Tena dictateur tokoa ilay Ra-8....
21. tsingy
(
14/11/2006 09:56)
Zà alou d RATSIRAHONANA e,lery tsy d we bogosy fa ny ela nietezana ihany wa no lava volo e:wink:
22. Imahaka
(
14/11/2006 09:58)
NY tiako lazaina, raha mpanohana an-DRatsirahonana, very maina raha hanaratsy an-dRa8 satria ireo hiara-hiasa ihany refaveo
23. tsingy
(
14/11/2006 10:01)
N'in n'in miseho politika ne zavatra 1 ihan e ary fantatro zany fa farafaharatsiny leiry mits miala lou d zay ny TIKO ihan no mandroso amizao fa ny sisa to mikatona dôly kity:wink:
24. akama2006
(
14/11/2006 10:02)
imahaka> mety tsy ho izay aloha fa ho hita eo ny tohiny!satria efa ela ihany no hita ilay sty fitovin-dokanga!:-D:-D
28. tsingy
(
14/11/2006 10:10)
Aleo akia mba miova kely fa tena trop le raika ty kou mandranitra adimpoko fotsiny.
merci akia ry akama a! elà v lou mba Ratsirahonana e? ze tin'là ihan leits fa elà efa lehibe:wink::-*
29. Fiffi
(
14/11/2006 10:11)
raha mameno ny paosiny fotsiny ny an'i Ra8 , heu....efa feno ny azy zany fa raha ny hafa indray no voafidy ao tsy vao maika ho loza ? satria ny paosindizareo mbola tsy misy ?
30. akama2006
(
14/11/2006 10:17)
fiffi> fa nahona moa no havela fotsiny hameno posy!fa angaha dia efa tarazo ilay tsy mainsty mamaeno posy!
matoa ny eo mameno posy dia ny vahoka no adala mamela azy hameno posy!
mametraka azy eo ny hampandroso fa tsy mameno posy!izay no mahatonga ilay resabola no hifidianana fa sty hevitra,mahatonga ny eo tsy hametraka ny fitsarana ambony mizaha ny mpitondra,etc.....!
fialana bala efa fahiny izay hoe aleo oloan efa voky!jereo ity ra8 e!efa nahazo avantage be teo aloha tsy mahalal honiny fa ny hanilaka ihany!:twisted::twisted:

31. tsingy
(
14/11/2006 10:18)
Ra mameno ny paosiny izy ka mikaly sy miaina tsara dôly dôly ny gasy tsis blèm zay no irina.:wink:
32. bemalaza
(
14/11/2006 17:51)
aza avadibadika rakoto ny resaka ny suijet eto de mikasika ny maha-dictateur anDra8,
araka ny miseho aloha de tena hita fa tena mpanindry hazolena mihintsy lery ,hita izany fa ny zavatra rehetra dia nalainy ary tsy misy mamana- zo hanao izany[hainareo ny tiko hanbara @ zany]
Tsingy:"Ra mameno ny paosiny izy ka mikaly sy miaina tsara dôly dôly ny gasy tsis blèm zay no irina."
mba ampiakaro ny fisainana ,resaka kibo zany de efa nilaozan'ny toetrandro @ zao de efa ny resaka tsy fitrosana no ady eo[zany hoe : ny firenena matanjaka @ taona 2000 hono dia ny firenena zay afaka miantoka ny vatan-tenany]ka raha io fona no tanjona de atoko fa tsy hoavotra mihintsy ny fiainantsika,indrindra fa ny hoavin'ireo ankizy any aorina any

33. tsingy
(
15/11/2006 08:29)
ka ny blèm ami fitantanana eto amintsika ange d resaka seza sy paosy,d ena tsy hitanao v?:lol:
tsy hitovy ami politika ny firenena matanjaka mitsy Dago ary tsy hahatratra anizany ra mbola zô.Tsy maintsy mitrosa fona. Lay sujet resaka dictateur marina zany ka tsy azo lavina flagrant b le izy....In njay zao no havalin'ny sasany anio zô:-D:-D:-D
eo indrindra isika ny taranakao v d irinao handoa ny trosa?tsy fiavotana zany.
Aza d mihevitra ho mahay lotra ry bemal,tsy afa miala amizany mitsy isika tiers monde ra mbla zao ny zavamisy.Fa tiko lou le fitsaranao ahy e hanatsarako azy ami manaraka,merci an:wink:
34. akama2006
(
15/11/2006 08:57)
bemalaza> eny,fa rahoviana izany?afaka 50 taona eo raha kely indrindra!
35. bemalaza
(
15/11/2006 10:48)
azo arenina tsara io [ tsy hitantara zavatra maro aho satria ianareo mahalala tsar izany no za, ohatra taorian'ny ady [geure mondial], ahona no fomba nataondreo hanarenana ireny simba reny ,miaritra maharary kely alo de rehefa avy eo milamina, kany tiko lazaina de tokony miaritra kely isika malagasy,nany mpitondra zany na ny vahoka mba tsy hindrana volo any ivelany , zay eo antanana alo atao zay maha ampy azy [otran'ny mintondra tokatrano ].
de zay e,le trosa lava anie no tena mamotika ny toe-karena .

36. akama2006
(
15/11/2006 11:05)
bemalaza> ny gays efa niharitra foana,ary taminy 2002 dia efa hoe miharitra!5 taoan aty aoriana anefa inona no zavtra hita!nahazo fanampiana arabola t@fmi sy bm fa ny nampiasana azy no mahagaga!nareo miteny fa tsy mainsty izay aloha,dia izaho miteny fa afaka 5 taoan dia ho maro amin'ireo infrastructuer ireo no efa ho simba dia ahona indray nytohiny izany?
eropa sy japon apres guerre tsy madagasiara sy afrika!ny olona miasa ho any hafa fa sty ohatra izao manabe posy ihany !

37. tywa68
(
15/11/2006 11:32)
Tsingy > aza marary fò @ ra-8 fa tsy maka mameno paosy zany izy !
Tsy ny endrika sy ny bika marina no mitondra fa ohatran'ny mpampiasa misafidy @ candidats mitady asa io - ilay mety² @ maso aloha à compétence égale (lohan'ny ekipa anie ilaina azy, fa tsy izy irery akory no manao ny rehetra !!!)
Ka mieritrereta fa ny olona ohatran'i ra-8 no mahaliana, fa tsy ry "lava volo" efa soir ! (sady raha ireny no lany eo dia ireny indrindra no haka satria izany no tiany hanalàna andra-8 eo !) Mitsiriritra hoe misy vola raofina angaha ?
I ra-8 anie tsy mila nitondra dia efa nanana ê -izy no mety indrindra ary soa fa tonga teo izy - avelao izy hanohy ny natombony ! dia tsy 50 ans enao miandry an'i paoly !
Ny olona tsy tia an'i Mcar sy tsy tia an'dra8 no miantsy adim-poko ! tsy misy atao !

38. tsingy
(
15/11/2006 11:38)
zay ny fahitanao azy,enao kou aza mbola 100 ani Paoly amizany manantena tsy misy no sarotra e.
Hita miharihary be zao tsy takona afenina monopoliser zao marché rehetra azon'ny gasy zao.:wink:
Tsy mba mamparary ny foko zany ry Tywa satria c'est pas la fin du monde sa ahôna:-D:-D:-D nenay ny fiainana mitoh fona.
39. kitjo
(
15/11/2006 12:27)
nnjiii..monopoliser hono, ka refa tsy hanao nareo tsy ho ataony?
njy io ve anefa izao mba hody sa hanompo vazaha any? rah ahody njy koziko ravalo oe aleo tsingy mba hanokatra orinasa..hihiih
fa zao aloha e, amiko mety ho marina ny lazainareo @ monopole fa tsy koi satria tin lery atao profesionel ra domaine hainy..
ianao no tokony mieritreritra oe in ny tokon atao ary tsy hanelingelina azy ka handeha tsara raha izay tokoa ny zava-misy
Bref, ny tsy manao no be vava..tsy hoe tsisy atao akory fa tsita ze atokona fa mitady hanara-drenirano fts
Jereo fa maninona no bdb ny orinasa malagasy na vahiny mandeha tsara ao dago? ry zareo nahay nisafidy ny tokony ataony zany ary nikarataka hahatafita azy fa tsy nilaozana mimenomenona mitady excuse nefa ny hakamoana no betsaka
raha tsy hanome ohatra fts aho afatsy ireto:
- Bongou
- Taf
- Gouty
- JB
- Axius Technology(tena mbola tanora kely nefa efa lasa Group koa io zao :vente app informatika, Tourisma:tour operator; Negoce; consultant business transaction sns)
- Madavision
- SYnergy Communication ( mandeha tsara io fa izy ity lasa nilinlingy @ raha tsy hay ty no hahavoa azy)
- Arifidy optika
- Chocolat Robert
- Ireo mpivarotra Informatika
- ny Immobiliers
- Vitafoam
- ramanandraibe
- ny tee shirterie isankarazany
- Mpanao asa tanana (mahazo sehatra iraisam-pirenena mihitsy ny ankamaroany)
- Garage na salle de peinture (misy mahazo vola be ireo an..toa andry Leon mpandoko sy ry Haingo mpanao Kit)
marobe e..maninona ny olona mahavita? mety misy tsy gasy ireo fa ny tiako lazaina oe ao Dago alo izy ary velona tsara.
Laozy mimenomenona eo ihany fa tsy zay hahatafita no atao fa laozan'ny ombin-dravalomanana mihahaka eo ko!

40. vale
(
15/11/2006 12:35)
tsingy:aiza kosa e, dia tsy maintsy ho tanindrana fona zany veee?