Lasa aiza sahady ny vola ry LahinIranien?

1. lagoon ( 13/11/2006 09:33)
La campagne du candidat Jean Lahiniriko, qui s’est tenue hier à Mahamasina, a connu un embrouillamini. Quelques sympathisants, fâchés par l’arrivée tardive de leur indemnité de repas et du véhicule qui devait les ramener, ont montré leur mécontentement devant le commissariat de Mahamasina, où l’un de ceux qui ont assuré le service d’ordre a choisi comme rempart. Poursuivi par la foule, ce dernier a trouvé refuge dans ledit commissariat. Dehors, les «dépités» se sont attroupés devant le commissariat et ont réclamé leur dû en criant.

D’après l’un d’eux, un responsable leur avait promis une indemnité de repas en quittant Antanandrano-Ambohitrarahaba. Ce dernier leur aurait fait également savoir que le transport sera assuré. Mais à la fin de la manifestation, celui qui devait les payer s’est éclipsé. Un autre responsable a accepté de prendre l’affaire en main, mais agacés par la longue attente, les sympathisants ont commencé à s’impatienter et ont hurlé après lui. Un agent de sécurité l’a alors fait fuir à bord d’un véhicule d’où la colère de la foule.

Vers la fin de la soirée, un émissaire est venu pour apporter la solution.


Sources:Les Nouvelles
répondu par fijo le 16/11/2006 23:24
2. bileda ( 13/11/2006 12:41)
Sarotra be ny mirotsaka ho filoha na dia be aza ny faniriana. Tsy izay te-ho filoha akory no mety ho izy. Saingy sarotra ny miteny hoe mahatsiarova tena , à cause de la sacro-sainte liberté d'opinion.
aleo hilatsaka hotsarain'ny tantara.
3. kitjo ( 13/11/2006 13:12)
eeehhhh

afa-baraka marina!

zay nge le lazaiko foan oe "mbola aiza e!"
4. lagoon ( 13/11/2006 13:48)
kitjo:

eeehhhh

afa-baraka marina!

zay nge le lazaiko foan oe "mbola aiza e!"




Hanomboka ny vaovao MBS avy any Maroantsetra,toerana nandalovan'i Ravalo androany.

rtsp://radio.mbs.mg:554/encoder/live.rm
5. kitjo ( 13/11/2006 13:51)
mande direct amzao ora zao ny any Sambava
6. lagoon ( 13/11/2006 13:52)
kitjo:

mande direct amzao ora zao ny any Sambava



Mihaino koa izany ianao.

"RAVALOMANANA TSY MAINTSY TAFITA"
"1er tour DIA VITA"
7. kitjo ( 13/11/2006 13:55)
zay indrindra

sady aty aminay zao efa ho 22h dia mihaino MBS aho mandra-maraina

le hira fanentanana rehetra koa dia milay dol.

Manantena 75% hono ravalo any Sambava

Tsy anaovana somonga ny fifidianana fa izay mahavita azy no fidiana hoy izy!

milay e!
8. lagoon ( 13/11/2006 13:57)
Izay mihintsy.
Sady manofy mihirahira izany ise @ alina?

:D
9. kitjo ( 13/11/2006 14:03)
hihihi...te hiaina mafy le ambiance any Dago

ouh ouh...

any aminay any Bira izao no mande...eny Atsimotsena hono..avy be orana kanefa bdb ny olona...

10. lagoon ( 13/11/2006 14:05)
%Marina izany.Mbola hitety faritra hafa ry zalahy ao @ MBS.

"Ny zava-bita e,hiara-mahita e IÔ IÔ"
"Tohizantsika e ireo ezaka vita IÔ IÔ"

Amin"ny telo Desambra
Marc Ravalomanana e!!!

11. kitjo ( 13/11/2006 14:51)

manina ny any antanana aho ry lagoon

nuun?
12. lagoon ( 13/11/2006 14:57)
:D
Ekena ry rasoa a!
13. kitjo ( 13/11/2006 15:20)
hahaha..
tratrako iany...

sinon hors suje kely isika fa atsy ambany atsy efa nasiako oe MBS en direct aleo angamba ao

fa aiza hoa no ahitana ny tonon le hira faneva sy hira fanentanana e

tsy afaka enregistrer-na ko le hira sinon afaka narahina d nadikako
14. lagoon ( 13/11/2006 15:24)
Manana e.mail ve ianao?
15. kitjo ( 13/11/2006 15:30)
aleo alefako hafatra..sinon ary @ forum iray ary misy fa mety tsy ho hitanao
16. lagoon ( 13/11/2006 15:32)
ok,misy hira manko aty.
17. lagoon ( 13/11/2006 15:48)
Lasa any @ g.mail ny hira e
18. Lejim ( 13/11/2006 16:08)
tsssssss, fanatika doly ny ato! :-D
19. lagoon ( 13/11/2006 16:10)
Lejim:

tsssssss, fanatika doly ny ato! :-D



Aiza kosa e?!?!
Milà ilay hiran'i Jerry Marcos ve ise e? :D
20. akama2006 ( 13/11/2006 16:11)
lejim> :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0725