jirama: sabotazy politika sy ekonomika!

21. LazaRandri ( 18/10/2005 23:09)
jentilisa:

Izaho izao naheno fa misy amin'ireo olona ambony ao amin'ny jirama no manafatra entana lafo amin'ny alalan'ny orinasa jirama fa rehefa tonga eto ilay izy dia hoe ho an-dranona ity entana ity. Dia hevero hoe hatraiza ny fandehan'ny halatra! Karajia no nahenoana io an!

dia esikaoritena rasila koa ve? hahahahahahaha!


22. jentilisa ( 19/10/2005 07:39)
Dray sahala amin'inona? fa tsy fantatro no tena marina. Izaho tsinona tsy nahita na nisy miaramila tao na tsia e
23. pika ( 19/10/2005 09:44)
matoa vidina lafo dia mitaky zavatra tsara izany fa ty asondrotra foana efa in3izay raha tsy diso aho ary firy%isaky ny misondrotra nefa toa vao maika ary miha mitombo ny délestage ny sakafo,ny fanafody, ny fitaovana isan-karazany ... be ny simba manginy fotsiny ny jiolahy
ny labozia bidina ny jiro aloha anefa mihamitombo isambolana
rehefa tsy vita atsipazo
24. dadabe ( 25/10/2005 06:52)
25. jentilisa ( 28/10/2005 08:59)
Maninona moa raha asondrotra 1000% mihitsy ny vidin-jiro dia raha mbola misy ny delestazy tena fanaporofoana goavana fa vendrana ilay olona e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519