jereo izao !!

1. bazylou ( 20/11/2006 22:53)
nahavita be hono ilay zalahy io fanano izatsy sy zaroa , nefa mba fantatrareo moa firy ny trosa nataony vao nahavita ireo!! ary firy ny 4mi miverina isan'andro ao lareunion kely!! firy ny gasy tsy mahatakatra dokotera??
Dia mirehareha izany ianao io fa nahavita azy izy , ka dia andeha hamporisika nyzanakao handoa ny adalanao sy ny trosanao??
Amin'ireo 13 ambiny ireo dia misy mahavita 1000 eny noho ilay 8 ao!!
novalian'i kitjo ny 23/11/2006 07:43
2. hery ( 20/11/2006 23:37)
Mbola tsy hitako aloha ilay 1000 heny fony izy ireo teo an-toerana. Samy nanana ny maha-izy azy tany ireo olona ireo ka tokony tany dia efa niavaka ny 1000 heny. Raha ohatra fotsiny atao hoe prezidĂ -n'ny Fokontanin'i Sabotsy Namehana i Lahiniriko no nahavita 1000 heny dia mety hoe lasa capitale mihitsy Sab Nam.

Izany hoe raha tany amin'izay nataony ireo olona ireo no nahavita 1000 heny dia tokony ho niavaka. Koa maninona no izao izy hahavita 1000 heny?
3. andratax ( 21/11/2006 05:12)
Marina ny voalaza teo fa raha mahavita 1000heny izy dia efa hita niavaka teo @ tany niaviany izany efa teo aminy fitondrana koa ny Hasina nefa dia tsy mba nijery ny lalana mankany antanidrazany (Anosisoa ambodihady)akory izy .
ka aiza izay 1000heny :?:
4. mpanota ( 21/11/2006 07:47)

Mba jereo ihany koa aloha ny fomba enti-manao amin'izany 1000heny izany ; raha i Lahiniriko no lazaina hoe prezidan'ny fktn sab nam ; mbola manara-dalĂ na anie izy fa angah eo misy mana milatsaka avy any andanitra hoe iny fa hataoko manakarena avokoa izay fehezinao fa mbola ny volan'ny fokotany no ijerena izany sy ny drafitra izay misy ao ary ny fivoatran'ny fandehan-javatra ao ara-statistika no itsarana azy (en fonction de enti-manao)
Raha i Hasina koa no lazaina fa tsy mahavita ny lalana mankany aminy ; fa angah ity raharaham-pirenena ity vitan'olona tokana asa ifandombonana ity aryu mino aho fa raha toa tsy nahavita izany izy dia mandeha amin'ny lalana tsara ; izany hoe tsy mitovy amin'ny toe-tsainan'ny sasany hoe ny azy ihany no jereny sy ataony ; mety ohatra ny hanena ny elanelana eo amin'ny mahantra sy manankarena no nataony aloha vao izay izany lalana mankany aminy izany , tsy ferana izany .....
Fa ny miandry antsika ankehitriny iza dia ity "monopolisation " ataon'ny sasany izay tsy mijery afa tsy ny azy sy ny ankohonanay ity ary ilay miatraika amin'ny vahoaka majinika no tena ataony (hausse de prix menaka izay fehezin'olona iray ) mbola io ihany no voalaza fa ny sasany toy ny agro-busness tsy tenenina intsony .Eny ny sasany marina izany nahavita 1000heny ho an'ny tenanay dia nangotry 1000heny ny an'ny sarambambem-bahoaka :twisted::twisted::twisted:
5. kitjo ( 23/11/2006 07:43)
za ko tena sorena ohatra anao mihitsy fa monopolisern STAR ny labiera!

:-D:-D:-D:-D

bazyl> iza le "ray mahavita 1000heny" io?
lazao fa propagandy nge zao e..za ko hifidy azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0488