Tena dictateur tokoa ilay Ra-8....

1. Robert ( 13/11/2006 19:50)
Ary tô tsy heno tsony io resaka io ankehitriny...

Dictateur, Anti-démocratie, azy irery TVM sy ny RNM..

La Gazette de la grande île: lasa andoavana vola, de hoy indray izao ny sasany hoe ny mpitondra no nanery an'io (tohin'ilay resaka virus informatique natao-dra-8 iny), @ izao ireo manam-bola vitsy iany no afaka maheny ny feo ny mpanohitra....


Aleo ny VAHOAKA NO HITSARA, Hohita ny havany ireo daholo ny mpiteniteny foana..


Présidentielle - L’audiovisuel national change de ton
13-11-2006 / 14:57
Antananarivo – La radio nationale malgache et la chaîne nationale TVM affichent une certaine neutralité à l’occasion de la période de campagne électorale en vue de la présidentielle du 3 décembre.

Autrefois, l’audiovisuel public était sous la coupe du candidat au pouvoir. Mais la réalité a bien changé aujourd’hui. Aucun candidat n’a le droit aujourd’hui, même pas le candidat président, d’imposer la diffusion de ses activités de campagne électorale dans le journal télévisé.

Une tranche gratuite de 5 minutes est accordée à tous les candidats sans exception, tandis que des émissions spéciales payantes ont été créées. La mainmise du pouvoir sur l’audiovisuel public en période électoral est bel et bien révolu. Le candidat président Ravalomanana est traité sur le même pied d’égalité que les autres candidats.


©MATERA


http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=289248
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 22:31
2. besoiiin ( 13/11/2006 20:05)
inona no blem robert a! mba mirotsaha ho hita fa aza aty anjorombala aty no mivazavaza sy mirediredy aty.
3. cabot ( 13/11/2006 20:22)
zaho aloa tsy miditra lalina fa zay tonga eo mitovy jiaby ;tia tena sy mameno paosy aby;ka na iza lany eo na iza tsy mitombo ny vola aty am-balahako zaho miasa ihany no mamelona ny tenako
4. Fiffi ( 13/11/2006 20:47)
Tena dictateur tokoa ilay Ra-8
Robert: azonao hazavaina ve aloha hoe inona no fandraisanao ny dikan'ny hoe dictateur ?
Aucun candidat n’a le droit aujourd’hui, même pas le candidat président, d’imposer la diffusion de ses activités de campagne électorale dans le journal télévisé.
"même pas le président.....dictateur ve izy @ zany ? :roll:
Une tranche gratuite de 5 minutes est accordée à tous les candidats sans exception
tena dictateur mihintsy ve izy @ zany ?:roll:
. Le candidat président Ravalomanana est traité sur le même pied d’égalité que les autres candidats.
de mbola dictateur hiany ve izy @ zany ?
heu....na aty frantsa aza ange misy an'io koa eh ! samy mahazo 5mn ny tsirairay fa tsy ny gasy hiany no misy an'zao .
De tena dictateur mihintsy ve Ravalomanana @ zao ?
5. vale ( 13/11/2006 20:50)
Mahagaga an!... efa manao ririnin-dasa tsy tsaroana ny sasany e! hisy dictateur ve hiohatra lay raika lahy teo aloha e, raha hiteny filoha hoe dictateur, hummmmmmmm!!
6. cabot ( 13/11/2006 20:56)
aza mifaditra isika vahoaka fa efa ao @ ra gasy mihitsy oa lay hoe zay tonga eo dia mameno paosy ;tsy nahita zay tonga lafatra aho fa zay tonga eo dia mitovy aby
7. simplex ( 13/11/2006 21:04)
:D:D:D

ny tian'lery hambare d hoe: tsy dictateur velively i ra8, porofony zany io voalaza eo ambony io.
ry Bob koa moa tsy manisy smileys mintsy kou aiza no tsy sarotra @ kil ny mahazo an'le paika :°)

:-*:-*



8. Fiffi ( 13/11/2006 21:15)
ny mahagaga ahy ange de zao eh ! Bob milaza hoe "Tena dictateur tokoa ilay Ra-8...." nefa ny zavatra lazainy rehetra tsy misy idiran'ny hoe dictateur Ra8 ! izy aza tsy nahazo 6mn fa 5mn tahaka ny rehetra koh dictateur ahoana izy ? :roll:
9. lagoon ( 13/11/2006 22:18)
Fiffi:

ny mahagaga ahy ange de zao eh ! Bob milaza hoe "Tena dictateur tokoa ilay Ra-8...." nefa ny zavatra lazainy rehetra tsy misy idiran'ny hoe dictateur Ra8 ! izy aza tsy nahazo 6mn fa 5mn tahaka ny rehetra koh dictateur ahoana izy ? :roll:




Ny tiany hotenenina ange izany dia mampiesona sy faly mitaraina fontsiny ny sasany e.Io lahatsoratra io no milaza fa lainga nafafy fontsiny ny hoe monpolisern'i Ra8 ny TVM sy MBS.
10. vale ( 13/11/2006 22:47)
cabot:

aza mifaditra isika vahoaka fa efa ao @ ra gasy mihitsy oa lay hoe zay tonga eo dia mameno paosy ;tsy nahita zay tonga lafatra aho fa zay tonga eo dia mitovy aby
cabot: :)tsy azo lavina izay, fa ny fatatro ftsn de tsy de ratsy noho ilay raika lahy taloha izy eeeee!!


11. kiali ( 13/11/2006 22:49)
bob denard ve sa bob sy cartera?:D:D:D
12. vale ( 13/11/2006 22:54)
:-D:-D kiali, mbola pira lavitra raha le fantatro izay,:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D ;-)
13. Fiffi ( 14/11/2006 05:59)
kiali: sa bob marley ? :-D:-D:-D:-D:-D
14. fintsa ( 14/11/2006 07:35)
tsy vitan'ny hoe dictateur fotsiny
fa tena miverina @ fanjakana andriana isika izao jereo anie raha tsy formalité fotsiny io fifidianana io e aza kivy e
15. Fiffi ( 14/11/2006 07:43)
fintsa: fa iza no dictateur ?
16. tsingy ( 14/11/2006 09:18)

Tena dictateur leis le Ra8 a!manao didin'ny be sandry fotsn.
Le teo alou kosa lou mbola nisy bizna ihan ny gasy fa zao na bizn ho atao aza tsis nefa tsy ary hisy orinasa hiasana e.Resaka fotsn bobaka e:-D:-D:-D:lalaovin'ny mpanao politika mits gasikarantsika zany an:-o tsy kobonareo v?
Na ho any na tsy hoa any lou RATSIRAHONANA ihan ny anay e.
17. tywa68 ( 14/11/2006 09:24)
tsy aleoko i ra-8 ihany (mampitahotra daholo izay mipoitra eo @ télé fa izy ihany no mahafinaritra ahy ê !) :wink:
Rah ilay teo aloha dia tena tsy miteny intsony fa horrible ! na mahay (mandainga sy mangalatra) ohatran'inona aza !
18. tsingy ( 14/11/2006 09:48)


marina ny anao fa ny tareh sy bika no hampivotra ani Dago an:-P:-P?
na 50 taona aza mbola eto ihany e,zah lou d mihomeh fona tsis arary andoha amizany fa sam manavotra ny ainy io kou:wink::wink:!
19. akama2006 ( 14/11/2006 09:48)
tywa> aiza kosa e!mbola tsy nahita any RATSIRAHONANA tsara kosa angamba nareo!:P:P:P

20. Imahaka ( 14/11/2006 09:53)
eny oa ry akama an, araho tsara ny fandehany hoe ahoana i Ratsirahonana sy Ra8 e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1499