Mba inona no fari-pahaizan-dRavalo fa tiako ho fantatra!
21. mandrindra
(
14/11/2006 13:09)
hery, ohatrinona? :-D:-D
ianareo mpanohana an'i ravalomanana aza tonga dia sendoatra fa azo omena anie izany. fa angaha misy mahamenatra ny zavatra nataony no tonga dia zavatra hafa no hamaliana an'ilay lohahevitra e.
ny daty rehetra aloha dia tsy ananako fa samia manampy izay mahay :
taona 19.. nivoaka tao ankibondreniny
taona 19.. nivaro-dronono
taona 19.. nitantana ny orinasa TIKO, orinasa agroalimentaire moderna indrindra ao afrika
taona 19.. ben'ny tanan'antananarivo
taona 20.. filohampirenena
ronaldo09, ny fanana diplôma ve no midika fahaizana?? efa henonao niteny frantsay ve i g. bush??
ohatra ho an'i ronaldo09, inona no fari-pahaizana'i ronaldo nefa izy tompodanka erantany amin'ny kitra :°):°). io hoa tsy izay be baoritra irery ihany no manantsaina.
marihiko fa tsy miteny aho akory hoe mpitondra tena mahay be ravalomanana an

22. sonwin
(
14/11/2006 13:09)
xxx:
Ianao moa raha tafitoahana dia tsy aleo ho tafitohina any fa mba omeo an-dRa- ronaldo09 hoe ilay C.V. e!
Hoy i sonwin:Ratsiraka ry 'se nitondra teo, leiry sady manam-pahaizana no coco be no mahay miteny frantsay be, etss..nefa aiza ho aiza ny niafaran'ny firenena?
Fa aleo aloha naka an-dRatsiraka sady nohajain'ny olona i Madagasikara fa ity anakiray ity no tena fahafaham-baraka no azo taminy.
Hoy i sonwin ihany: Izy aza tsy menatra ko 'se no menatra? ha ha ha. Tsy ny fahaizana miteny frantsay no mitondra mankaiza. Za ry leiry tsy mahay teny frantsay e, ary tena tsy mahay tokoa moa izany, nefa ny olona mahay teny frantsay aza toa.......raha ohariko amiko
Dia misaotra anao zany niaiky fa tsy nianatra leiry e!Ary ianao milaza fa tsy ilaina ny mianatra sy ny fahaizan tenim-pirenena io ;Ny zanakao ve mianatra daholo sa asainao mianatra misotro toaka sy mifoka rongony?
Ilaina rangahy ity ny fahaizana indrindra raha filoham-pirenena zany a!
:@:@ mifoka dia misotro dia mihinana:miam:, nefa miditra ny saosy, k'in blem? :@, xxx amin'io manam-pahaizana be nefa asa.....:-@:-@.Mba mirotsaha 'nareo milaza azy ho mahay ho tazanina e!
:@
23. xxx
(
14/11/2006 13:40)
Ratsiraka , nanana diplome fa ahoana no nampiasainy izany tamin'ny fitondrana ,
Tsy dia ny fahaizana ara-diplome no inona fa ny fanana saina mifototra amin'ny fitiavan-TanindRazana sy ny mpiray Tanindrazana . Diniho ange ny hiran'i Ainga iny hoe : Ravalomanjaka tsy nanana Bac fa nahavita ny ROVA ........ he he he he

24. tezitra
(
14/11/2006 14:16)
ny dipôma ilaina , sinon adala ve ny vazaha manmpianatra, aza mianatra ary
LE DIPLÖME C'EST NECESSAIRE MAIS PAS SUFFISANT
TSY REHEFA MANANA DIPLÖMA KORY DIA MAHATAFITA, fa raha tsisy diplôma dia tsy ho avotra mihintsy
C COMME MANAntona dokotera, tsy sûr à 100% hoe ho sitrana, fa raha tsisy dokotera kosa dia sûr fa ho faty
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'ny 04 DEC NY HATEZERANAO

25. tezitra
(
14/11/2006 14:21)
NY OLONA TSISY DIPlÖMA DIA TSISY EFFET AMINY NY MI PAYER CASH AMI-NA MILLIONS, ny nianatra dia mahalala fa inflation sy devaluation no mety ho vokany; satria ny vitesse de circulation de monnaie haingana nohon'ny fisian'ny vokatra en contre partie
26. eraina
(
14/11/2006 14:21)
Fa ronaldo ve olona adala eeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!!
Sa ra-ronaldo ve tena olona efa mitapy e! mitovy @ angidina sy valala, hainao angamba ny tohiny fa ianao manampahaizana be ary tena savant mihintsy
Ravalomanana no mpitondra mendrika indrindra raha oharina @ ireo teo aloha, sady mitsinjo ny vahoaka
Miverena aty ary enao ronaldo fa ilay tanananareo tsisy làlana, rano madio,sekoly, hopital, nandritra ny demi siècle iny an! @ izao fotoana izao an! dia nisy mazava toy ny tany eden fahiny,
zay ary aloha fa misy ho dinihina sy ho tsakotsakoina tsara io, mba tsy hiteniteny tsy ampiheverana ianao
toy izay koa nareo entimpo tsy mandinika ireo, tokony hisaina vao manoratra eto

27. Samoana
(
14/11/2006 14:28)
hoy Ronaldo/
oviana moa ianareo no nahita filoham-pirenena manao Blouson cuir any amin'ny fivoriana iraisam-pirenena?
izay no tiany ary kouh ! Sa tokony hanaraka ny fiankanjon'i Bénin na i Tchad izy ? Sa hisolelaka ny mpanjaitran'i chirac satria ireo miteny frantsay:lol:?
28. Samoana
(
14/11/2006 14:36)
Ny mahagaga dia maro @ ireo mpitsikera ny diplaoman'i Ra8 ireo ankehitriny dia mpomba sy mpanohana mafy (toa ahy:D) an'Ingahy Monja Jaona taloha !!!
29. bazylou
(
14/11/2006 14:36)
Raha nytantaran'ny le8 no atao eto dia aoka re, Tsy dia diploma loatra ny azy fa formation ami'ny famokarana ronono ny azy. Izany aza mbola ny R ny namporisika ilay io hanao izany satria ny RARn'i le8 notena mpanao ronono fa tsy izy velively, anjonoana pokona fotsiny ilay hoe mpanao ronono. Tsy mahay mitery omby akory ilay io .
NY tIKO dia tsy misy azy tanteraka ao , fa efa lasa actionnaire folo mahery. Ao ny norvezianina , ilay sekoly nanaovan'i le8 formation, alemana, anglisy,...

30. fiaritiana
(
14/11/2006 14:52)
TSEMBOKA ALOHAN NY MIEVOKA izy tompony aza tsy menatra koa!!tsy ny fananana diplôma no zava dehibe!!lé raika lahy talou iny na nianatra aza tsssssssssssss nianatra nanapotika an i Mkara!:roll::roll:
31. kitjo
(
14/11/2006 15:25)
mila angalana ronono @ le ombivavindravalo mitsy nareo fa mitombo foana ny hagegena!
ndao mba henoina hoe ny teny frantsain' i Bush, Rice Condoleeza, Ben Laden, Ho , Zafy..hahahhahha
tena za v zany d tsy ho tafita? ny an reo aza mbola tsara nohon'ny ahy manko..hhmmmmm
tezitra an...ianao iany milaza fa tsy Suffisany ny diploma...kanefa hoy ianao tsy avotra ra tsisy diploma...tsy avotra ve ny fahitanao andravalo? oharo amin'i lebota be diploma nge e!
Mba hainao koa ve ny fianarana nataondry Donal trump sy ry Bill gates?
Aza dia miteniteny foana re fa d mirediredy ohatry ny adala an...

32. hery
(
14/11/2006 16:15)
tezitra:
AZA ATAO TRATRAN'ny 04 DEC NY HATEZERANAO
Hanjavona izao i tezitra amin'ny 4 dec :-p
33. ronaldo09
(
14/11/2006 16:18)
Ady hevitra no betsaka ,tena HORS SUJET ny ankabetsahanareo,ny zavatra anontaniako hafa hafa ny teny avalinareo!
Hoy aho :Hoy aho maba inona ny faripahaizany fa tiako ho fantatra !Ny tokony ho valiny dia ity :Bacc+7 na 5 na 4 sns na valiana hoe tsy nianatra izy .
Ny mahagaga dia lazainareo fa tsy ilaina ny diplome sy fahaizana raha tsy nilaina anie izany tsy nisy akory izao serasera.org izao e!
Rehefa tsy manana diploma izy dia lazaonareo ho tsy manana fa aza avilivily ny resaka!

34. lagoon
(
14/11/2006 16:19)
Ary mba mahay milomano ohatran'i ravlo ve aloa ireto mpanao politika hafa e?
I Ravlo no milomna dia ry leirony no rendrika!!
:-D:-D:-D:-D:-D
[URL=http://img81.imageshack.us/my.php?image=ra8swim1jf7.jpg][IMG]http://img81.imageshack.us/img81/3890/ra8swim1jf7.th.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img245.imageshack.us/my.php?image=ra8swim2oh3.jpg][IMG]http://img245.imageshack.us/img245/830/ra8swim2oh3.th.jpg[/IMG][/URL]

35. jentilisa
(
14/11/2006 16:29)
Ny fari-pahaizany aloha ny fijeriko azy dia nahatarika mpifidy tsy latsaky ny 40% hifidy azy tamin'ny fifidianana tamin'ny 2001 e! mba tsy ilazana ny 50% io an!
36. tsingy
(
14/11/2006 16:46)
tsy fahaizana no nahalany azy rajentilisa fa dokadoka poakaty e naenao ary mahay anizany fa odinao fanina fotsin :wink:
37. kitjo
(
14/11/2006 16:49)
ka samy manana ny ataony hoe faripahaizana io ko....ihihihhihi
aza ny hakelin'ny fil no jerena fa ny fidoboky ny feony

38. mandrindra
(
14/11/2006 16:49)
tsingy, raha izany dia fahaizana ihnay ka, fahaizana mandokadoka poakaty :-D:-D:-D
40. kitjo
(
14/11/2006 16:53)
nndrriiii
pkaty ohatry ny lohan'ny sasany mitete..ze tafiditra d tafavoaka fa misy kilaodaoka ny lohany
mijery ny masony fa tsy mahita d lasa pokaty no hitany..hahahahahhahahha
mandeana eny @ hopitaly Loterana fa mahay mitsabo maso b ry zareo ao