Politika
sareraka
(
14/11/2006 08:31)
Aza dia zatra manao lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dà lana..RAHA NY HAMARON NY KANDIDA dia tsy logique ny ahalà ny azy 1ér tour RAHA TSY HOE HANGALA-BATO angaha sa izay izany no...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:23
Robert
(
13/11/2006 19:50)
Ary tô tsy heno tsony io resaka io ankehitriny...
Dictateur, Anti-démocratie, azy irery TVM sy ny RNM..
La Gazette de la grande île: lasa andoavana vola, de hoy indray izao ny sasany hoe ny m...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 22:31
sonwin
(
13/11/2006 17:49)
Fa ry 'zareo politisiana mpanohitra hoa toa tsy misy atokona mihitsy e. hany ka mamorona atsanga tsy aman'orana sy mamoromporona stratejia lava izao.Aiza moa no ho tian'ny vahoaka.
'Zay ny amin'in...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 20:52
Ndrefanga
(
13/11/2006 12:36)
Ahoana ity fifidianana ity e?
Betsaka ny kandidà nefa tsy maintsy iray amin'ireo ihany no ho fidiana!
Samy manana ny hevitra entiny handresen-dahatra ny tsirairay, ary tsy mitovy mihintsy an!
Ka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 20:54
lemenakely
(
13/11/2006 09:58)
oay ireto isika e oay ireto isika e....
fa mifandramatra sy mifanenjika toy ny ...
oay ireto isika e oay ireto isika
viravirain'ny demony ratsy mpanao pôlitika
izay vitako t@ 72 ,91 ary 2002...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:28
lagoon
(
13/11/2006 09:33)
La campagne du candidat Jean Lahiniriko, qui s’est tenue hier à Mahamasina, a connu un embrouillamini. Quelques sympathisants, fâchés par l’arrivée tardive de leur indemnité de repas et du vÃ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:24
bazylou
(
13/11/2006 00:05)
Rehefa atao tsara ny calcul dia tsy misy mahazo +50% ireo na ny irayaza amin'ny 1er tour, en plus 14 be izao,,...
tohiny
novalian'i tsingy ny 14/11/2006 09:59
bazylou
(
13/11/2006 00:04)
Mahagaga an, hay fatra- mpangalatra toa izany ianareo tim ireto, sa mpijapy train...
tohiny
novalian'i kitjo ny 18/11/2006 06:00
bazylou
(
12/11/2006 23:59)
jamban'izao lalana sy tetezana etsy sy eroa izao. Efa tsy nahavita azy tokoa ny mpanjaitra teo antanana ka nomen'ny sinoa tablier hono ny ankizy!!!!
Mba fantatrareo ve hoe firy miliara isan'andro ny ...
tohiny
novalian'i tsingy ny 15/11/2006 08:35
rainy
(
12/11/2006 23:52)
araky ny resaka mandeha farany dia hoe hirohotra hiditra an-keriny eto amin'ny tanana i Radidy sy ny tariny alohan'ny fifidianana; fanohanana avy amin'ny frantsay no toa hoe hahasahian-dry zareo?
Ino...
tohiny
novalian'i rainy ny 13/11/2006 21:09
petsambava
(
12/11/2006 21:03)
Ho zakantsika ihany ve ity fiovana ity
izao itsika gasy betsaka ny 4 mi
ny manana @ izany mihamanana ihany
dia ireo minisitra no voalohany @ izany
manaraka azy ireo ireo vahiny avy lavitra any
m...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 14/11/2006 10:27
sareraka
(
12/11/2006 20:41)
Ny voanjo na colons frantsay no namono ny gasy aman'arivony teto ANTANANARIVO sy MORAMANGA ary tany TOLIARY.
Ingahy TSIRANANA sy ny FRS no namono ny mpianatra teo @ 13 mai.
i RATSIRAKA sy ny nam...
tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:52
kitjo
(
12/11/2006 18:54)
henoy fa mande en direct ao @ www.mbs.mg
tsara kosa l ehira faneva an
mande foana!...
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2006 18:12
akama2006
(
12/11/2006 17:16)
BOYCOTT no tsara atao satria ny monopole no miseho izao,boycott ny vita tiko satria vita ho ana olombitsy fa tsy ho any malagasy,avy eo boycott ny mbs sy ny zavtra rehetra mikasika ny tiko sy nychaine...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 23:07
kitjo
(
12/11/2006 17:13)
alliance 92
http://www.alliance92.com/rubriques/vm/12%20Novambra%20atoandro.mp3
ny sasany ts nanao fa mivory hono...laozana mihanahana eo ko!
aveo ndray mimenomenona
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 12/11/2006 18:30
kitjo
(
12/11/2006 16:25)
mba asio patiny kely asiana maso e!...
tohiny
novalian'i bonazy ny 12/11/2006 20:51
lagoon
(
12/11/2006 15:50)
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1267
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1266...
tohiny
novalian'i belaza ny 17/11/2006 20:12
bazylou
(
12/11/2006 15:47)
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 16:15
bazylou
(
12/11/2006 13:00)
ka ny 1e= 6000 fmg taloha lasa 13000fmg 5 taona fotsiny;; maika fa ampiana 5taona manaraka...
tohiny
novalian'i kitjo ny 14/11/2006 18:16
bazylou
(
12/11/2006 12:59)
fa hikorontana io raha tsy lany eo ilay8...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 14:37
