Tena dictateur tokoa ilay Ra-8....
41. vale
(
15/11/2006 12:42)
akama2006:akama::wink: anefa ange toa mba nisy lalana vita ihany e? ary kou ny toerana sasany ao an-drenivohitra toa mba efa feno panneaux ka asa ... @ clip ftsn aloha ny ahy no mba hitako fa tonga de itako misongadina be kosa lay izy e, ny vinavina momba ny autoroute sns, io kou ange raha tsara ny tanàna dia mampisy hena-maso ny firenen-kafa ka lalana iray hazoana fifandraisana bb kokoa izany e? zaho alou faly @ le izy e, tonga de hita be hoe nisy fivoarana le endrik'ilay tanàna, sa za ve no tsy mahita ny any @ toeran-kafa? asa...?
bemalaza> ny gays efa niharitra foana,ary taminy 2002 dia efa hoe miharitra!5 taoan aty aoriana anefa inona no zavtra hita!nahazo fanampiana arabola t@fmi sy bm fa ny nampiasana azy no mahagaga!nareo miteny fa tsy mainsty izay aloha,dia izaho miteny fa afaka 5 taoan dia ho maro amin'ireo infrastructuer ireo no efa ho simba dia ahona indray nytohiny izany?
eropa sy japon apres guerre tsy madagasiara sy afrika!ny olona miasa ho any hafa fa sty ohatra izao manabe posy ihany !
43. akama2006
(
15/11/2006 13:12)
vale> eny misy tokoa no vita ny lalana etc...,fa ilay nolaziako hoe afaka5 taona any aoriana dia efa maro noho simba!
tsar ny lalàana dia misy hena maso ny vahiny!angamba,kanefa raha mijery ny firenena efa nanao izany teo aloha aho dia hoy aho hoe tsy mansaitra izany!ny vahiny tsinona hampiasa vola fa tsy hijery tanana,ary madagasikara tsy ho rahampitso mihintsy no hanana CBD.
porofo: bresil,ohatra mivaingana ,eo iero infrastructure tena milay be ,voie de com isankarazany,amerika no fetra fa miala kely ny centre dia feno bidon ville ka ny natao teo aloha dia nalefa ny escadron de la mort haka ankeriny,mamono,etc...,ireo zaza mpirenireny sy mipetraka amin'izy ireny!

44. akama2006
(
15/11/2006 13:18)
kitjo> tena tsy d'acc aminao kosa aho aloha amin'ilay hoe:".........ianao no tokony mieritreritra oe in ny tokon atao ary tsy hanelingelina azy ka handeha tsara raha izay tokoa ny zava-misy..."
satria ny dikan'izany dia parrain izy izany ary mafia no eo aminy tanana!efa fantatra fa misy mafia ao fa ny mafia no manao iznay hoe:tsy mikitika ity fa any famille itsy etc...!
efa betsaka ireo nanana fikasana hangana agroalimentaire mpanao zavtra vokatry ny ronono fa nosakanana mivantana na ankolaka izy ireny,ny eo aza atao izay tsy hivelarany!
izany no isany mahatonga ahy ;aloha,hitsipaka tsy misy akanakana ity rangahy mpitondra iray ity Ra8 izany!:P^^^^^^

46. vale
(
15/11/2006 14:40)
akama an: fa hafa ihany ange r'sé le tanàna misy autoroutes e,koa jereo fotsiny reto amboteiazy be ao andrenivohitra ao koa!... de ho ambàkan'ny côte d'ivoire ve isika ohatra?:roll:;-)
47. kitjo
(
15/11/2006 15:13)
akama> ka tsy ny zava-misy io fa raha supposer oa oe marina ny lazainareo!
de toute facon ange raha tena zay ve no zava-misy marina oe vonoiny na tsy avelany hanangana, inona znay ny solution tsy io lazaiko io v? toy izay himenomenona fts oh nareo eo..ny fotoana anefa mande iany
ka iza tsony ko mo no hih consommer produits agro hafa reo fa ampy ny gasy ny TIKo sy ireo produits artisanaux hafa..toy ireo fromage gasy bdb matsirooo....velona iany zareo ary mandeha tsara koa!
asaivo manao zavatra hafa izy e@ hiandry ny agro tsy andeha eo!

48. fijo
(
15/11/2006 20:51)
ary toa i robert indray no asiandry besoinnn???izy anie manambara fa mihatsara ny fifidianan e.vakio tsara aloha izay lazainy vao mitifitra fa manjary mamely namana
49. akama2006
(
15/11/2006 22:31)
fijo> :-D:-D:-D!no comment!
kitjo> any aminy misy any kitjo any sur aho fa misy karazan yaourt sy fromazy sy zavtra hafa maro be,ankoatra ny vita "artisanalina",koa nahona ny olona malagasy no sesefana afatsy tik...??,nahona ny malagasy te hanao tsara kokoa no tsy havela? pororfo iray nahona ny vokatra ronono tao Antsirabe norarana sty ahazo hivoaka ny antsirabe ???? lazaina fa misy aretina,koa nahona ny aoa ihany nefa tsy misy barazy mametra ny fivezivezena ,tsy misy fampidirana ny omby antrano etc....,bref,tsy misy mesure fa ohatra ny isan'andro ihany fa ny ronono fotsiny no tsy mivoka?????
tsy ilainy gasy ny zavbitany tik.....,satria fanetry be ny firenena, betsaka ny mahavita tsartsar kokoa fa sty avela manao satriia mampihena ny kil an'ilay tik....,raha tsy iznay ve tsy hidirana sy alaina avokoa rehefa secteur misy rehetra!
:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted: