Politika

sareraka ( 20/11/2006 22:12)
Raha ny classement eo @ firenena faran'izay fadiranovana eto ambany masoandro dia firenena sivy (9)sisa no resin'i MADAGASIKARA dia gisitra ! -SIERRA-LEONNE -BANGLADESH -BURKINA -FASSO -REPUBLIQ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 21/11/2006 14:49
bazylou ( 20/11/2006 22:00)
ny le 4 na ny le 10dec dia inona no ataon'ny ra8?? Dia inona no ataon'ny pokona ??? pokona maty noana! Dia hanao autoproclamation indray ve?? ilay 8 hirifatra aty norvezy na usa na .... miaraka am... tohiny
novalian'i ninonati ny 21/11/2006 00:05
tezitra ( 20/11/2006 18:44)
ny mahagaga tà resaka coup d'etat t@ 17, on parlait trop de R8 et fidy mais pas le peuple et l'économie, or: 1)- nisy ny miaramila maty, ary ny problème mihamafana entre RFI et Bani 2)-betsaka ny... tohiny
novalian'i belaza ny 22/11/2006 09:42
solomamy ( 20/11/2006 18:13)
Marseille 20 novembre 2006 L’Association APRIM Amitie Provence Madagascar. Bilan d’ Activité : - Participation aux 6-7-8-9 eme festival du Palais Longchamp en partenariat avec le Co... tohiny
novalian'i Samoana ny 21/11/2006 17:17
kitjo ( 20/11/2006 18:03)
[i]Italic text[/i][b]nde mba ovaina loko kely izy ity ry zareo an[/b] Tsy mikendry olon-tokana toy ny fanoheran'ny maro aho eto fa ny hitako no lazaiko! Tsy "perfect" akory ny fitondrana ankehit... tohiny
kitjo ( 20/11/2006 16:13)
http://www.rfo.fr/player_video.php3?iddoc=1329_1330_1331_1332_&id=1330&f=asx&x=p Zany ve no olona responsable? samy manana ny responsable aminy marina!... tohiny
novalian'i zandikely ny 20/11/2006 22:05
ronaldo09 ( 20/11/2006 12:17)
Raha sanatria ,sanatria sanatria,ka lany eo io rangahy io dia miomana isika FLM(Fiangonana Loterana Malagasy )amin'ny fanenjehana,tadidion-tsika tsara ny nanaovany ny FPVM izay nakatony satria niro... tohiny
novalian'i kitjo ny 21/11/2006 16:25
salmo ( 20/11/2006 11:21)
Haleo i ravalo no filohany TIKO fa tsy filohany Mscar, satri ny vokatra TIKO dia ao anatiny vita malagasy ka tokony tsy hanaovana prôpangandy. Ny tokony hanaovana propangady eo amin'ny firenena mahat... tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2006 23:36
bazylou ( 19/11/2006 22:36)
aleo handeha ny baolina e;;eo no m atimaty eo fa janvier 2007 ihany ireo dia mitsoaka ao madagasikara fa mafy ny ady!! ... tohiny
novalian'i Lejim ny 21/11/2006 17:14
kolokanto ( 19/11/2006 21:25)
Tena gaga sy variana aho ry namana isany tato nahita fa hay mbola misy Malagasy mihevitra sy ohatran'ny mirehareha mihitsy aza hoe tena mbola zana-tany frantsay ny Malagasy!! Tao amin'ny lohahevitra ... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 16:30
ndalana ( 19/11/2006 17:07)
tsy fotoana fanofisana intsony izao.halohalika ny ranombary.mifohaza daholo.tandremo,mahaiza mifidy... tohiny
novalian'i vale ny 20/11/2006 09:25
xxx ( 19/11/2006 14:34)
Mahalala tsara ny lalampanorenana Malagasy ve ireo miteniteny foana ireo? Andiny faha-FIRY ao no misy hoe tsy mantsy mametra mpialana ny filoha amperinasa rehefa tonga ny propagande? Ny nazava... tohiny
novalian'i SNAR ny 20/11/2006 16:04
bazylou ( 19/11/2006 10:48)
tsy mitovy aminao ve??? mazotoa manompo azy e!!... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2006 09:07
bazylou ( 19/11/2006 10:27)
omaly , ka nody maina ny ny tim organizatera... tohiny
novalian'i akama2006 ny 21/11/2006 10:26
bazylou ( 19/11/2006 10:19)
Raha jerena amin'ny maso tsy miangatra dia misy fahamarinany kely ihany ilay directoire saingy ny mahagaga dia maninona fa ny milaza azy ho prezda dia tsy nanao na inona na inona, fa mody fanina fots... tohiny
bazylou ( 19/11/2006 10:13)
Satria hita mazava fa tsy misy manara-dalana ny propagandy !! sy ireo mpilatsaka ao amin'izany. Indrindra moa fa ilay 8 ity!! AIZA KOA NO MISY PREZDA SADY MITONDRA NO MANAO PROPANGADY ETSY SY EROA HO... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/11/2006 22:55
Fiffi ( 18/11/2006 20:44)
[url=http://img128.imageshack.us/my.php?image=p1201vm7.jpg][img=http://img128.imageshack.us/img128/8673/p1201vm7.th.jpg][/url] iza @ ireo ary no ho fidinareo ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 17:23
sareraka ( 18/11/2006 17:52)
Raha ny fijerinay ny zavatra niseho andro vitsivitsy izay dia manaiky ny DIRECTOIRE MILITAIRE satria mafy sofina loatra sady diso tia tena ingahy RAVALOMANANA ka aleo mila entin'ny miaramila kely in... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 12:00
rabaradaka ( 18/11/2006 11:23)
Ela ry dadatoa no nahitako propagandin'ny filoha amperinasa izay fa ny an-dRavalo tena gravy : ny fitaovana tsy ampy zara raha misy zaraina, ny vola tsy misy, ny sakafo dia nofinofy fa dia samy mividy... tohiny
jentilisa ( 18/11/2006 10:22)
Tsy mbola misy izany fisamborana na fanonganana na ny mifanahatahaka amin'izany. Ao amin'ny toby BANI hatrany ny jeneraly fidy. http://jentilisa.blogspot.com ... tohiny
novalian'i colar ny 18/11/2006 21:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.717