Politika
bazylou
(
12/11/2006 12:57)
ambadika nolazaina eto dia tsy ampy ny site , aiza koa no misy mpampianatra hoforsena ho tim raha tsy izany tsy mahazo solde!!...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 13/11/2006 16:51
bazylou
(
12/11/2006 12:55)
amin'ny fodiana fanina amin'ny fandrebirebena sy ny fivavahana ny hipokrity...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 14:38
petsambava
(
12/11/2006 08:17)
Ho an'izay mbola tsy mahalàla dia misokatra androany ny propagandy ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia natombony @ fotoam-pivavahana ao @ MAGRO ANKORONDRANO ...Ho an'izay tsy mbola mahalàla koa dia eto...
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 05:28
ainga
(
11/11/2006 22:56)
Mampalahelo elà ry bazylou fa be fankahalàna, dia be fanaratsiana, ka h@ maha-malagasy avy sy ny hambo-po maha-Malagasy antsika (anay rehefa tsy te-ho Gasy i Bazylou)no tsiratsiraina. Toa mararirary...
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 05:36
kitjo
(
11/11/2006 22:09)
io indray no filamatra amty e!...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 23:00
bazylou
(
11/11/2006 18:25)
avoahy izay sahy manohatra izany, gasy nefa be taraina sy be hataka isan'andro izao, jereo anue fa tonga at daholo izao ireo hangataka e, sady raha tsy misy ny gasin'andafy tsy mikaly ireo !!!
nefa m...
tohiny
novalian'i belaza ny 12/11/2006 10:59
sonwin
(
11/11/2006 17:31)
Ny firenena izay hatsangantsika
dia firenena tena vanona
Ka andeha hiaraka hihira isika hoe
"Tiako i Madagasikara" o^o
Sa tsy izay ranamana Bazylou? :°), tohanako mihitsy ny hevitrao amin'ilay ...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 13/11/2006 21:08
bazylou
(
11/11/2006 17:26)
tsy sahy mirotsaka amin'ny tena mazava fa ilaozana mody fanina fotsiny....
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 14:05
bazylou
(
11/11/2006 16:58)
ny fanjakan'ny prezda dia lasa izao e, tonga dia lany izy amin'izay sady mety hana-karena be ianareo...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 12/11/2006 12:20
bazylou
(
11/11/2006 15:05)
dia tenyfrantsay rano iray no ao ka aiza no hahzo resaka ny pokona, izany ve dia gasy... na izy prezda gasy aza mizity ny kabary frantsay ao antananany!!! tsssssssss...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 12/11/2006 12:23
bazylou
(
11/11/2006 14:58)
fa i ra8 no lany mba tsy ho lany andro lava izao e...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 14/11/2006 09:46
bazylou
(
11/11/2006 14:57)
milay sy rariny tokoa ity ra8 ity!!
Ny ahy mba zavtra hitako fotsiny dia ny hoe nahoana no manao mody fanina fotsiny ilay akanga lahy io fa tsy manaraka ny lalana mazava.
Nahoana no manao izatsy sy ...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/11/2006 15:18
xxx
(
10/11/2006 14:07)
Madagascar remporte le «Globe Award 2006» du tourisme
Cf> Les Nouvelles...
tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 21:02
rabaradaka
(
10/11/2006 13:30)
Taorinan'ireo masoivoho vahiny ny toeran'ny namana mpiserasera maro tamin'ny nampisehoan-dRavalo ny MAP tao Mahamasina. Toa nihifikifi-doha hoe ry zareo fa tsy nahatanty ilay famaranana ny précampagn...
tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 19:48
lagoon
(
10/11/2006 11:08)
Mety efa nisy nahita ity post ity,kanefa dia haveriko eto satria mety hisy Saina M%ichel higadra atsy ho atsy.
-------------------
Par: besaraka
Date: 10 novembre 2006 - 12:11
...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 14/11/2006 10:04
lagoon
(
10/11/2006 11:06)
Niala ihany ilay saron-tava nony farany.Mazava izany izao ny antony nialan'i Herizo tsy ho lehiben'i LF intsony t@ 2002 ireny.
Ny Hasina sy Elia dia kandidan'i Pierrot. I Herizo dia lasan'ireo Arema ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:42
xxx
(
09/11/2006 11:57)
dia manomboka indray ny rediredy ny mpijery filma !
ko raha tsy cinema ka hoe mampitandrina sy hanao zoro! izay mandray tsy raisina izay ihany no mahatonga ilay savoritaka!sa kosa mba te ho minisitry...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 10:47
oufouf
(
09/11/2006 10:16)
mba variana ihany aho , nahita fa toa manoratra any amin' i Chirac daholo ity olona hilatsaka hofidiana amin' ny 3/12 ity : tondroiko manokana eto indray Mme Candidate Elia Ravelomanantsoa
fa inona ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:22
sipagasy
(
09/11/2006 08:20)
mmhhhhh Ho avy ny fifidianana marina ka mikoropaka ny hahazo vato ny TIM hihihihih nahanganana ny TIM fanabeazana..... ppfffffff.... eny e! mazotoa eo ihany aloha e!
article nalefa tao @ gazety...
tohiny
novalian'i kitjo ny 12/11/2006 17:41
besoiiin
(
08/11/2006 15:12)
Dia gaga aho raha namaky gazety fa:
nampiantso ny mpamatsy vola ny kandidà 12 akoatra ny hasina sy ra8 ka nilaza fa tokony ahemotra ny fifidianana @ 03 dec satria tsy araka ny lalampanorenana ary ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:47
