Politika

bazylou ( 24/11/2006 09:02)
tsy mahazaka ilay fahamarinana sy ny mpanao gazety e!! raha izao ilay 8 dia esorina daholo ny gazeey gasy rehetra!! Izany ve no demokraty??? ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:05
fijo ( 23/11/2006 23:38)
ny mpanao politika sasany,dia tena mampalahelo mihintsy,satria dia tsy miova mihintsy,fa dia ireo foana no mba zavatra takatry ny sainy. ary ny hoavin'ny firenena ve mba efa nosainina sa dia ny mandr... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:08
fijo ( 23/11/2006 23:07)
aiza ihany ny mpanohitra amin'ity aradalana ity e????? tsy ekena ny daty ny 03 dec fa tsy aradalana e,"nefa misy mpahay lalana milaza mazava fa aradalana io" izao indray manohana olona mpanongana fa... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:11
Robert ( 23/11/2006 20:41)
Rehefa vita ny fifidiana @ 3 déc de izay Kandida faha-roa mahazo vato be indrindra no atao chef de l'opposition malagasy. De miainga @'io ilay platte forme de l'opposition, Hisy lajany kokoa... tohiny
novalian'i Robert ny 26/11/2006 04:44
xxx ( 23/11/2006 19:31)
:roll:tsy aleo iany vé ravalo no eo satria isika vé dia hitsipadoa lakanitany vao atsasa-dalana no viany,bé laotra ireo te ho filoa ratsyzany vé tsy aleo sylla jack dia vita e,ratsy teo anié rava... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 16:26
bazylou ( 23/11/2006 16:36)
dia efa mihena ny mankafy an'ilay 8!! satria feno resa be fotsiny nefa rehefa hangataka aty aminay ihany!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/11/2006 23:30
bazylou ( 23/11/2006 13:44)
afaka manao visoconference ohatran'i Herizo ve??? Nahaona ny sasny no tsy mahazaka sa....???... tohiny
novalian'i manantsoa ny 24/11/2006 15:39
tezitra ( 23/11/2006 12:03)
nanoratra aho omaly dia no-censuré-na(nofafana); alalana avy aiza no amafanao izany eto fanontaniana, ho ampianariko ianareo: -Aiza moa no foibe misy ny serasera, [u][b]1)any madagascar[/b][/u]?:... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 19:17
ravatorano ( 23/11/2006 08:18)
aiza no nisy an izany hoe kandidà marobe izany indray hanao fampielezan kevitra d iza no hofidiana d iza no ho tohanana tena matrina ny lazain i kitjo fa tsy zakan ny olona ka na eny amin ny karti... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 09:58
kitjo ( 23/11/2006 07:37)
nnddrriii... mampalahelo be fa tsy hahavory olona dia nitambatra sitrany ahay otrin isaky ny kandida zao ny cotisation @io hanaramana olona hanatrika azy any e! tandremo ndraya ry tsy mena ny... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 10:03
bazylou ( 22/11/2006 21:33)
izahay aty SOFIA tsy mila an'ilay ra8 io!! tena nahazo kapoka mafy tazy nefa ny campagne tao an tanana nentin'ny pastera fjkm!!... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:38
Fiffi ( 22/11/2006 18:40)
Tratra ny fitaovam-piadian'ny jeneraly Fidy . Rava ny tetika nokotrehin'ny jeneraly Randrianafidisoa. Saron'ny mpitandro ny filaminana daholo teny an-trano fonenany ireo fitaovana samihafa saika ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:57
Imahaka ( 22/11/2006 17:21)
ary i Salmo toa manely tsaho foana no ataony e!gadraiko eo ialahy fa tohizo ihany... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:58
salmo ( 22/11/2006 13:54)
Lasa vinany ny politika Malagasy. Ny fanaovana prôpangady dia tonga hatramin'ny fanidiana ny Banky Foibeny Madagascar, mba tsy hanaovanireo 13 mianadahy raharahany fampielezankevitra. Mino aho fa his... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:59
oufouf ( 22/11/2006 09:10)
Affaire Randrianafidisoa : Pety menacé d’arrestation L’enquête concernant la « mutinerie » du général Randrianafidisoa progresse rapidement. Au train où vont les choses, les investig... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:05
manantsoa ( 22/11/2006 03:55)
Mahavariana : Misy kandidà mahay ny lalàna ary milaza fa ara- dalàna dia ara- dalàna ny fanaovana ny fifidianana amin' ny 3 desambra 2006 . Ny hafa anefa milaza fa tsy ara - dalàna . Misy kandi... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:14
colar ( 22/11/2006 00:20)
ra mba misy afaka mampiditra ato ny article politika am la gazette fa to lasa mila manao abonaka hono v vo mahazo mijery ny tohiny v nama,tsss,d misotra mialoha e,io zoky ravato mba ampidiro a,ataovy ... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 12:16
xxx ( 22/11/2006 00:15)
Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay.... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2006 23:45
bazylou ( 21/11/2006 23:35)
bon, raha toa izany ka tsy nisy nilatsaka ireo olona ireo satria tsy nanaiky io daty io izy ireo fa i ra8 singla ihany no niditra teo,satria izy irery no nanaiky io daty io. Dia demokratika ve izany ?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:23
fijo ( 21/11/2006 22:58)
vao nanomboka ity resaka fifidianana ity,dia nanomboka ny mpanohitra hoe tsy aradalana io.aiz ano daty tena izy??????maninonna no tsy miala i ravalo.tsy ekena io daty io,izay lany eo tsy aradalana,iza... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9925