Politika

fisher ( 21/10/2006 17:01)
ManD nrésaka fifidianana. Misy 14 mianadahy mianaka iz réo no nilatsaka ho fidina: ao ny olona manana diplômatia, ao ny olona tsotra, ao iany koa iréo mptondra fivavahana... Samy manana ny téna... tohiny
novalian'i vale ny 22/10/2006 14:43
lagoon ( 20/10/2006 22:43)
Ny bota kely (Herizo) sy ny fisaka (Pety) dia tsy mahasalama sady manary vahoaka e,no lasa mamono vady avy eo! Tandremo ry zalahy an!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 24/10/2006 23:04
salmo ( 20/10/2006 15:12)
Mety ve ny mamitaka ny vahoaka rehefa manao fampielezan-kevitra? (oh: raha lany i Koto hihinana yagort ny vahoaka rehetra ary ho vita ny lalana. :-D:-D)babakoto izay mino.:-D:-D . Ny antony: tsy hita ... tohiny
novalian'i Zina ny 22/10/2006 19:07
lagoon ( 20/10/2006 07:42)
KAOMININA AMBONIVOHITR’I FIANA... Naloan’ny Filoha Marc Ravalomanana ny 80 tapitrisa Ar karaman’ny mpiasa Nitsidika ny Faritanin’i Fiana-rantsoa omaly ny Filoham-pirenena Marc Ravalo... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:21
petsambava ( 19/10/2006 20:54)
Tonga ny fotoam-pifidianana dia hay ery ny maka ny fon'ny vahoaka .Firifiry aminareo ireo moa no tompona orin'asa raha mbà angatahana avance sahala @ ireny inona ireny vao azo ! nefa tonga ity ny fif... tohiny
sareraka ( 19/10/2006 19:23)
Fanontaniana mipetraka izy ity ho an'ny mpitondra sy ireo mpomba azy ireo. Ny tenin'ilay kary nahazo akoholahy ity ka ny hoe ny sangany no nahazoako azy hoy izy..tsy vitan'izany anefa no ataon'ny s... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:30
victime101 ( 19/10/2006 17:17)
Izao tontolo izao marary avokoa saina vatana fanahy indrindra ny fo ô... avia JESOSY malàla faingana hanasitrana fa tsy ahitàna fanafody ity areti-mandringana.. Hiran 'i tompokovavy ADELINE ... tohiny
novalian'i bonazy ny 20/10/2006 13:05
mandrindra ( 19/10/2006 13:11)
efa resaka mandeha eto foana ny mikasika an'i pierrot. ho an'ny milaza fa mpanakorontana i pierot no hitodihan'ny fanontaniana. aminareo iza, na inona no mety ahatonga korontana bebe kokoa : olona g... tohiny
novalian'i manantsoa ny 21/10/2006 11:54
lagoon ( 19/10/2006 12:32)
Mbola azo antsoina gazety ihany ve i Tribune,ary hoe journalistes ny mpiasa ao? Eny fa na dia niaiky fa manipulés ry zareo t@ resaka Antonio iny dia maro ireo tsaho sy resaka nataon'ny Tribune nefa ... tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 12:02
tezitra ( 19/10/2006 12:30)
non, tsy mbola manomboka ny propagande , fa ny tsy fifidianana no manomboka, donc iza no tokony tsy ho fidiana, ireo izay efa niasa aloha no azo tsaraina dia ireto no piste de reflexion: 1) candidat ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:22
akbaraly ( 18/10/2006 17:37)
Nambaran'ny HCC androany fa ts mazava ny dossier-ny satri misy signatures ts eken'ny HCC. Ts afaka milatsaka zany lery! Ts haiko zay tohiny fa ireo no deba tompn'ny teny farany de zay zany fa asa zay ... tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 08:40
rainy ( 18/10/2006 16:50)
nandeha nitsidika hoatra ny fanaoko aho amin'io site an'ingahy Rajaonarivelo Pierrot io kanefa dia hoe tsy fantatry ny google intsony. Mba jereo ry zareo sao izaho no tsy mahay â! misaotra.... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2006 22:40
rainy ( 17/10/2006 23:28)
Inona no tena mahafatifaty an'i Rajaonarivelo Pierrot hiala avy ao Maurice hoany amin'ny tanana handray roapilanina maorisiana? Maninona raha miverina mankany paris dia eo mandray ny airmad mivantana ... tohiny
novalian'i tenagasy ny 22/10/2006 17:24
akbaraly ( 17/10/2006 16:19)
Tay be ndray reny mpiasan'i CIS (Central Intelligence Service) reny an! Ra fintiniko vetivety de nanatrika na nanao infiltration no tena marina ny fivorian'ireo AREMA sy ny antoko mpanohatra sasany to... tohiny
novalian'i xxx ny 21/10/2006 07:45
tezitra ( 17/10/2006 12:31)
misy zavatra telo mahalasa fisainana: 1)raha tena hody marina i pierro nahoana no tsy manofa jet privé na helicopthere dia midina ao mahamasina na ao ankirihiry? na...bizarre? 2)raha vitsy ny olona... tohiny
novalian'i fiderana ny 19/10/2006 07:39
Fiffi ( 16/10/2006 20:13)
Dia ireto zany ny lisitrin'ny olona nilatsaka @ fifidianana ka de ahoana @ zay ny pronostika ? 1-Marc Ravalomanana 2-Jean Lahiniriko 3-Norbert Lala Ratsirahonana 4-Roland Ratsiraka 5- Herizo R... tohiny
novalian'i tenagasy ny 21/10/2006 23:35
xxx ( 16/10/2006 16:57)
anisan'ny "sympathisant" an' A/toa Herizo Razafimahaleo ny tenanay nefa indrisy tsy mahalala izay toerana( QG) mety ahafahanan'ireo izay mitovy hevitra aminy mifananohana. Mba miangavy izay mahalala m... tohiny
novalian'i lagoon ny 19/10/2006 09:08
xxx ( 16/10/2006 16:53)
ny toe-javatra nitranga tany toamasina nandritra ny fitsenana an'i Pierrot R. ireny no nahitana an'izany. tsy menatra mantsy ny mpitandro ny filaminana ny misambotra sy mandaroka ny mpitatitra vaovao ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2006 20:58
lapino ( 16/10/2006 11:00)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1033&ART=20071 Ho hita eo izany hoe firy no horaisina, firy no havela ? Ary iza hoà ilay kandida farany io e? i Bema? :roll:... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 20:35
diamondra27 ( 15/10/2006 07:54)
Samy manana ny politikany daholo ny firenena rehetra. Miovaova araka izany pays izany anefa ilay hoe:politika. Tsara ho fantatra izany ny atao hoe: "politika" alohan'ny hirosoana lalindalina kokoa. ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 20:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0622