Mba inona no fari-pahaizan-dRavalo fa tiako ho fantatra!
1. ronaldo09
(
14/11/2006 10:22)
Ny sasany milaza hoe :"Tsy nianatra mihitsy leiry",ny sasany indray " Niala classe de 4 eme",ny mpitamby ranon'apango milaza fa nianatra tany Suisse ledala.Menatra dia menatra manko aho indray andro niheno azy miteny frantsay t@ BFM-TV .Tena na ilay zandriko any dago izay 8 taona aloha dia tena mahay miteny frantsay noho leiry e! Dia hoy aho aminareo mba lazao amiko hoe ny C.V. -ny fa tiako ho fantatra.
Za aloha tsy azoazoko mihitsy izany hoe olona tsy nianatra no hitondra io firenena mamiko io e!Zay indray na ny fomba fipetrany amin'ny mandray masoivoho dia tena manala baraka mihitsy ,ary oviana moa ianareo no nahita filoham-pirenena manao Blouson cuir any amin'ny fivoriana iraisam-pirenena?
Miandry dia miandry valiny avy aty aminareo tia azy izahay Pro Lahiniriko

novalian'i ronaldo09 ny 21/11/2006 14:20
2. tsingy
(
14/11/2006 10:31)
Ronaldo kou mitad ny tsy mis:wink:
Ka olona tsy nianatra iny ka in njay!!!!in CV omena an'là eo?:-D:-D:-D
3. xxx
(
14/11/2006 10:39)
Olona ilettre i Ravalo ,tsy mahay mamaky teny sy manoratra .I Elie Rajaonarison no nampianatra manoratra sy mamaky an'iledala vaovao marina sy mitombona izany!:lol::lol::lol::lol::lol:
4. xxx
(
14/11/2006 10:42)
Olona ilettre i Ravalo ,tsy mahay mamaky teny sy manoratra .I Elie Rajaonarison no nampianatra manoratra sy mamaky an'iledala vaovao marina sy mitombona izany!:lol::lol::lol::lol::lol:
5. sonwin
(
14/11/2006 10:54)
ronaldo09:
Za aloha tsy azoazoko mihitsy izany hoe olona tsy nianatra no hitondra io firenena mamiko io e!
Ratsiraka ry 'se nitondra teo, leiry sady manam-pahaizana no coco be no mahay miteny frantsay be, etss..nefa aiza ho aiza ny niafaran'ny firenena?
Jere nefa ny an'ilay "tsy nianatra hono", ho ho ho, ny entreprise miroborobo, na olona nanana MBA aza tao mada tsy nahavita sahala amin'izany.
Raha hiandry anareo manam-pahaizana sy mahay teny frantsay ny firenena dia ho veryyyy eo! 'zahay variana miasa fa 'nareo variana milingilingy amin'ny fahaizana tsy entina mamokatra fa haingon-databatra
6. sonwin
(
14/11/2006 10:57)
ronaldo09:
.Menatra dia menatra manko aho indray andro niheno azy miteny frantsay t@ BFM-TV .
Izy aza tsy menatra ko 'se no menatra? ha ha ha. Tsy ny fahaizana miteny frantsay no mitondra mankaiza. Za ry leiry tsy mahay teny frantsay e, ary tena tsy mahay tokoa moa izany, nefa ny olona mahay teny frantsay aza toa.......raha ohariko amiko:@
7. xxx
(
14/11/2006 11:00)
Saika tsy hamaly ihany a ho fa nahakamo be ana ny nahita le lohahevitra ;mba olona manara_baovao sy mb a manahatadidy ve ronalodo ty eh za aza efa ho an_taona maroniala tany dago nahatadidiy fa talohan'ny naha filoha azy dee fa nisy CV ny nivoka t@gazety MIDI raha tsy hainao de hanontanio de mba hafa ata loha_hevitra fa zavatra tsy mitombona ny zavatra lazainao mahakamo be sady manafitohana
8. hery
(
14/11/2006 11:13)
Ny CV-ndRavalo? :-)
Filoham-pirenena nandritra ny 5 taona...
Inona no tokony hotadiavina noho io?

9. xxx
(
14/11/2006 11:13)
Ianao moa raha tafitoahana dia tsy aleo ho tafitohina any fa mba omeo an-dRa- ronaldo09 hoe ilay C.V. e!
Hoy i sonwin:Ratsiraka ry 'se nitondra teo, leiry sady manam-pahaizana no coco be no mahay miteny frantsay be, etss..nefa aiza ho aiza ny niafaran'ny firenena?
Fa aleo aloha naka an-dRatsiraka sady nohajain'ny olona i Madagasikara fa ity anakiray ity no tena fahafaham-baraka no azo taminy.
Hoy i sonwin ihany: Izy aza tsy menatra ko 'se no menatra? ha ha ha. Tsy ny fahaizana miteny frantsay no mitondra mankaiza. Za ry leiry tsy mahay teny frantsay e, ary tena tsy mahay tokoa moa izany, nefa ny olona mahay teny frantsay aza toa.......raha ohariko amiko
Dia misaotra anao zany niaiky fa tsy nianatra leiry e!Ary ianao milaza fa tsy ilaina ny mianatra sy ny fahaizan tenim-pirenena io ;Ny zanakao ve mianatra daholo sa asainao mianatra misotro toaka sy mifoka rongony?
Ilaina rangahy ity ny fahaizana indrindra raha filoham-pirenena zany a!

10. xxx
(
14/11/2006 11:17)
hery:
Ny CV-ndRavalo? :-)
Filoham-pirenena nandritra ny 5 taona...
Inona no tokony hotadiavina noho io?
Hay ve ka na ny web Master aza mpanohana mavitrika an-dravalo sady tsy ampy 5 taona koa ange no nitondrany teo e!
11. ronaldo09
(
14/11/2006 11:28)
Miala tsiny t@ fahanginana vetivety aloha fa ity ny C.V. n'i Lahinirikodia mba avokay ny an-Dravalo fa tena ilaiko dia ilaiko
-LAHINIRIKO Jean:
Né le 1er avril 1956 à Tongobory (province de Tuléar), d'ethnie mahafaly
Après un baccalauréat technique obtenu en 1975 au Lycée de génie civil d'Ampefoloha à Antananarivo, il part comme boursier à Cuba, dont il revient en 1981 avec un diplôme d'ingénieur en génie civil (spécialité : calcul de structures en béton armé et de structures métalliques) de l'Institut Supérieur Polytechnique José Antonio Echeverria de La Havane.
1982 -1985 : Ingénieur de contrôle, d'études et de surveillance au Bureau d'études Dinika : il a sous sa responsabilité la supervision d'importants chantiers du régime de la deuxième république de Didier RATSIRAKA, comme l'usine de produits pharmaceutiques OFAFA, la compagnie d'assurances ARO ou l'Ecole de formation d'administrateurs révolutionnaires (ENFAR).
1985 – 1989 : Directeur Général de l'entreprise Zanatany
1989-2000 : Ingénieur vérificateur au Ministère de l'Enseignement
secondaire et de l'Education de base, et parallèlement :
1997-2000 : Ingénieur de contrôle et d'études pour les projets japonais de
construction d'écoles aux normes anti-cycloniques
2000-2002 : Directeur du Fonds National pour la Promotion et la
Sauvegarde de la Culture Malagasy au Ministère
de l'Information, de la Culture et de la Communication
Fév.2002 – 2003 : Ministre des Travaux Publics dans le premier
gouvernement de Jacques SYLLA, où il a la charge
de reconstruire les ponts dynamités pendant la crise.
Déc 2002 : élu député à l'Assemblée Nationale sous la bannière du parti
présidentiel TIM
(circonscription de Betioky sud, province de Tuléar)
22 jan. 2003 : élu Président de l'Assemblée Nationale
source;www.elysee.fr
RATSIRAHONANA
|

12. matt
(
14/11/2006 11:40)
Tsy ny diplôma no important fa ny fahaiza-manao, bôritra ftsiny iny rehefa tsy mitondra amina réalisation concrète. Tsy hoe mamely ny manana bôritra akory fa ny tena mba bacc + 7 ihany fa saingy rehefa tena nandinika de ...
13. tsingy
(
14/11/2006 11:41)
Tsy ny nianantra ihan lou no mahay zavatra wa fa leiry kosa donendrina lotra na zany aza:-P tsy azo kianina zany.
tsy raharahanay ze diplomany any fa ny anay d RATSIRAHONANA :-D:-D:-D:-D
NO COMMENT
14. nikopol
(
14/11/2006 11:55)
mianara tsara daholo ianareo ry namana isany mba ho tafita amin'ny ambony indrindra :lol:
16. lagoon
(
14/11/2006 12:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Faly manenjika foana ny sasany.Tokony mba manana humilité ihany manko satria jereo ireny ry Herizo nahazo MBA nefa ny orinasa Stedic lasa nitsipozipozy.
Misy olona be diplôma nefa tsy vitany akory manao pratique an'ilay fianarana.
Ary aoka hazava koa fa i Ravalo dia tsy natao ho mpanao politika fa natao hitondra firenena.Mairie n'i Tana ihany dia ampy azy nampisehon'ny fahaizany mikatsa ny tsara sy ny fandrosoana.
Ny sasany efa VPM,Président par intérim,Ministre des Affaires étrangéres,Ministre des Télécommunications nefa tsy hita akory izay vokatra teo.
Tsy ny mari-pahaizana intsony izao no hifidianan'ny Malagasy fa ny zava-bita satria vahoaka tsy nahita fandrosoana nandritra ny 30 taona i GAsikara,nefa marobe ireo manam-pahaizana nitondra teo.

17. hery
(
14/11/2006 12:47)
Ary sao dia tokony avoaka koa aloha ny CV ronaldo09 :-) ?
Zah tsy manohana Ravalo raha mbola misy te hividy :-p

18. dolpika
(
14/11/2006 12:49)
Tsy dia misy ilana an'izany rehetra izany,ilay resaka CV io .Efa fantara fa ato antin'ny propagande isika izao ka eleo ny valim-pifidianana no hilaza azay
19. agoago
(
14/11/2006 12:59)
Fifidianana filohampirenena angaha misy fampisehoana CV dia safidiana @ alalan'ny CV moa.Olona any ambany ravikazoany ve hahazo izay CV sy izay ao anatin'ny CV.
Izay lanimbahoaka ihany io, dia iny no filoha na tsy nifidy azy aza ianao.Aleo hita eo indray ny lanin'ny vahoaka ho filoha sy sitraky ny ao ambony ho folohantsika dia @ fifidianana mambra governementa mamoaka ny Cvny, izay milaza manampahaizana.

20. hery
(
14/11/2006 13:04)
Sady raha hitady CV dia t@ izy tsy mbola prezidà no mitady CV. Olona efa nitondra anao nandritra ny firy volana ve (andao tsy lazaina hoe 5 taona) dia izao ianao vao mangataka ny CV-ny? Fa angaha Paiso foana nandritra izay fotoana izay?