jirama: sabotazy politika sy ekonomika!
1. jentilisa
(
15/10/2005 10:48)
Niaiky hatramin'ny filoha fa misy halatra sy sabotazy ao amin'ny jirama ao. 15%n-ny solika no misy manodina hoy izy. Fa aiza ny fanasaziana?
répondu par jentilisa le 28/10/2005 08:59
2. jajaf401
(
15/10/2005 11:30)
Sao de mba olo tsy maty manota aza no nanodikondina azy! :?: :-D:-D:-D
3. Herimiafina
(
15/10/2005 11:40)
eeeeeh, tsisy porofo.
Malaza io fanodinkodinana io na dia efa privatisé aza le fika be, misy njay de manabontsina faktira be tsotra zao.
Misy njay mody manao perta be mba hahzoana subvention any amin'ny fanjakana.
Nationaliser-o, avereno ny socialisma.

4. maditra
(
15/10/2005 14:41)
Raha mahatsikaritra izany marina ny filoha dia maninona izy no tsy mandray fepetra. Tsy mazava izany, rehefa misy halatra dia atao ny ankety. Tssssss
5. Herimiafina
(
15/10/2005 17:43)
Eeeeeh, de miosy tokoa ny ankety fa tena voaborika noho ny tsolotra. Eeeeh, légaliser-o ny tsolotra de ataovy lafo be de tsisy mahatakatra hanao tsolotra tsony. hehehehehe :-D:-D:-D
6. hps
(
15/10/2005 20:19)
tsy lay resaka sabôtazy no marina fa ny nanamafisan-dra8 ny tsy hi-privatisé na ny jirama,ka dia aleo hiaina @ delestage mandrampahafaty eto eh!:-o
7. Herimiafina
(
15/10/2005 20:26)
Eeeeh, raha privatiser-na de hampidibola amin'izay firenena tompon'izay orin'asa mahazo azy.
Raha avela njay nefa de saboten'izay gasy miasa ao mba hahazoany vola bebe kokoa.
Exampla: misy lalana vita mahintsy refa natao ny étude géotechnique sns nefa de fanahiniana navilavila mba hahazoana 7km fanampiny de misy vola miraraka ho an'ny entreprise ny havana sy ny akama manome pourcentazy.
De mitovy amin'izay kou le Jirama sy le Air mad.

8. hps
(
15/10/2005 20:32)
lay ex.kosa efa nilaozany toetr'andro satria @ izao fotoana izao indray raha entreprise no resahina efa lasan'ny Alma avokoa ny marché tsy misy anjaran'ny hafa intsony zany hoe lasan'ny mpitondra avokoa na ny kapôka tokony ho anjaran'ny hafa aza^:^
9. Herimiafina
(
15/10/2005 20:39)
Eeeeh de mampanaelo be zany.
Imaginer-o anie e: privatiser-na ny hopitaly sy ny fianarana (supposons fotsiny an).
De entreprise alma ohatra no lasa tompony ao de ahoana re raha asiana mandoa écolage sy fré d'étude ny any ambanivohitra satria tsy fanjakana intsony mapnome subvention no miasa ao fa orin'asa mampidibola de mitaky vola.
Privatisation: l'état vends ce qui ne lui appartient pas, à des privés qui vends aux gens ce qui leur appartient.

10. hps
(
15/10/2005 20:48)
de tsy aiko aloha eh!ilay gasy kely efa mitrotrongy ndray no mandoa vola @ mpanana,sa tsy zany ary ve?
11. Herimiafina
(
15/10/2005 21:20)
Misy izany ny tena ilana ny Fanjakana aihany toa ny aty amin,ny tany mandroso, matanjaka be ny fanjakana ary mbola mifaninana tsara amin,ny privé fa any amintsika de nohalemena ny herin'ny fanjakana.
12. jajaf401
(
16/10/2005 03:23)
Ny fanjakana koa anie tokony privatiser-na eh, izany hoe ny Gouvernementa mihitsy no tokony hatao zay, zany hoe ny PM izany no tonga de manome anaran'ny Ministres jiaby miaraka aminy de alefa ho fidin'ny vahoaka (na safidin'ny President) isaky ny ekipa; de zay lany eo dia izany no gouv. miasa; oh hoe PM Jacques Sylla de vice pm ohatra lahiniriko jean, ministres des affaires etrangers Norbert Lala R. sns... de io no atolotr'i Sylla any @ President de anjaran'i President no mandinika hoe tsara ve zany composition zany sa tsy mamango de ataony ny nomination.
Fa raha efa vita nomination zay vao manendry ireo ministres dia tsy mety foana satria tafiditra ny favoritisme sy ny zanak'anabavisme sns.
Sa ahoana hoy nareo?
Fa raha efa vita nomination zay vao manendry ireo ministres dia tsy mety foana satria tafiditra ny favoritisme sy ny zanak'anabavisme sns.
Sa ahoana hoy nareo?
13. Herimiafina
(
16/10/2005 03:43)
De mbola ao koa ny Nepotisma.
Takaitran'ny fanjanahantany jiaby zany mon kamarady. :-D
Takaitran'ny fanjanahantany jiaby zany mon kamarady. :-D
14. estine
(
17/10/2005 07:08)
tsy môla tara aloha izy ra izao vô kôpy hoe tsy tokony amidy zany jirama
privatisation vokatry ny ajustement structurelle ihany io e!
privatisation vokatry ny ajustement structurelle ihany io e!
15. pika
(
17/10/2005 08:04)
aza manaiky hahodikodina @ resabe fotsiny
raha misy izany dia ny troupiny anie izany no manao izany e :idea:
raha tena tia ny vahoaka ra8 inona no antony tsy hiprivatiseny ny JIRAMA????? vahaholana ve ny mbola hanondrotana indray ny vidin'ny jiro????????

16. estine
(
17/10/2005 08:48)
ny hanodritra ny vidin'ny jiro aloha tsy de vahola lôtr a kanefa votery tsika hanao toa ny vidintsolika ,ny tel orange madacom,telma io efa tsy zakan'ny olona anie io sarapifandraisa io e! fa noho ny hoe lamody fone de tsy mitsotra
eny e fa na izany aza efa misy resaka ambadika aloha any fa mivavaha mafy mba tsy hipoitra io vita ny :?::?::?:
eny e fa na izany aza efa misy resaka ambadika aloha any fa mivavaha mafy mba tsy hipoitra io vita ny :?::?::?:
17. ravatorano
(
17/10/2005 09:19)
zao kosa ny ankamarona ny centrale miasa eto madagasikara dia thermique avokoa izany hoe mandeha amin ny gasoil izany.Raha miakatra ny vidin' ny solika eo amin'ny tsenba iraisam-pirenena dia tsy maintsy hanaraka izany ka ny vidin'ny jiro ary raha ny privé aza no mahazo an 'io jirama io dia sahiko ny milaza fa mety hiova isaky ny telo volana ny fiakaran'ny vidin'ny jiro.
Tsy dia tsara loatra ny manome ny mpandraharaha tsy miankina an'io jirama io satria hitombo indray ny fahasahiranan, mety ho vahaolana aloha ny fampiakarana ny vidin'ny jiro sy rano noho ilay antony aratsolika fa tokony lanjalanjana ihany.
Ny tena olana fotsiny dia izao raha fantatra fa misy na ananana porofo fa misy manao sabotazy sy mihinam-bola b ao amin'io orinasa io(fanodikodinam-bola izany)dia maninnn marina no tsisy famaizana.
Aza hadino fa ny prezidà ny filankevi-pitantana'ny jirama anie ka ny ben'ny tananan'antananarivo eh , izany hoe olona atokisan' Ingahy Filoha tokoa.
Inn izany no manakana ny fitondrana tsy hanafay tanterak izany mpanao sabotazy sy mpanodikodina ny fananam-bahoaka izany ?
Mahagaga ihany izany !

18. pika
(
17/10/2005 09:44)
ka izay indrindra anie ekena fa raha mandeha tsara ny fitantanana tsy misy maniry hoe privatiseo raha tsy vitanareo intsony
ny hita teo na efa nasondrotra aza ny vidinjiro dia tsy nisy ihany ny vahaolana fa mbola tany mihemotra delestage lava dia mbola asondrotra ve dia hisy fiovana???
i Patrick ramaiaramaanana sy ..... eo koa @ fomba ahoana moa ny hidiran'ny mpanao politika hisaboté izany fa tsy ry zareo samy izy eo ihany no misy tsy mahaloa trosa sy tia tena dia ny vahoaka no mihinan'ny tsy fihinana

19. jentilisa
(
18/10/2005 13:01)
Izaho izao naheno fa misy amin'ireo olona ambony ao amin'ny jirama no manafatra entana lafo amin'ny alalan'ny orinasa jirama fa rehefa tonga eto ilay izy dia hoe ho an-dranona ity entana ity. Dia hevero hoe hatraiza ny fandehan'ny halatra! Karajia no nahenoana io an!
20. Herimiafina
(
18/10/2005 13:22)
De ohatrinona loatra hono zao jirama zao fa tiko vidina be refa manambola zah, hehehehehe :-D:-D:-D:-D