Lasa aiza sahady ny vola ry LahinIranien?
21. kitjo
(
13/11/2006 16:32)
zay alo d marina e
tsy fanatika fts fa fanatika magnetika...:-D:-D
@ 3dec na akama sy lejim aza ho voasarika :}
tsy fanatika fts fa fanatika magnetika...:-D:-D
@ 3dec na akama sy lejim aza ho voasarika :}
22. akama2006
(
13/11/2006 16:51)
kitjo> kozy ve lety e! dia hanaraka any toi avy ato aorian aho izany aminy ilay magnetika be roa koa!:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:*:*:*:*
23. kitjo
(
13/11/2006 16:56)
ka ozy ravalo oe raisinay antanandroa hono zay te hanaraka anay d raisiko @tanana magnetika 2 mitsy enao!
24. belaza
(
13/11/2006 17:41)
kitjo:
hihihi...te hiaina mafy le ambiance any Dago
ouh ouh...
any aminay any Bira izao no mande...eny Atsimotsena hono..avy be orana kanefa bdb ny olona...
oay le hay ve nareo avy any amtanàna e? tena samy avy any izany isika e, eny ambohimena eny e okay, 90% bira an!!
25. sonwin
(
13/11/2006 17:44)
lagoon> za koa ry namana mbo omeo an'izany hira izany an.misaotra mialoha
26. kitjo
(
13/11/2006 17:52)
belaza> kay ndroky zany avy ambohimena..nataoko fa belazao..hihihiih
ieka tsika samy tsika aby!
midira ndroky ao @ Dinika manokana hoe "anay hatrany Bira"
ao aby ny ekipa solida rehetra.
azafady zareo fa horo size kely anay an!
sonwin> alefao aty na @ lagoon ny email d mahazo ise e!

27. ronaldo09
(
14/11/2006 10:11)
Toa hoatry mampihomehy mihitsy nreo le! Dia tsy misy resaka ho tenenina mihitsy ve, amiko aloha tsy marina io vaovao io satria gazety rehetra ao tana dia novidian-dRavalo daholo!
28. tsingy
(
14/11/2006 10:13)
Afa tsy "la gazette de la grande ile"leis e.Fa zao mou izy ty efa andoavambola kity!¨dadany njay iny:^)
29. ronaldo09
(
14/11/2006 10:45)
Kozy ve leit ry tsingy ,dia inona moa no ilana ny gazety ao Dago raha izany
31. kitjo
(
14/11/2006 15:27)
ka so d pelaka kosa ronaldo ko! hihihiihi
ary tsitan ronaldo ngah reo resaka bdb reo no oe tsisy resaka? ndao aza hiresaka e!
ary tsitan ronaldo ngah reo resaka bdb reo no oe tsisy resaka? ndao aza hiresaka e!
34. fijo
(
15/11/2006 21:10)
aoka moa ry izy dahy fa feno anareo ny tanana an.holany levalo fa aza taitra e
35. kitjo
(
16/11/2006 18:32)
k tsita ange fa tsy afaka mankaiza d eto no tratra e!
bdb ko le post alefan bazil d mila valiana izy fa mampalahelo..ny an sasany ko anefa ts maintsy jerena..hihi
mba manala azy ohatry ny mpanao sy mpijery propagandy fa ravalo ange efa fantatra fa ho lany e