Politika

besoiiin ( 28/10/2006 16:52)
mahagaga tokoa fa misy ny olona tena efa tsy valahara sy tsy mifaditrovana kanefa dia mbola misy fans sy mankamamy ihany na dia eto amin'ny serasera aza, mba mieritrereta ihany e http://razafimah... tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 12:39
jpeg ( 28/10/2006 15:00)
Ahoana ny hevitrareo raha i Ny Hasina no lasa filoha? Mety ho tonga haingana ny ADSL lol. Ary mety izy no hanao 2 eme tour amin'i Ravalomanana, satria mety hanohana azy i Pierrot sy maro hafa koa. ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:58
vetsoko ( 27/10/2006 15:58)
Que concocte le pouvoir en interdisant les meetings en plein air pendant la campagne électorale pour la présidentielle du 3 décembre ? La nouvelle réglementation soulève des réactions, voire d... tohiny
novalian'i nororavel ny 02/11/2006 10:55
tenagasy ( 27/10/2006 10:26)
Mankamamy! [i](lefilefy ny resaka vatokely tato ho ato saingy alefako ihany ity)[/i] - P.M. soanagaly teo aloha taiza sy natokisan'ny fitondrana ankehitriny - Nosoloina (alternance) => lasa Ben'ny... tohiny
besoiiin ( 26/10/2006 21:29)
tena logik b io ary tsy hisy ny 2ème tour. Ny antony? tsisy candidat tena manana potentialité handrakotra an'i Mcar afatsy ra8 lainiriko ... tohiny
novalian'i akama2006 ny 31/10/2006 10:08
tezitra ( 26/10/2006 14:35)
tsisy anisan'ny mieux placé hi-critique andra8 angamba raha tsy ny zanadambo, ary izaho no anisan'izany, la bataille la plus decisive pour la victoire de ravalo dia: -tsy andohanatady (fianarantsoa... tohiny
novalian'i akama2006 ny 30/10/2006 20:15
aokahoahy ( 26/10/2006 12:53)
Mpaminany sandoka mampitahotra ny ^pokona ka tokony samborina ity Maihol ity. Lazainy fa hisy zeny ra mandriaka après eléction. Efa diso hatramin'ny voalohany ange ny faminanianao ry Maihol e ! Hila... tohiny
novalian'i kitjo ny 30/10/2006 08:54
tahirikely ( 26/10/2006 11:51)
salama daolo ry sakaiza an! mba manan-ko lazaina va ianareo amin'ity zava misy eto dago ity e . manao aona ny akon'ireo vaovao poly tingina any aminareo any anindrana any . mila mankaleo be la oizy e... tohiny
novalian'i tenagasy ny 11/11/2006 01:52
Fiffi ( 26/10/2006 07:55)
Kandida Lahiniriako Jean Laharana faha roa nahavita ny fanaterana ny biletany tetsy amin'ny lapan'ny kolon-tsaina sy ny fanatanjahan-tena Mahamasina omaly ny kandida Lahiniriko Jean, ary feno ny fe... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:17
LazaDaddy ( 26/10/2006 00:55)
- Asa fa tsy kabary = Aza misy miteniteny - Tano ny azo fa sarotra ny mila = Tsy ilaina ny fivoarana - Izahay mba nahavita zavatra ihany = Mivandravandra be angaha hoe nangalatra izahay? - Minoa fo... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/10/2006 06:45
Robert ( 25/10/2006 12:36)
Mahaiza mamakafaka vao mifidy ry Malagasy. Karama milay Tsaroako foana io resaka io, Nisy filohan'ny SECES (syndicats prof univ. Mada) miady mafy momba ny karama sy avantage-dry zareo. Nefa non... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:20
hery ( 25/10/2006 07:49)
Efa nisy tsikera momba ny La Gazette de la Grande Ile nandalo teto. Tsy tsikeraiko ny maha-mpanao gazety andry zalahy ao izay tena anisan'ny sangany raha ny fahaizana sy ny traikefa no jerena. Tahaka ... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:22
xxx ( 24/10/2006 15:37)
Asa nareo raha mba tahak'ahy fa tena leo tanteraka an'ity politika ity aho. ... tohiny
novalian'i vitsika ny 28/10/2006 13:43
rabaradaka ( 24/10/2006 13:22)
Mandeha ny resaka sy analyse politika maro dia milaza ry zareo fa i Deba no tao aorinan'iny tsy famelana an'i Pierrot hiditra eto amin'ny tanàna iny. Asa fa jereo ange, i Roland Radeba (hay ratsiraka... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:48
tezitra ( 24/10/2006 12:05)
tsy fantatra iza no ni-attaqué ny la gazette , fa androany sahala @ taloha dia tsy azo @ internet. comme colombo, et hitchcook, on va poser la question: A QUI PROFITE LE CRIME? piste de reflexion ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2006 23:04
tezitra ( 24/10/2006 11:50)
A)afera antonio: ny hoe tany @ hopitaly be na tany @ clinika, sy ny hoe niasa hoy ny tribune t@ 12/10 à 14/10, tsy dia mampiova zavatra, ny tena question: 1)nahazo mandat t@ procureur ve ny polisy... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:01
saho ( 24/10/2006 08:03)
Ny resaka zava-misy @ izao fotoana izao ny lalana vita nahazo vahana ny vazaha manambola mandroso ny orinasa Tiko mihamanana ny efa manana misy daholo ny zavatra tiana vidiana rehetra vahiny no ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2006 23:06
kitjo ( 23/10/2006 07:33)
hahaha mahay raha ny Gasy! Milay e http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-2-2006.html... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:11
manantsoa ( 22/10/2006 06:13)
Misy kandidà iray malaza mpivaro-pananana : - namidy ny ampahany tamin' ny orinasany . Nozarainy tamin' iza ny vola vidin' izany hanaovana asa fampandrosoana ? - Ho amidiny ilay vorombe manan'elatr... tohiny
novalian'i manantsoa ny 28/10/2006 12:27
tenagasy ( 21/10/2006 22:57)
Mankamamy ô!!! Na ny pour na ny contre! Enga anie mba tsy ho [b]momba[/b] ny firaisan'ireo ka dia mba hiteraka sy hahitana soa tokoa ny fiarahana. Voaresaka foana moa ilay afera 500M°$. Asa izay h... tohiny
novalian'i tenagasy ny 25/10/2006 22:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.341