Mba inona no fari-pahaizan-dRavalo fa tiako ho fantatra!
81. ronaldo09 (
21/11/2006 14:20)
Dia rehefa any Belgique,Luxemburg ,sns (pays francophone )dia ahoana?
Ka raha resaka langue aloha tsy resin-dRavalo ny tenako ;malagasy za mahay noho leiry ,Frantsay za mahay noho leiry ,Anglisy za mahay noho leiry,Rosianina za mahay noho leiry ,Espagnole za mahay noho leiry ary mi-comprendre portugais koa ny tenanay zany hoe tsy mahavery mandeha ny fahaizana langue fa tsy toa an-dRavalo niteny hoe:MALADIE DE LA VENTRE tany Senegal izy tamin'io (afa-baraka aho ry Nosiko):-D:-D:-D:-D:-D:-D