomanana noho izy nahavita zavatra sy nahatsidika azy ireo.
Noho izany dia fanampiny fotsiny ny vato azo avy amin'ny tantsaha.
OK RAVALOMANANA 1 ER TOUR DIA VITA E
AO E !
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:28
2. sasa ( 04/12/2006 13:31)
ENY WA O E!
3. Fiffi ( 04/12/2006 13:35)
de zay no nataony .....
4. tywa68 ( 04/12/2006 16:09)
efa ela no nanana marges i ra-8 fa ny nanenjika azy no nanantena na tsy nijery tsara ny zava-bitany !
5. ratafika ( 04/12/2006 16:44)
eo ihany fa tsy misy miala ra-8 ah! Arabainé!
6. xxx ( 04/12/2006 18:46)
rfd2001:

AO E !


ngah tsy OE,OE!:-D:-D
7. Imahaka ( 04/12/2006 19:13)
eoa
8. Penhell ( 05/12/2006 20:17)
Koa hisy ohatr'izany ve? Mbola handany vola,aina,inona koa.Ny raharahampirenena tokony hiroso.Manantena hihinana yaourt,fromage,jus sns mba hanampy ny vary sy laoka @izay e!
9. fijo ( 06/12/2006 22:58)
aiza lea ry akama fa hanao fety ireto an
10. naej ( 07/12/2006 13:53)
=D araibana ianao atoa filoha , mahaleova mahalasana e!=D
11. fijo ( 07/12/2006 22:28)
mbola tsy ofisialy fa moramora klo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0645