Politika
xxx
(
01/04/2006 14:05)
Mr le président de la république de Madagascar et le 1ér ministre arretez de faire du cinéma aux peuples malgaches s'il vous plaît!....La plupart sont analphabétes et cancres mais quand même......
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 18:25
Fiffi
(
01/04/2006 08:36)
Sadasada manan-tsoratra ny fifandraisana amin’ny any ivelany, raha amin’izao fotoana izao. Manana masoivoho isuka, any rehetra any, saingy ny ankabeazan’izy ireo, raha ny marina dia ny 99%, ang...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:00
rasah
(
31/03/2006 09:53)
toy hoatrin'ny manao mpitari-bato mivilam-bava ny mpitondra eto gasikara eto. vao iray taona mantsy izay no nitenenan'ny filoha fa tsy misy hidirany izay tantara momba ny 29 martsa, gaga anefa aho t@ ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2006 22:54
xxx
(
30/03/2006 17:37)
Io indray izao no malaza raha manaraka ny vao² farany any Afrika nareo.
I Charles Taylor,Lyberia no tiana ho lazaina@izany miampy an'i Husen Abré an'i Tchad.
Azo heritreretina ve indray andro any ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 17/04/2006 04:52
xxx
(
30/03/2006 13:41)
Ho avy indray ity ny fifidianana !
Ny zavatra tena mahalàsa saina dia MAHANTRA ny firenena nefa ny candidats milatsaka minimum 10.Ny fanontaniana mipetraka dia AVY TAIZA no ahitàn'ny candidat vola ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2006 22:51
xxx
(
30/03/2006 09:09)
Rehefa tena nandinika lalina aho dia misy toetra tena tsy mety ataon'ny malagasy matoa ny mpitondra manararaotra lava izao ....ny mpitondra natao hanompo ny vahoaka fa tsy ny vahoaka no manompo ny mpi...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:11
fijo
(
29/03/2006 20:28)
napetrako io fanontaniana io tahorian'ny lahatsoratra angazety nataon'ny AREMA omaly.
nilaza mantsy ny AREMA,fa tsy ilaina ny tetezamita,ary tsy ilaina koa ny fanovana io lalam pifidianana io.
rah...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 18:27
rasera
(
29/03/2006 19:57)
Aoka tsy ho saribakolin'ny frantsay intsony no hiakatra eo fa mba olona vonona hifanandrina aminy ara politika. mampanahy ahy anefa ny mahita ireo mpanao politika toa mila mandalo maka tso drano @ re...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:16
jentilisa
(
29/03/2006 07:18)
Andro manokana eo amin'ny firenena malagasy sy izay rehetra milaza azy ho tia tanindrazana ity andro ity. Tokony tsy hisy hanadino ny zava-nitranga tamin'izany fotoana izany isika rehetra indrindra fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:21
ainaheri
(
24/03/2006 11:34)
Fa to tsy heno tsony na maty na velona???...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 13:28
xxx
(
23/03/2006 12:35)
Miàla tsiny raha mbola be ny tsy mahazo ny atao hoe POLITIKA hatramin'izao: PÔ-MISOLITIKA izay no tena dikan'io .Maloto dia maloto tokoa izy io ao MADAGASIKARA ao tsy misy mety manadio hatramin'iza...
tohiny
novalian'i besorongola ny 29/04/2006 09:29
xxx
(
23/03/2006 11:23)
Mba managataka ny intention'ny haino aman-jery (audio visuels)rehetra ao MADA e @ 2007 ny propagande no tiana ho tenenina eto mbà ho tazomina atao archives @ izay ireny fampananténana ataon'ny mpana...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2006 20:05
Lejim
(
22/03/2006 01:22)
Nolazain'ny Madagascar Tribune fa noraisin'ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana i Andriamanjato richard sy i Rajemison Rakotomaharo.
Ny mahafinaritra ahy indrindra amin'ilay izy dia satria naka toer...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2006 22:52
xxx
(
20/03/2006 02:17)
Fakafakao amin'ny saina tsy miangatra, dia diniho dieny izao ny toerana tokony aleha amin'ny 2007, raha misy azo itsoahana korontana.
- raha voafidy ravalo: tsy hanaiky tsotra izao ny mpanohitra fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:17
andry44
(
19/03/2006 15:14)
Nanao ahoana ny fanarahanareo tany frantsa ny fandalovany tany M/car?Mba nitatitra an'iove ny Chaîne frantsay?ny télé indrindra?...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2006 20:03
patrick2002
(
18/03/2006 22:17)
voalaza ary fa noraisin'I ingahy Koffi Annan ny mpanohitra.
nolazain'izy ireo tamin'izany,ny naha tsiara-dalana ny fifidianana, nahalany an'ingahy Ravalomanana,Ny tokony hanaovana amnistie ny gadra-p...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2006 20:17
xxx
(
15/03/2006 17:58)
aza dia manonofy loatra re ry gasy mpiray tanindrazana mafy ady o..fahanana ronono an-tavy dia mino. Ao @ TIKO ankoatra ny encadrement dia tena ratsy karàma ny mpiàsa ao...koa maika ve fa ianareo a...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:13
xxx
(
15/03/2006 15:40)
Hevitra moa tera-bary fa mba sendra nandalo teto @ cyber-café aho na mafy ady aza dia mbà manenjika ny fivoarana e tsy misy maharatsy an'izany angamba.
Mahita ny adi-hevitrareo ato aho dia mbà te ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2006 20:21
ainga
(
11/03/2006 14:27)
Le Président a répliqué comme suit :
(...)
"Je vous assure, Monsieur le Directeur des opérations de la Banque Mondiale, Monsieur James Bond, et Monsieur l’Ambassadeur de la Commission Europée...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2006 21:17
lemenakely
(
11/03/2006 10:11)
VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY!!!
rahoviana ihany vao valala be mifoha:-D:-D
mahatsiaro an'iny hiran' i SARERAKA iny ny tena e àry mba lasa aiza tokotrany ary izy iny izao aiza enooo ra -yvon a!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:43
