Mba inona no fari-pahaizan-dRavalo fa tiako ho fantatra!

41. mandrindra ( 14/11/2006 16:58)
tsingy, tsy mahay pôlitika letsy aho fa tohizo ny fanohanana an'i ratsirahonana a.
42. tsingy ( 14/11/2006 17:07)

o ra kitjo a,aza entimpo e ty enao tô lalina,zany ny aina ka te hiady hevitra, kely saina :-D:-D
In zao ze idiran'ny hopitaly amizany?
zahay aty suisse tsy ho any ami loterana fa aty kou misy mahay kokoa noho ny ao...ra tsy diso aho.
Aza terenao hitovy hevitra aminao ny hafa ze tiany io fa ny lohanao misy kilodoka tsentseno hahatakatra ny tian'ny mpanoratra ho lazaina:-D:-D:-D:-D:-D:-D
43. tsingy ( 14/11/2006 17:09)

Saika adinoko aki ra Kitjo a,

Ny ahy Ratsirahonana reveko lavitra noho Ra8:-D:-D:-D
44. kitjo ( 14/11/2006 17:15)
ka ilay oe "fahaizana mandokadoka pokaty" no lazaiko ry tsingy an!

aza mandray tsy raisina enao!

ilay pokaty no lazaiko satria tsy mahita in in afatsy pokaty nefa ny lohany mitsy no pokaty ar ny masony jamba..

enao ko any suisse ts mahita ny any dago mety tsy hoe jamba fa mba ts mahita fts fa ny any dago ts mahita no tokony mankeny @ Loterana..azonao amzay?

njy ty hakelin'ny saiko e,..mba manketo za mba mjery anareo be saina nge e..so mba mitombo ny anah!
45. tsingy ( 14/11/2006 17:28)

resaka iarahana ny eto fa tsy anao rery donc azoko raisina dôly dôly fa aza malahelo fa hoa n'ny rehetra ange ny nanaovan'i Hery anity e. Any mou Hery ô:wink:
fa na zany aza aza d marary fo sy misendôtra fa mbola be ny ho sisa so lany ambolohany eo ny aina.
ny zavatra lazainao ary tsy mande amizay laoniny akory. tafandry mandry akia d rampitso njay hono an:-D:-D:-D bizou be:*
46. kitjo ( 14/11/2006 17:37)
nnjiiii..misendoatram-pifa;iana mitsy za mihaino le kozin' i jaojoby @ vaovao MBS akia manohana andRavalomanana an

samy manana ny laoniny io k!
47. tsingy ( 14/11/2006 17:41)

zay manohana andratsirahonana, bandy mahavita azy sady norma araka le tenindroky e.:wink:
48. kitjo ( 14/11/2006 17:47)
tsisy tsiny fa bn chance e!
49. bemalaza ( 14/11/2006 17:57)
manana diploma @ comerce lery [indrindra fa varotra ronono]
ary manana fazahondalana hitaingina biskleta,wink:

50. kitjo ( 14/11/2006 18:05)
tena adino marina niteny anzay..melsi bemol an!

zay mitsy no itiavako azy..
51. kolokanto ( 14/11/2006 19:01)
Hoy ronaldo09 [quoNy sasany milaza hoe :"Tsy nianatra mihitsy leiry",ny sasany indray " Niala classe de 4 eme",ny mpitamby ranon'apango milaza fa nianatra tany Suisse ledala.Menatra dia menatra manko aho indray andro niheno azy miteny frantsay t@ BFM-TV .Tena na ilay zandriko any dago izay 8 taona aloha dia tena mahay miteny frantsay noho leiry e! Dia hoy aho aminareo mba lazao amiko hoe ny C.V. -ny fa tiako ho fantatra.
Za aloha tsy azoazoko mihitsy izany hoe olona tsy nianatra no hitondra io firenena mamiko io e!Zay indray na ny fomba fipetrany amin'ny mandray masoivoho dia tena manala baraka mihitsy ,ary oviana moa ianareo no nahita filoham-pirenena manao Blouson cuir any amin'ny fivoriana iraisam-pirenena?
Miandry dia miandry valiny avy aty aminareo tia azy izahay Pro Lahiniriko
te]message[/quote]
Fa inona no tena ilanao ilay cv an-dRavalo??? Te hifaninana aminy angaha ianao??? Hiditra candidat??
Mbola tsy nisy angamba n'aiza n'aiza eran-tany candidat nilanja sy nampiseho ny CV-ny isaky ny manao propagandy!! :-D
Menatra ianao hoy ianao naheno azy niteny frantsay: fa hono ho'ah fa ny fahaizana miteny frantsay kay no midika inona?? Olona ambony be ve?? Teny frantsay tsy tsy mitondra anao lavitra akory!! Mandehana fotsiny ianao atsy Afrique du Sud de mitenena teny frantsay raha horarahin'ny olona akory!!
Olona nanam-pahaizana be mihitsy no nitondra teo taloha nefa nentiny aiza izao Madagasikara?? Any an-kady!!!! Ary angaha moa izay "azoazonao" io fa izay safidim-bahoaka ihany no ho lany filoha eo!!:D
Raha resaka fomba fipetraka sy fomba fitafy indray: tsy mbola nisy lalàna iraisam-pirenena nandidy fa toy izao no tokony ho fipetraky ny filoha na toy izao ny akanjo tsy maintsy hanaovany!!
52. kitjo ( 14/11/2006 19:04)
Tongava aty aminay ko nge ronaldo raha afaka hiteny faran;tsy hay izany e! hihihihi

rehefa mivory ve ny ONU sns reny d teny frantsay? anseee..omena tampitsofina fts ry Chirac
53. belaza ( 14/11/2006 19:36)
ny cv andr8 ve? tsy ho lazaiko eto ny taloha fa tsy de ilaina intsony, fa ny goavana indrindra no lazaiko:
1999:lany ho ben'ny tananan'antananarivo renivohitra
2002:lany ho filohampirenena malagasy
2006:ho lany ho filohampirenena malagasy.
ny teny farantsihay ndray rehefa mivoaka ny hevitra de izay no zavadehibe, fa tsy hoe tsy maintsy miroulé r vao atao hoe mahay, ireny indray rajakombazaha no filaza anireny, ohatrandri tsingy, oay tsingininona mo fa tsy tadidiko?=))=))
54. dadasy ( 14/11/2006 20:02)
izaho koa tsy mahazo resaka, nefa misy mombamomba an-dRa8 ity de avoakako eto raha toa ka malaina mankany @ site TIM nareo.

Biographie du candidat Marc Ravalomanana
Mis en ligne le 11/11/2006

Biographie

Marc RAVALOMANANA est né le 12 décembre 1949.

Né dans une famille de 08 enfants, originaire de Imerikasinina, village à l’Est d’Antananarivo, il y a grandi et fait ses études. Il s’est marié avec Lalao RAKOTONIRAINY, il est père de 04 enfants (01 fille et 03 garçons). Marc RAVALOMANANA se définit comme « self made man ».

Il a commencé la fabrication artisanale de Yaourt dans le cadre d’une entreprise familiale. Poursuivant sans cesse ses investissements, il a créé la société TIKO, puis le groupe TIKO dont il a été le Président Directeur Général. Ce groupe est parmi les plus grosses entreprises malgaches.

C’est en 1999 que Marc RAVALOMANANA fait sont entrée en politique lorsqu’il se présente et gagne haut la main le fauteuil de Maire de la Capitale. Ses actions pour l’assainissement de la ville d’Antananarivo lui feront dès lors acquérir un capital de sympathie auprès de la population.

L’homme se singularise par son pragmatisme, sa rigueur.

Homme d’action et de terrain, il peut surprendre par sa volonté d’aller vite (contrairement au « moramora » malgache) et son langage direct.

Marc RAVALOMANANA n’en a pas moins une vie spirituelle intense : il est un fervent chrétien protestant.

Son attachement à la terre et à la campagne est resté très vivace en lui. Marc RAVALOMANANA prône le « vita malagasy » (made in Madagascar) et se veut être le défenseur de la culture et de la langue malgache.

Marc RAVALOMANANA aime le contact avec la population de l’île continent. Il a choisi comme moyens de locomotion l’avion ou l’hélicoptère dont il est passionné.

Il n’a pas de goût culinaire particulier mais il a toutefois une préférence pour la cuisine légère et évite de manger langue de bœuf et rognon.

C’est en 1999 que Marc RAVALOMANANA fait son entrée en politique lorsqu’il se présente et gagne haut la main le fauteuil de Maire de la Capitale. Ses actions pour l’assainissement de la ville d’Antananarivo lui feront dès lors acquérir un capital de sympathie auprès de la population.

Son défi pour Madagascar : La renaissance malgache, sortir Madagascar du sous développement.

Ses priorités : Lutte contre la corruption, instauration de la bonne gouvernance et transparence. Mise en place d’une administration efficace au service de la population.

Dans le secteur social : Education pour tous, passant par un soutien direct aux familles les plus démunies. Lutte contre le SIDA.

Dans le domaine économique : Soutien accru au secteur privé pour la relance économique, 3P - Partenariats Publics Privés. Objectifs du millénaire de Développement (OMD)

Inty ny source nakako azy:
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1263
daty: androany talata 14 novambra 2006.
55. Zina ( 14/11/2006 20:53)
Ratsiraka ry 'se nitondra teo, leiry sady manam-pahaizana no coco be no mahay miteny frantsay be, etss..nefa aiza ho aiza ny niafaran'ny firenena?

Jere nefa ny an'ilay "tsy nianatra hono", ho ho ho, ny entreprise miroborobo, na olona nanana MBA aza tao mada tsy nahavita sahala amin'izany.

Raha hiandry anareo manam-pahaizana sy mahay teny frantsay ny firenena dia ho veryyyy eo! 'zahay variana miasa fa 'nareo variana milingilingy amin'ny fahaizana tsy entina mamokatra fa haingon-databatra

aleo aloha ity averina indray fa soa dia tsy mazava @ ny sasany
56. kitjo ( 15/11/2006 12:01)
hihihi..ka misy misoty manapimaso refa mahita an'io ny rajakom-bazaha isany!

odryy..za marina! ry vazaha taratasy mnako e! nefa toa mitovy iany zany!

dadasy> misaotra anao e!
57. ronaldo09 ( 15/11/2006 12:40)
kolokanto:

Hoy ronaldo09 [quoNy sasany milaza hoe :"Tsy nianatra mihitsy leiry",ny sasany indray " Niala classe de 4 eme",ny mpitamby ranon'apango milaza fa nianatra tany Suisse ledala.Menatra dia menatra manko aho indray andro niheno azy miteny frantsay t@ BFM-TV .Tena na ilay zandriko any dago izay 8 taona aloha dia tena mahay miteny frantsay noho leiry e! Dia hoy aho aminareo mba lazao amiko hoe ny C.V. -ny fa tiako ho fantatra.
Za aloha tsy azoazoko mihitsy izany hoe olona tsy nianatra no hitondra io firenena mamiko io e!Zay indray na ny fomba fipetrany amin'ny mandray masoivoho dia tena manala baraka mihitsy ,ary oviana moa ianareo no nahita filoham-pirenena manao Blouson cuir any amin'ny fivoriana iraisam-pirenena?
Miandry dia miandry valiny avy aty aminareo tia azy izahay Pro Lahiniriko
te]message

Fa inona no tena ilanao ilay cv an-dRavalo??? Te hifaninana aminy angaha ianao??? Hiditra candidat??
Mbola tsy nisy angamba n'aiza n'aiza eran-tany candidat nilanja sy nampiseho ny CV-ny isaky ny manao propagandy!! :-D
Menatra ianao hoy ianao naheno azy niteny frantsay: fa hono ho'ah fa ny fahaizana miteny frantsay kay no midika inona?? Olona ambony be ve?? Teny frantsay tsy tsy mitondra anao lavitra akory!! Mandehana fotsiny ianao atsy Afrique du Sud de mitenena teny frantsay raha horarahin'ny olona akory!!
Olona nanam-pahaizana be mihitsy no nitondra teo taloha nefa nentiny aiza izao Madagasikara?? Any an-kady!!!! Ary angaha moa izay "azoazonao" io fa izay safidim-bahoaka ihany no ho lany filoha eo!!:D
Raha resaka fomba fipetraka sy fomba fitafy indray: tsy mbola nisy lalàna iraisam-pirenena nandidy fa toy izao no tokony ho fipetraky ny filoha na toy izao ny akanjo tsy maintsy hanaovany!!
[/quote]
Ianao angamba no tonga amin'ny fitenenana hoe :manao fiavina tafara.
Any Afrika atsimo dia teny anglisy no teny ampiasaina ary ry zareo zana-tany anglisy fa tsy Frantsay isika gasy teny Frantsay no ilina sy ampiasaina satria isika zana-tany Frantsay ,misaina aloha vao miteny e!I Taboo Mbeki sady mahay teny Anglisy no mahay ny tenin-drazany dia ny Afrikaans ka inona no anontanianao ny hoe miteny frantsay ve ny any?
Resaka fahaizana ilaina dia ilaina ary ianao ve nampianatra ny zanakao satsia raha eny midika izany fa ilaina ny fahaizana .MAZAVA

58. ronaldo09 ( 15/11/2006 12:42)
dadasy:

izaho koa tsy mahazo resaka, nefa misy mombamomba an-dRa8 ity de avoakako eto raha toa ka malaina mankany @ site TIM nareo.

Biographie du candidat Marc Ravalomanana
Mis en ligne le 11/11/2006

Biographie

Marc RAVALOMANANA est né le 12 décembre 1949.

Né dans une famille de 08 enfants, originaire de Imerikasinina, village à l’Est d’Antananarivo, il y a grandi et fait ses études. Il s’est marié avec Lalao RAKOTONIRAINY, il est père de 04 enfants (01 fille et 03 garçons). Marc RAVALOMANANA se définit comme « self made man ».

Il a commencé la fabrication artisanale de Yaourt dans le cadre d’une entreprise familiale. Poursuivant sans cesse ses investissements, il a créé la société TIKO, puis le groupe TIKO dont il a été le Président Directeur Général. Ce groupe est parmi les plus grosses entreprises malgaches.

C’est en 1999 que Marc RAVALOMANANA fait sont entrée en politique lorsqu’il se présente et gagne haut la main le fauteuil de Maire de la Capitale. Ses actions pour l’assainissement de la ville d’Antananarivo lui feront dès lors acquérir un capital de sympathie auprès de la population.

L’homme se singularise par son pragmatisme, sa rigueur.

Homme d’action et de terrain, il peut surprendre par sa volonté d’aller vite (contrairement au « moramora » malgache) et son langage direct.

Marc RAVALOMANANA n’en a pas moins une vie spirituelle intense : il est un fervent chrétien protestant.

Son attachement à la terre et à la campagne est resté très vivace en lui. Marc RAVALOMANANA prône le « vita malagasy » (made in Madagascar) et se veut être le défenseur de la culture et de la langue malgache.

Marc RAVALOMANANA aime le contact avec la population de l’île continent. Il a choisi comme moyens de locomotion l’avion ou l’hélicoptère dont il est passionné.

Il n’a pas de goût culinaire particulier mais il a toutefois une préférence pour la cuisine légère et évite de manger langue de bœuf et rognon.

C’est en 1999 que Marc RAVALOMANANA fait son entrée en politique lorsqu’il se présente et gagne haut la main le fauteuil de Maire de la Capitale. Ses actions pour l’assainissement de la ville d’Antananarivo lui feront dès lors acquérir un capital de sympathie auprès de la population.

L’homme se singularise par son pragmatisme, sa rigueur.

Homme d’action et de terrain, il peut surprendre par sa volonté d’aller vite (contrairement au « moramora » malgache) et son langage direct.

Marc RAVALOMANANA n’en a pas moins une vie spirituelle intense : il est un fervent chrétien protestant.

Son défi pour Madagascar : La renaissance malgache, sortir Madagascar du sous développement.

Ses priorités : Lutte contre la corruption, instauration de la bonne gouvernance et transparence. Mise en place d’une administration efficace au service de la population.

Dans le secteur social : Education pour tous, passant par un soutien direct aux familles les plus démunies. Lutte contre le SIDA.

Dans le domaine économique : Soutien accru au secteur privé pour la relance économique, 3P - Partenariats Publics Privés. Objectifs du millénaire de Développement (OMD)

Inty ny source nakako azy:
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1263
daty: androany talata 14 novambra 2006.

Dia inona ny diplaomany ary taiza izy no nianatra nga misy manontany eto hoe firy ny zanany ary iza ny vadiny ?

59. kitjo ( 15/11/2006 12:57)
ka anatin'ny CV dol sa enao mitsy no ts mahalala ny atao oe CV?

ianao ko ty toa tsisy iasana saina..zany no andaniana ron-doha

fa zao, dia manin ra tsy mahay teny frantsay?
ry rajakom-bazaha iany mihevitra anzany fa ny tena fahaizana langue dia ny mahazo ny lazain'ny olona ary mahatafavoaka ny hevitra tiana holazaina

To understand and to be understood..that's the most important!

ny ankoatra an'zay accessoire na style
60. Samoana ( 15/11/2006 13:45)
hoy Ronaldo:
Dia inona ny diplaomany ary taiza izy no nianatra

Angamba efa mba voavaly teto izay kely mba ananan'ny filohantsika fa mifona izahay Ronaldo fa tsy afaka mamorina intsony a !
-Aza omena tsiny raha tsy mahay fiteny betsaka toa anao ilay filohantsika
-Aza omena tsiny raha tsy nianatra toa anao futur tapi-pahaizana ny filohantsika
-Aza omena tsiny raha tsy mba mahazaka sipa colonie toy io lanjalanjainao io ny filohantsika fa mihafy @ vady gasikeliny e !

Dia mba miangavy anao izay Ronaldo mba hody rehefa vita ny fianaranao fa miandry anao ny firenena. Mampamangy indrindra ny Tchéchène ao rehefa alefan'i Poutine milalao baolina any ianao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0937