Oay ireto isika oay ireto isika e!....
21. fiaritiana
(
14/11/2006 09:13)
zao no tsy azonareo: nareo mitady olona vao2 nefa raha mbola pire noho izy no eo dé aôna?mba saintsaino kely alou e!!tsy maintsy miaritra oa fa anga misy zvt vita veti2 zany??:-w
22. tywa68
(
14/11/2006 09:27)
ka ny olona ny hanova ihany no mahamendy azy ! nefa i ra-8 efa nanomboka fiovàna maro, na dia mbola tsy tena tsapany aza !
23. Imahaka
(
14/11/2006 09:52)
akama2006> sao dia diso hevitra amin'ilay hoe AVI :?:, fanina eo ny akama amin'ny jeu ndRatsirahonana sy Ra8 an
24. tsingy
(
14/11/2006 09:55)
aza manahy ny ampitso ra fiariiana any anio ary tsy fantatrao akory ze ho apokany,ary efa mba naheno anDRATSIRAHONANA naloto ve enao fony mbola izy HCC zany na tamin'izy interim ndradidy na izy 1er ministra? ASA VITA IHANY OA NO IFAMPITASARANA E.:wink:fa tsy dokadoka sy lokaloka lava rano fotsiny akia :-D:-D:-D:-D:-D
25. Imahaka
(
14/11/2006 10:00)
Dakor aho momba an-dRAtsirahonana. Fa ho herim-po verimaina ny fanaratsiana an-dRa8 raha toa ka mpomba an-dRatsirahonana. Raha tena AVI nareo dia tokony hanaraka tsara ny paik'adin-razoky, sao owen eo hoe io ilay nanaratsy an-dRa8 nefa izy AVI, avy eo amin'izy hoe AVI hiara hiasa isika sy ny TIM , tandremo leisy :°)
26. tsingy
(
14/11/2006 10:05)
Mety ho iray ihany reo alou fa politika zay ihan na hoiza eno na ho aiza,efa koboko ne zany e conseiller ndRA8 ne leiry fa leiry niala.
Enao v d mievitra fa tsy mpicop1 v Radidy sy Ra8?jery todika ny lesona t@ 4 taona lasa na hatramizao aza.:wink:
27. akama2006
(
14/11/2006 10:05)
imahaka> marina io teo aloha fa mino aho fa fika natao io hilazan aminy ra8 sy ny tim milaza azy mahavita irery hoe jereo ny vesatray ara politika!raha mijery ny fandehany kandida izao koa dia hita fa 5 amin'ireo candidat no ahazao vato ary rehefa tonga ny deuxieme tour mbola tantara hafa!
ny apres 3 dec koa jereo e!izaho sahy milaza fa bordel sans nom io !mbola tsy fanatra izay hiafarany fa dia samia miomna fotsiny mba tsy ho taraiky!:{:{
ny apres 3 dec koa jereo e!izaho sahy milaza fa bordel sans nom io !mbola tsy fanatra izay hiafarany fa dia samia miomna fotsiny mba tsy ho taraiky!:{:{
29. akama2006
(
14/11/2006 10:12)
tsingy> dray avi ve ny akamako sty ho tohanako!lol:*:*
avi ihany no ady eo,jereo ny viatny Rastirahonana taminy izy par iterim taminy zafy tonga dia decision politika gravy be!tsy niandry moyen ny banky mondiale sy ny ambiny!izany no olona ilainy gasikara izany!
Asa Vita no Ifampitsarana ozy!

31. akama2006
(
14/11/2006 10:24)
eeeeeeeee!raha ny hevitra no hiadivana fa sty vola dia mba nety nanome hevitra ihany aho,ary mety hilatsaka prezida ny fivondronana !maire iznay no poste milay be izany mampandroso ny tanana sy ny fiarah-monina!
sa ahona ozy njy!:*
sa ahona ozy njy!:*
33. ronaldo09
(
14/11/2006 10:33)
oka lereto a! tena manatalenta tokoa ny namana ato amin'ny serasera an!
Za aloa dia ity no mba haiko;
Ny firenena izay natsangan-tsika
Dia tena lasa nivarina an-kady
Ny 1$ lasa 12000 francs
Mahamenatra anay Ravalomanana o!
Ny tsy fahaizano miteny Frantsay
Henatra ho anay Ravalomanana o!
Ny vidimbary miakatra foana
Dia zany ve lay tany vaovao
Ry Lahiniriko ianao no tokinay
Ry Lahiniriko vonjeo izahay
Ianao no iraky i Kristy
Hanavotra ny Gasikaranay
Tsy miady rima fa revenay foana e!
LAHINIRIKO MANGANIKE !MASO RAVALO MIVANDITSE!

34. ronaldo09
(
14/11/2006 10:34)

35. xxx
(
14/11/2006 20:03)
akama2006:
eeeeeeeee!raha ny hevitra no hiadivana fa sty vola dia mba nety nanome hevitra ihany aho,ary mety hilatsaka prezida ny fivondronana !maire iznay no poste milay be izany mampandroso ny tanana sy ny fiarah-monina!
sa ahona ozy njy!:*
zahy vahoaka tsy tia olona panao hevira botolo ohatranao alou e sao wwaiiina eo, sady ianao koa anie mbola voasambotra raha miverina aty dago e hadinonao sahady?
36. akama2006
(
15/11/2006 08:52)
xxxxx> :?::?::?::?::?::?: primo:iza moa ianao io!
secundo: :lol::-D:-D iza no samborin'la? za ve?:-D:-D:-D:-D! f'iza no matahotra an'la? mbola za koa ve?:-D:-D:-D:-D!
tertio:aza be taimbava fa mba avoay ity hevitra raha misy, aiza izany hevitra tsy bontolonareo izany aza mba ho hita e!sa .....tsy misy!8O8O!
quatro:teneno i ra8 araka ny poeziako io ny hanomana atr maromaro fa mety tsy aharaka ilay iray iny raha mitetika ny hitsoka ihany izy any aoriana any!
quinto: aminy decembre izao aho ho any ka miomana ny hitsena ahy aza elahy ry xxx,ary efa fantatr'ialahy ihany izany ny akama2006 ka dia manentena ny ahitan'la eo ivato aeroport aho izany!
sexto:ataovy maromaro ny isanareo sao laniko moramora ihany ka tsy mifandanja ny hery!8)
septimo: raha tsy mahandry ny fahatongavako satria kerisay mahery antrano dia afaka tonga aty amiko koa ialahy na mifanao fotoana dia ho hita ny adin'ialahy!
octavo:mivavaha mba ho lany i ra8 fa ny apres 3 dec dia mbola ho bordel sans nom ,ary aza mitetika ny hanao mahery antrano manao fika mikasika ny firazanana sy fihaviana fa ahita "surprise" nareo!patiny fotsiny ireny nitranga teny aminy clan Tsimahafotsy ny Ratsirahonana ireny fa hiseho amin'ialahy ny atao hoe tandroka arony vozona,na ny voromahery! mazava ho azy fa sty ho takatry ny sain'la izany fa tenenina ihany aloha sao mba mivotra ity saina! :P

38. tenagasy
(
15/11/2006 10:26)
Mankamamy!
Oadray! Fa inona no nanjo anao r'i akama2006?
Hay ve mety indray ilay herisetra eh?
Tsy nampoiziko! :roll:
Mirary soa!
Oadray! Fa inona no nanjo anao r'i akama2006?
Hay ve mety indray ilay herisetra eh?
Tsy nampoiziko! :roll:
Mirary soa!
39. akama2006
(
15/11/2006 10:32)
tenagasy> io ilay hoe raha misy mamely ny takolakao ankavia dia omeo azy ny directa!:D! i akama2006 tsy kristianina be fivoarana fa olona mpamerina famerimbola,ka izay tenenina aminy dia averiny aminy izay mandefa azy!
tsy mitarika herisetra anefa izy fa tsy mitsoka ny mpanoa heristra sy ny ramatahora!
miaray soa koa!:lol::lol:
tsy mitarika herisetra anefa izy fa tsy mitsoka ny mpanoa heristra sy ny ramatahora!
miaray soa koa!:lol::lol:
40. tenagasy
(
15/11/2006 10:36)
:-D:^):-D Mankasitraka eh!
Aza hadino fotsiny fa refa tena gidraka anie, na mivoaka mpandresy aza mitondra kely mody ihany farafahatsarany eh! :P
Aza hadino fotsiny fa refa tena gidraka anie, na mivoaka mpandresy aza mitondra kely mody ihany farafahatsarany eh! :P