Politika
Solitikabe
(
13/10/2005 00:01)
Tena nidiran'andro Ra8, ka dia efa saika faly be ny mpanohitra. Fa nidofotra ilay Helico tany Fandriana....
tohiny
novalian'i jentilisa ny 04/11/2005 07:10
zama91
(
12/10/2005 17:30)
toa ohatran'ny efa naheno aho hoe hanamboatra autoroute ra8 mampitohy an'Ivato sy alarobia ary periferika manodidina an'i tana,mba aiza ho aiza izy izay ankehitsiny ...
tohiny
novalian'i zama91 ny 01/05/2014 17:27
zama91
(
12/10/2005 17:26)
Araka ny voalaza ny gazety panapress avy atsy la reunion dia voalaza fa misy reserve petrole tres important ao amin'ny canal de mozambique''en la comparant meme a la mer du nord''izay tena nampanakare...
tohiny
novalian'i zama91 ny 15/10/2005 10:12
ralambo
(
12/10/2005 05:29)
Ahoana ry zareo no mba fijerinareo mikasika ilay hetsi-panoherana nataon'i Pr Zafy Albert, Pasteur Andriamanjato Richard, Voninahitra Jean E sy ireo Arema tany Toamasina ny asabotsy lasa teo. Hanangan...
tohiny
novalian'i Stone ny 14/12/2005 23:18
kafmalbar
(
30/09/2005 18:06)
Tsy mandeha intsony ity democratie ity ka tokony mba hovaina amin'izay ny fomba fitantanana an'i madagasikara.
1)Tokony ho hamboarina aloha ny rova
2°)hatsangana haverina indray ny andron'i Ranava...
tohiny
novalian'i pika ny 12/10/2005 10:46
Herimiafina
(
29/09/2005 06:53)
Ny manager dia ilay olona eo ambony seza anaty birao milalao taratasy marobe, miandraikitra fandrosona na orin'asa izany na firenena. Ilay tsy manaiky diso mihintsy ary mpanaraka lalàna be mihintsy a...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 00:40
saho
(
28/09/2005 16:12)
Tena hitondra voan-dalana momba ny projet touristique sy ny ecologie izany ra president Köhler ho avy any amintsika @ fotoana 14-17Novembre ho avy izao...
Mino sy manantena aho fa dia hahadio tsar...
tohiny
novalian'i hps ny 05/10/2005 17:56
zandikely
(
27/09/2005 04:49)
Je veux que chaque laboureur de mon royaume puisse mettre la poule au pot le dimanche.
De son vivant, Henri IV n\'était pas très populaire. Il ne se faisait aucune illusion sur ce point, lui qui ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 28/09/2005 23:52
boubounezy
(
25/09/2005 19:09)
ny gasy efa ela taty andafy ve no tina ho fetsena fa tsy mahay lé vola gasy sa ny étranger?... sa zay ve no mampanakarena ny gasy any dago?
tsy mazava???...
tohiny
novalian'i pika ny 14/10/2005 05:26
fijo
(
21/09/2005 22:35)
gaga aho androany 21 sept,raha namaky ny gazety madagascar tribune,fa voalaza ao fa misy ambasady efatra lehibe mikasa ny hametraka ny tetezamita ao madagasikara.
ny fomba hentina anaovana izany dia,...
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:44
Herimiafina
(
21/09/2005 02:01)
''Rehefa nojerevana ny atidohan'ny vehivavy iray miala sasatra dia mitovy amin'ny atidohan'ny lehilahy iray eo ampiasana saina''.
Tsy lavina izany fa ny vehivavy dia tena côcô kokoa mihoatra noho...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 07/10/2005 16:48
jentilisa
(
16/09/2005 15:51)
Ady hevitra tao amin'ny TVPlusMadagascar io. Tsy holazaiko ny fandehany fa isika aloha no miady hevitra. Mety ve ny iantsona ny fanjakana hoe ray aman-dreny amin'izao fotoana iainantsika izao?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 18/10/2005 13:05
Herimiafina
(
10/09/2005 04:59)
Tsy fantatro fa olona 1 anatin'ny 2 fantatr'i Herimiafina no manana ilay mokondoha hoe ''tsy fananako, tsy an'ny Ray sy Reniko ity ka tsy raharahiako na simbana aza''.
Tsy ananany hasina ny fananan'o...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/09/2005 22:24
Herimiafina
(
09/09/2005 03:52)
Rehefa misy kofboay na sipa tafavoaka ka lasa baibla be dia tonga dia misy mialona tsotra izao tsy amin'antony.
Matetika anefa dia noho ny éducation azony dia tsy mba manana izany toetsaina manindry...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/09/2005 18:11
Herimiafina
(
07/09/2005 19:11)
Maro ny milaza fa ny gasy dia ory hava-manana. Rehafa misy tafita dia ato izay hitotonganany mba hitovy amin'ny rehetra rehetra. Halatsika foana koa ireo bandy mba tafita milay fa lazaintsika manindry...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/09/2005 18:12
cristal
(
07/09/2005 14:00)
(l)Tena mety hasiaka aho angamba androany fa andeha anetana anareo hoe mba manaraha vaovao de mba manaraha ny resaka poltika de mba mitondra hevitra sy ny vaovao marina fa raha ny gazety ankehitriny d...
tohiny
novalian'i cristal ny 12/09/2005 07:50
zefalah
(
02/09/2005 01:52)
amboarina ny lalana sy ny canal.
fa ny kibonay tsisy vary tsy mba amboarina
zany ve de mba eken'ny saina mandinika.
lalana sy canal ve de avoky anay?
aona no atao mba ahavoky ny kibonay fa tena no...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 07/10/2005 18:17
rovitra
(
31/08/2005 19:56)
Be ny firenena efa noteteziko,ary azoko lazaina fa manankarena ny gasy,harena amban'ny tany. Fantatry ny vahiny izany. Mitady hevitra sy mivaky loha ry zareo @izay fomba haingana sy mahaomby, angalana...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 02/09/2005 19:03
zandikely
(
29/08/2005 12:29)
Mazava izao fa dia nahodin'ny fanjakana Foibe ny vola 1 million de dollar (10 milliards Fmg) avy tamin'ny Banky Mondial, tokony hanatsarana ny tanana Toamasina Renivohitra.
-Tsy lazaina intsony moa ...
tohiny
novalian'i zama91 ny 12/10/2005 18:09
Herimiafina
(
28/08/2005 23:55)
rehefa tsy maniky ny prix tenenin'ireo mpanondrana any andafy any. Lafo ny mandefa entana any ivelany mbola miampy ireo karazana redevance koa. Rehefa tonga any anefa dia fetsen'ireo vazaha mpanafatra...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/08/2005 01:31
