Oay ireto isika oay ireto isika e!....
41. akama2006
(
15/11/2006 10:44)
tanagsy> marina iznay,ary io no tsy hitenitenenana foana satria rehefa mamerina famerimbola izany dia ny rehetra fa sty ampahany ihany akory!ary ny tarigetrany akama2006 dia ny fanomezana amint totaliny,ka na izy mahavoa dia tsy ho hita intsony ilay nomeny na izy voa dia tsy hita intsony izy!:P
42. belaza
(
15/11/2006 19:50)
Ronaldo09>elà ve tsy menatra manohana any lahinirainlà? tao antananarivo(mahamasina) aza izy tsy nahazo olona nihoatra ny 1200, izany no tena mahamenatra raha henony panao politika aty ivelany aty; tsy mahazaka anay vahoaka satria tsy a la hauteur!! mampime behhhhh!=))=))=)),de zany no nde ho tohanako? tena gaigy elà
43. fijo
(
15/11/2006 21:03)
i lejim irery no namoaka teny nahasarika ny saiko teo."aleo isika namana hifandray tanana";za koa efa milaza foana fa aoka isika tsy hiakatra fa ry zalahy anie avy eo hifanoroka e,isika ve no hiady????,
44. belaza
(
16/11/2006 16:47)
marina izany ra fijo a! zahay sy lejim koa izao efa mifandray tanana, satria ny hevitra no tsy mitovy, nefa na izany aza tokony tsy miteny ratsy ny kandidà tohananay ny sasany fa maharomotra!!:evil:
45. fijo
(
16/11/2006 23:28)
samy tsy tokony hiteny ratsy ny kandidat hafa isika.satria izay lany eo anie no filohantsika e.
