Oay ireto isika oay ireto isika e!....
1. lemenakely
(
13/11/2006 09:58)
oay ireto isika e oay ireto isika e....
fa mifandramatra sy mifanenjika toy ny ...
oay ireto isika e oay ireto isika
viravirain'ny demony ratsy mpanao pôlitika
izay vitako t@ 72 ,91 ary 2002 aza mbola anenenako
raha toa ka diso ny teniko ariana fa aza ny tenako
ianareo ao ambony ao aza mihevitra ny tsy hifandray tànana
izahay ety ambany no manasitrana ny fery mamitra-pihavanana
fa mifandramatra sy mifanenjika toy ny ...
oay ireto isika e oay ireto isika
viravirain'ny demony ratsy mpanao pôlitika
izay vitako t@ 72 ,91 ary 2002 aza mbola anenenako
raha toa ka diso ny teniko ariana fa aza ny tenako
ianareo ao ambony ao aza mihevitra ny tsy hifandray tànana
izahay ety ambany no manasitrana ny fery mamitra-pihavanana
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:28
4. tslem
(
13/11/2006 12:50)
....dia mampanantena mana sy edena
vao tafakatra eo d veloma teo ny teny nomena
...................................
...................................
tsy hoe sanatria aho tsy te ahalala
fefa teo no niala
vao tafakatra eo d veloma teo ny teny nomena
...................................
...................................
tsy hoe sanatria aho tsy te ahalala
fefa teo no niala
6. akama2006
(
13/11/2006 16:44)
titre:i ravalonao
milaza azy ho marina aho
sy masina aoka izany!
nefa ireo harena akipako, ihany
mody kaskety sy silipy no atsipy!
hay kay efa tena vita paika ny amidy!
alefako tsirairay ny petrole ny elmenita
fa ny sosiko koa midina satria nahavita!
fa nareo no te hifidy fa za nga nitalaho
ka rehefa voatsipako aza maika mitraho!
jereo ireto ekipa fa miala amiko avokoa!
nanatena be fa nampiesoniko tokoa!
tsy mahalala ahy ravalo anga ianareo!
izay aha be sosy ihany no paikako teo!
mbola hilatsaka aho 5 taona ho avy izao!
iza minia milatsaka ,fa tonga dia gadrao!
eo amiko avokoa ny heripamoretana izao!
ka iza no sahy anao be lazao!
ka iza no ho avy fa tonga dia voafelaka!
ary ny harena ataoko mifotetaka!
saingy adala anefa aho ka mila anao!
satria mbola halaina amiko izay mba nafitsako tao!
mpanortara!ny akamanao:*:*:}:}:lol::lol:
milaza azy ho marina aho
sy masina aoka izany!
nefa ireo harena akipako, ihany
mody kaskety sy silipy no atsipy!
hay kay efa tena vita paika ny amidy!
alefako tsirairay ny petrole ny elmenita
fa ny sosiko koa midina satria nahavita!
fa nareo no te hifidy fa za nga nitalaho
ka rehefa voatsipako aza maika mitraho!
jereo ireto ekipa fa miala amiko avokoa!
nanatena be fa nampiesoniko tokoa!
tsy mahalala ahy ravalo anga ianareo!
izay aha be sosy ihany no paikako teo!
mbola hilatsaka aho 5 taona ho avy izao!
iza minia milatsaka ,fa tonga dia gadrao!
eo amiko avokoa ny heripamoretana izao!
ka iza no sahy anao be lazao!
ka iza no ho avy fa tonga dia voafelaka!
ary ny harena ataoko mifotetaka!
saingy adala anefa aho ka mila anao!
satria mbola halaina amiko izay mba nafitsako tao!
mpanortara!ny akamanao:*:*:}:}:lol::lol:
7. belaza
(
13/11/2006 17:33)
tsy de misy endriny sy votoatiny le izy ka mandreraka ny mamaky azy, sady be diso tsipelina ihany koa! tsy mba misy tsaratsara noho ireo anga????
8. sonwin
(
13/11/2006 17:43)
manakiana sisa no ataon'ny mpanohitra fa tsy manana hevitra handresen-dahatra vahoaka hihihi
9. akama2006
(
13/11/2006 17:56)
belaza!> iza no miteny hoe vakio e!:-D:-D:-D:-D:-D
tsy misy miteny anareo atsy aminy pejy atsy fa feno anareo ao ko rehefa ny tsy tia anareo no miteny marary ity fo!ouuuuuuuuuuu:°):°):°):°):°):°)
mba manaova raha mahavita e!tsy olana izay diso tsipelina raha tsy hoe hanao soratononina,sa omenao noty kosa angamba an!:roll::roll::roll:mba tsy verlan aza no atao dia mba azonao ihany izay tenenina!
:roll::roll::roll:
tsy misy miteny anareo atsy aminy pejy atsy fa feno anareo ao ko rehefa ny tsy tia anareo no miteny marary ity fo!ouuuuuuuuuuu:°):°):°):°):°):°)
mba manaova raha mahavita e!tsy olana izay diso tsipelina raha tsy hoe hanao soratononina,sa omenao noty kosa angamba an!:roll::roll::roll:mba tsy verlan aza no atao dia mba azonao ihany izay tenenina!
:roll::roll::roll:
10. belaza
(
13/11/2006 18:02)
ajanony oa le:@rehefa tsy zaka fa mampiteniteny foana e, zaranlà ary zà mba namaky ny rediredinlà kou!!
11. akama2006
(
13/11/2006 18:07)
ialahy no te hamaky hoa! milay loatra aloha le poezie e!izay kosa dia ekena sa ahona raraka ny hivinla namaky azy teo an!:P:P:D:D:lol::-D:-D:-D:-D
12. sonwin
(
13/11/2006 18:08)
Hasina ve? mbay tany fa 'zefa
I vatokaly aza moa efa nilefa
Lahiniriako no mba nantenaina
Olona arivo aza tsy zakan'ny aina
Ilay matavy be sy botrefona be?
Ny orinasany aza namidiny ange e
I Pety kely miseho be herisetra?
Nofiran'i Betsl ka nangoretra
I Rolland kely ilay ben'ny tanana?
Maiva-manidina toa lali-manga
I Manandafy toa tava-tsoavaly?
Marina mafy tsy ho very fitady
Ireo ambiny sisa tsy ho tanisaiko
Satria tsy hahasoa an'ireo sombiniaiko
Tsotra sy mazava ny kabary leiretsy e
i Ravalomanana no tsy maintsy mandresy
Aleo hivonto fo izay ho be fo
Aleo harary saina izay tsy misaina
Ra8 ihany no meva sy tsara
Ho reharehan'ity 'Gasikara
Izay ilay koz'ry akama2006
six fotsiny dia avy eo mba mitsiky!:
I vatokaly aza moa efa nilefa
Lahiniriako no mba nantenaina
Olona arivo aza tsy zakan'ny aina
Ilay matavy be sy botrefona be?
Ny orinasany aza namidiny ange e
I Pety kely miseho be herisetra?
Nofiran'i Betsl ka nangoretra
I Rolland kely ilay ben'ny tanana?
Maiva-manidina toa lali-manga
I Manandafy toa tava-tsoavaly?
Marina mafy tsy ho very fitady
Ireo ambiny sisa tsy ho tanisaiko
Satria tsy hahasoa an'ireo sombiniaiko
Tsotra sy mazava ny kabary leiretsy e
i Ravalomanana no tsy maintsy mandresy
Aleo hivonto fo izay ho be fo
Aleo harary saina izay tsy misaina
Ra8 ihany no meva sy tsara
Ho reharehan'ity 'Gasikara
Izay ilay koz'ry akama2006
six fotsiny dia avy eo mba mitsiky!:
13. Lejim
(
13/11/2006 18:29)
lasa am-po marina ity resaka politika! Alefaso ny angam-panahy ry hava-malala ao amin'ny firenena o! :-D
14. akama2006
(
13/11/2006 18:31)
:-D:-D:-D:-D milay e!
ravalomanana!
izy no ravalo sy manana hono
nefa namitaka ireo voajono!
mba nahita kely dia miseo milay
nefa hay olona kanosa sy kerisay!
manesika hatrany no tena kle!
mihevitra mafy mba ho lehibe
kanefa ny saina tsy arak'izay
fa feno fika ratsy mivaivay!
ho avy ny fotoana hialany tao!
ka ireto bitro ,eny tena hitalao!
ho feno azy ireo,ny trotoara!
satria hikoretaka sy ho lasa adala!
aleo aloha iny hijanona eo!
fa sao marary ny fondry zareo!
raha ho lazaina avokoa izay teo!
indrindra ireto bitro mitoreo!
:-D:-D:-D:-D:-D!mba asio tsiky indray aza iny e!
afa koa!:-*:-*
ravalomanana!
izy no ravalo sy manana hono
nefa namitaka ireo voajono!
mba nahita kely dia miseo milay
nefa hay olona kanosa sy kerisay!
manesika hatrany no tena kle!
mihevitra mafy mba ho lehibe
kanefa ny saina tsy arak'izay
fa feno fika ratsy mivaivay!
ho avy ny fotoana hialany tao!
ka ireto bitro ,eny tena hitalao!
ho feno azy ireo,ny trotoara!
satria hikoretaka sy ho lasa adala!
aleo aloha iny hijanona eo!
fa sao marary ny fondry zareo!
raha ho lazaina avokoa izay teo!
indrindra ireto bitro mitoreo!
:-D:-D:-D:-D:-D!mba asio tsiky indray aza iny e!
afa koa!:-*:-*
15. Lejim
(
13/11/2006 19:06)
:@
Avelao aloha zah hampakatra feeling
Izay vao handinika an'ireto meeting
Resa-politika, tandremo fa mampivika
Tsy dia tsara koa ny manao fanatika
Sao dia lasa mifanalika eto indray isika
Important tokoa izao vaninandro izao
Hitsarana ny taloha, hijerena ny vaovao
Samy mampiseho ny heviny ny olo-jiaby
Tandremo fotsiny zalahy ny mifanaraby
Satria ny vokatr'izany hiarahana mibaby
Gasy aloha izay vao mpanao politika
Enga anie ka ho modely aty Afrika
Aza alaina tahaka ry zalah zamerika
F'andao ampisehona ny maha-Gasy antsika
Na ami-resa-politika eny na ami-mozika
Enga anie ka raha vita ny fifidianana
Hilamina tsara tsy hisy fikorontanana
Samy hiverina hanao amin'izay manavanana
Na ny mpiasa birao na ny mpivarotr'anana
Isika serasera namana hifandray tanana
:@
:-*
Avelao aloha zah hampakatra feeling
Izay vao handinika an'ireto meeting
Resa-politika, tandremo fa mampivika
Tsy dia tsara koa ny manao fanatika
Sao dia lasa mifanalika eto indray isika
Important tokoa izao vaninandro izao
Hitsarana ny taloha, hijerena ny vaovao
Samy mampiseho ny heviny ny olo-jiaby
Tandremo fotsiny zalahy ny mifanaraby
Satria ny vokatr'izany hiarahana mibaby
Gasy aloha izay vao mpanao politika
Enga anie ka ho modely aty Afrika
Aza alaina tahaka ry zalah zamerika
F'andao ampisehona ny maha-Gasy antsika
Na ami-resa-politika eny na ami-mozika
Enga anie ka raha vita ny fifidianana
Hilamina tsara tsy hisy fikorontanana
Samy hiverina hanao amin'izay manavanana
Na ny mpiasa birao na ny mpivarotr'anana
Isika serasera namana hifandray tanana
:@
:-*
17. cabot
(
13/11/2006 20:35)
mitovy aby oa zay lany teo zaho aloa dia tena nifidy any ra 8 t@ 2002 e! sady teny @ 13mai foana nefa toa tsy hitako zay marina fa zaho miasa ihany no mapihinana ny kiboko leo mpanao politika aho ry zareo fa samia miasa dia mihinana fa aza manabe paosiny hafa
20. akama2006
(
13/11/2006 23:03)
titre:ravalo debout!
ravalo debout na i manana koa!
sefo beloha sy tena katisoa
ilay fitapitaka no anton'izany!
dia ity hoe, minoa fotsiny ihany!
handroso be hono ity gasikara
ka roa taona dia vita no nambara
nifaly sy nihoby ireto sanana
nefa ny tena tsy misy programa!
dia lany ihany ,fa par accident!
nizity izay tsy izy nividy avion
ireto gasy anefa vao avy nigrevy
ka mihevitena ho toy ny anjely!
hay ny tandroka sisa no tsy naniry
fa fombany devoly avokoa no mitsiry:twisted:
naona izay tsy izy angaha izato izy!8O
ka mibosesika mihinana izay tsy izy!:evil:
fa aza miala eo anie ry akama!
fa ho hitanla izany hoe ganagana!
henjehina sy atao telimoka
mety hiafara hatramin'ny vonomoka!
efa hita iny ny nahazo andradidy!
ka dia anjaran'ialahy no misafidy
mikeleza aina mba hanao ny tsara!
fa hangidy amin'ialahy rehefa tafala!
mpanoratra :Asa vita no ifampitsarana!
AVI8)
ravalo debout na i manana koa!
sefo beloha sy tena katisoa
ilay fitapitaka no anton'izany!
dia ity hoe, minoa fotsiny ihany!
handroso be hono ity gasikara
ka roa taona dia vita no nambara
nifaly sy nihoby ireto sanana
nefa ny tena tsy misy programa!
dia lany ihany ,fa par accident!
nizity izay tsy izy nividy avion
ireto gasy anefa vao avy nigrevy
ka mihevitena ho toy ny anjely!
hay ny tandroka sisa no tsy naniry
fa fombany devoly avokoa no mitsiry:twisted:
naona izay tsy izy angaha izato izy!8O
ka mibosesika mihinana izay tsy izy!:evil:
fa aza miala eo anie ry akama!
fa ho hitanla izany hoe ganagana!
henjehina sy atao telimoka
mety hiafara hatramin'ny vonomoka!
efa hita iny ny nahazo andradidy!
ka dia anjaran'ialahy no misafidy
mikeleza aina mba hanao ny tsara!
fa hangidy amin'ialahy rehefa tafala!
mpanoratra :Asa vita no ifampitsarana!
AVI8)
