Politika

ainga ( 11/03/2006 14:27)
Le Président a répliqué comme suit : (...) "Je vous assure, Monsieur le Directeur des opérations de la Banque Mondiale, Monsieur James Bond, et Monsieur l’Ambassadeur de la Commission Europée... tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2006 21:17
lemenakely ( 11/03/2006 10:11)
VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY!!! rahoviana ihany vao valala be mifoha:-D:-D mahatsiaro an'iny hiran' i SARERAKA iny ny tena e àry mba lasa aiza tokotrany ary izy iny izao aiza enooo ra -yvon a!!... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:43
xxx ( 11/03/2006 08:05)
Mr RAVALOMANANA a reçu une claque hier lors de l'innauguration du nouvel immeuble de la magistrature à TSARALALANA,par JAMES BOND(le représentant de la banque mondiale).Diffamation ou non? encore ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2006 04:35
xxx ( 08/03/2006 16:58)
La maladie que vit MADAGASCAR est connue sous le nom scientifique de syndrôme aigüe de la TIKOISATION,ou encore la TIKO-ngunya.Il s'agit d'un TIKO -virose,rend dingue les agents des ministéres.Elle... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:58
zandikely ( 05/03/2006 04:11)
Nanambara ingahy tony Blair fa anisany fanapahan-kevitra sarotra noraisina ny momba ny ady any Iraq. Nanambara anefa izy fa fanapahan-kevitra noraisiny tamin'ny fihainoana ny feon'ny fieretreretany. N... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 20:00
bemalaza ( 03/03/2006 16:12)
mandeha tokoa ny resaka @ izao fotoana izao ,ny mikasika an'ingahy charon ,ary misy ko ny manotany hoe efa maty ve izy sa? ny resaka mandalo sy henoheno ombenimbeny de efa lasa hono izy fa tsy lazain... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 22:35
fijo ( 01/03/2006 19:53)
i herizo razafimahaleo moa no nanomboka nanisy resaka be ity daty iray ity,ka dia nanjary nampisavorovoro ny sain'ny olona le izy. ka ndeha ary jerentsika amin'ny maso somary manaraka lalana kely io ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 22:23
xxx ( 26/02/2006 07:49)
iza ary izany ze mafantatra? ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 19:43
Rainimaharavo ( 24/02/2006 20:44)
Toa hoe tsy salama ao Antanimora hono izy dia halefa ivelan'i Madagasikara hitsabo tena? Misy ve ny fahamarinan'izany tsy fahasalamany izany ka iezahana handefasana azy hoany ivelany? Vita tompoko.... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2006 20:07
rasah ( 24/02/2006 09:46)
novalian'i fijo ny 25/02/2006 04:54
zefalah ( 23/02/2006 13:41)
voalaza fa notifirin'olona i rava8 :oops: sorry my president. ary nangataka t@ zafy alber mba hisabo azy,satria ny fony no voan'ilay bala. tsy nanaiky anefa iangah zafy. zay no izy e....refa tia t... tohiny
novalian'i madera2 ny 17/04/2006 17:58
zefalah ( 19/02/2006 15:59)
salanitre!!! aona ny evitrareo @ ty fitarainana isan'andro ty? vary lafo... rano vidina..jiro hofaina...fa ny lalana vita..lalana ve de avoky? fa le fanotaniana de ty. raha miala eo ravalo-panana ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2006 20:40
Fiffi ( 19/02/2006 08:19)
Communiqué de presse de la Présidence de la République de Madagascar. Tiako-i-Madagasikara Efa hatramin'ny Alarobia faha-15 febroary no efa nanomboka nitodi-doha nihazo an'i Madagasikara ny f... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:53
ainaheri ( 17/02/2006 10:59)
ONU
Fa iza marina no mitantana ny ONU io e ny USA sa zao tontolo zao ee!! Zao mba nanakatra teny ny ONU t@dry zareo USA fa tsy maintsy ho tsaraina haingana ny gadra ao GUANTANAMO d hidina tsy azo ampiasa... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2006 22:23
jentilisa ( 17/02/2006 05:38)
Mahavariana ny zava-mitranga, aminareo misy itovizany izay nitranga teto Dago tamin'ny 2001-2002 ve ity izay mitranga any Haïti amin'iza fotoana izao? Ny hitako dia tsy nahatratra ny 50% ny vaton'il... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2006 20:34
ralambo ( 13/02/2006 07:28)
Ahoana indray ireny nolazain'i Dr Managniace ireny t@ 11/02/06 teo fa hoe Ratsiraka no nampamono an'i Filoha RATSIMANDRAVA ny 11/02/75. Fanambarana ampahibemaso teo anoloan'ireo mpanao gazety marobe i... tohiny
novalian'i meme ny 30/03/2006 01:14
vancleef ( 11/02/2006 08:47)
Ireto misy liens vitsivitsy momban'ny tantara an'i Madagasikara ho an'ireo izay liana te haheno feo hafa. Tsy manka parti pris ilay lahatsoratra faha ny faits historiques dia anjaran'ny tsirairay ny m... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 22:11
danibe ( 09/02/2006 12:24)
ry frantsay o, raha mba nataonao talohan'ny fanjanahan-tany mantsy izao fanampiana sy fanehoam-pitiavana ataonao @ izao, dia mba efa nihoatra an'USA ny malagasy. saingy indrisy, rehefa avy nampinono a... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 22:32
jentilisa ( 06/02/2006 13:41)
Be ny resaka mifamahofaho fa ny hany mazava dia hoe nahatsiaro voafitaka ireo tanora avy any Ambositra niasa tany tany Vohidiala. Tsy mampino amin'izao fifidianana mihamanakaiky izao. Misy ny milaza h... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:05
danibe ( 03/02/2006 15:35)
nareo ve mba mahalala ny antony tena mahatonga ny olona hiady toerana eo amin'ny fitondrana nefa izay tonga eo tsy misy iray tsy mahita olana. nahoana koa ireny mpanao politika ireny tsy mba misy mite... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1839