Politika

jentilisa ( 18/11/2006 10:22)
Tsy mbola misy izany fisamborana na fanonganana na ny mifanahatahaka amin'izany. Ao amin'ny toby BANI hatrany ny jeneraly fidy. http://jentilisa.blogspot.com ... suite
répondu par colar le 18/11/2006 21:08
akama2006 ( 18/11/2006 10:02)
ra8 aza mitsoka aloha e! lasa aiza hono r8 teo! fa vao tonga dia efa tsy teo! fa nipitsika any jangila! fa ivato hono feno rasila! matahotra angamba lery! tany misy lalàna anie ety! ka ra... suite
répondu par kitjo le 20/11/2006 18:14
kitjo ( 18/11/2006 06:31)
tampin-dalan-kaleha ry mpanohitra isany ka tsy sahy hiatrika ny fitsaram-bahoaka...mitetika hanao coup d'etat! vendrana ngah ny vahoaka ka hanaiky anzany? ko ra tsy any Thailande izy ty!... suite
répondu par akama2006 le 20/11/2006 18:53
bazylou ( 18/11/2006 01:03)
ity
http://www.aody.mg/... suite
répondu par belaza le 19/11/2006 09:55
Lejim ( 18/11/2006 00:38)
Lasa toa philosophie ny fanovana politique ato! Ohatra (ohatra tena ohatra ity an: -Nisy nanipy grenade ny tany @ MBS Majunga. Mifanilikilika eo ny namana fa izao no nanao an'iny na izao. Kan... suite
répondu par mandrindra le 20/11/2006 14:44
bazylou ( 17/11/2006 23:13)
la religion est l'opium du peuple!!; tsy maintsy hoe atao boto be voton'anatra ilay gasy.. ilay ra8 aloha mila avalona fa tsy ilaina intsony e!! sadyraha mbola hidina 1e=26000fmg ny deviak dia , tsy... suite
répondu par papounette le 19/11/2006 10:56
fijo ( 17/11/2006 22:40)
mampiomehy ahy ny mpanao politika sasany ao amintsika. tonga izao ny fotoana handresena lahatra ny vahoaka.inoan no ataony."ahemory ny zao e,tsy ekena ny etsy e,izay lany eo tsy aradalana e"sns e. n... suite
répondu par Fiffi le 18/11/2006 17:28
degree ( 17/11/2006 20:59)
hono ho aho ry reto a: sambany indray ity nisy vhv nilatsaka ho fidina ,moa ve tokoa ny vhv efa mitoman-dahy sa mba te hiady ny fitoviantsaranga @ lhl sa kosa mba hitsapa vitana fotsiny ?:-D :-D... suite
répondu par bazylou le 19/11/2006 12:55
larousse ( 17/11/2006 17:41)
Iza ary no masahy milaza fa zay olona milatsaka ankoatry Ravalo de hampandroso marina any Mkara.Jereo reo olona sasany reo efa nitondra teo daholo na izany ministra taloha na depiote na tao am hcc ny ... suite
répondu par tandroka le 19/11/2006 22:47
rafeh ( 17/11/2006 12:38)
ekeko hoe nahavita lalana izy saingy ny miditra any am-bava sisa no tadiavin'ny olona nefa ny azy dia vao maika nisondrotra be loatra ny vidin'ny sakafo :twisted:tsy masaka intsony e:!: :?:tsy lany ... suite
répondu par xxx le 21/11/2006 08:25
akama2006 ( 17/11/2006 10:18)
tadiaviny sasany gafina ny meeeting ny ratsirahonana AVI tena milay tany fianar,vonoina ny olony AVI milay,dia inona koa no manaraka? laniny akoho ny fangaraka!;-):-D:-D:-D:-D:-D! nareo anie ry nam... suite
répondu par akama2006 le 18/11/2006 08:47
bazylou ( 16/11/2006 23:44)
hitanaro ireny ady hevitra malalaka be ireny!! mamaly ny fanontaniana tsy misy fisalasalana !! Iza amin'ireo 14 ireo no sahy hanao ireny ,, na ny mpanao gazety gasy aza tsy sahy hanao émission ohatr... suite
répondu par fijo le 17/11/2006 22:31
akama2006 ( 16/11/2006 17:50)
variana aminy 3 dec avokoa ny rehetra nefa ny apres3 dec no tsara jerena akaiky!raha ra8 no lany dia fitsipahana tsotra no ataony ambiny,raha sty lany kosa izy dia hisy fitoriana maro dia maro sy fana... suite
répondu par xxx le 20/11/2006 21:59
salopard ( 16/11/2006 17:33)
tsy mpanao politika aho fa dia tsotra mahita ny momban'ny resaka lahiniriko sy ny iranien dia mba hanontany momban'ny filoha ravalomanana: -nahoana kay no nakatona ny ambasady tao londres di... suite
répondu par ninonati le 21/11/2006 00:42
naritsimba ( 16/11/2006 14:16)
Tena gaga aho fa tsy hitako hoe lasa aiza io lohahevitra JIRAMA SY LA MEYEHR io? sa nafindra fa diso toerana, mba ilazao ihany rehefa hoe nafindra eh!... suite
répondu par naritsimba le 16/11/2006 14:20
bazylou ( 16/11/2006 13:38)
ianareo tsy eo ka aza mimenomenona e,, TSY MISY MATAHOATRA IZAY ALIKANAO EO§!... suite
répondu par fijo le 17/11/2006 22:41
ari.malala ( 16/11/2006 13:11)
Milaza izy ireo fa tsy aradalàna ny 3decembre nefa izy milatsaka, tsy hanaiky ny valip-pifidianana hono izy ka raha izy ve no lany eo de handà izy hoe za lany t@ tsy aradalàna da tsy hitondra? deia... suite
répondu par fijo le 17/11/2006 22:43
kolokanto ( 16/11/2006 11:46)
Fa maninona kay i bazylou no mametraka loha-hevitra de tsy hita intsony rehefa avy eo??? Izany ve no atao hoe manakorontana de rehefa vita izay atao dia mandositra fa tsy mahasahy miatrika ny valin-t... suite
répondu par fijo le 16/11/2006 22:21
bazylou ( 16/11/2006 00:02)
an'izany hoe vola 10 000 ariary marina!! tss milay an!!, dia misisiha ao ihany e::... suite
répondu par fijo le 16/11/2006 22:25
bazylou ( 15/11/2006 23:52)
ihany mandritra ny 5 taona manaraka dia aza mitsoaka mandadilady maka saosy aty aminay aty!!... suite
répondu par kelly13 le 16/11/2006 15:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3531