naninn no novaina ny vola gasy?
1. boubounezy
(
25/09/2005 19:09)
ny gasy efa ela taty andafy ve no tina ho fetsena fa tsy mahay lé vola gasy sa ny étranger?... sa zay ve no mampanakarena ny gasy any dago?
tsy mazava???
tsy mazava???
novalian'i pika ny 14/10/2005 05:26
2. fasaly
(
25/09/2005 20:49)
toy ny nanovàna ny euro ihany aky io a! de mba miova ariary kou ny fmg
3. pika
(
26/09/2005 04:39)
@ zay hono rehefa mijery prix dia toy ny hoe mora be oh 1000 ariary fotsiny nefa efa mahatratra 50000fmg be izao
4. hery
(
26/09/2005 07:41)
pika> 1000 ariary kosa 5000 fmg e :-)
boubounezy> Tsy novaina anie ny vola gasy e... fa nesorina fotsiny (efa manomboka miala) ilay dikany amin'ny teny frantsay.
Raha nahita ny vola taloha enao dia misy soratra roa ohatra ny 100ar dia sady misy soratra ngeza hoe 500fmg dia misy soratra kely hoe 100ariary. Fa am'zao dia 100 ariary no soratra ngeza be.
Zany hoe ny 500fmg na ar'zato :-) taloha ihany no mbola ar'zato am'zao fotoana izao.

5. mandrindra
(
26/09/2005 08:10)
boubounezy:
ny gasy efa ela taty andafy ve no tina ho fetsena fa tsy mahay lé vola gasy sa ny étranger?... sa zay ve no mampanakarena ny gasy any dago?
tsy mazava???
izay tsy mahay manisa ihany no azo fetsena !!
6. Chuan
(
26/09/2005 10:36)
Ny politikan`ny fampandrosoana dia mifantoka bebe kokoa any amin`ny tantsaha 85% izay efa zatra nampiasa ny ariary foana (fa tsy FMG) ka izay no nanaovana azy ho ofisialy ho an`ny rehetra . Fa na ny fampiasàna ny Euro koa aza anie ka mitovy amin`izay ihany e ! Amin`ny voalohany ihany no sahirana kely .
7. radoko87
(
26/09/2005 12:56)
Iza no milaza ho fanafetsena ? Ny ankabeazan'ny gasy rehetra dia tokony ahalala ny ariary ( raha toa ka efa nipetraka tany dago ). Fampiasa andavanandro ny hoe ariary zato na roanjato ariary sa ??????? ka inona no hitarainana(tsy zava-baovao ny ariary). Fanamarinana ny mahagasy no anton'ny ariary. Finiavana hivaotra . Sa ve hijanona amin'ny franc?? ( raha tsy ho zanatany foana angaha )
Misaotra ry ariary,
Mivoara ry gasy,
Aza variana mihary,
Fa ny vola anie taratasy,
Misaotra ry ariary,
Mivoara ry gasy,
Aza variana mihary,
Fa ny vola anie taratasy,
8. pika
(
26/09/2005 13:25)
10 000 ar ry hery a latsaka ny 0
rehefa mividy zavatra anie tena voafitaka e
sady rehefa atao ariary nefa tsy tononina @ teny gasy ilay izy fa atao teny frantsay mbola sarotra ihany ny hamehy izany
rehefa mividy zavatra anie tena voafitaka e
sady rehefa atao ariary nefa tsy tononina @ teny gasy ilay izy fa atao teny frantsay mbola sarotra ihany ny hamehy izany
9. zakony
(
29/09/2005 09:34)
marina ilay hoe atao ariariry nefa tsy tononina amin'ny teny gasy dia manahirana
vahaolana tsotra dia tsotra : tonony amin'ny teny gasy : 1 tapitrisa ariary sns.
izaho aloha tia ny ariary e, izay koa moa no maha hafa anay avy any ambanivolo itony anie, efa zatra an'io zahay, ary raha tononinao amin'ny teny frantsay aza vao maika misavoritaka ny lohanay

10. Herimiafina
(
06/10/2005 02:10)
Novana ny vola gasy satria mbola vola metisy izy teo aloha, dia izao vao tena gasy tena gasy e.:-D:-D:-D:-D
12. boubounezy
(
12/10/2005 18:48)
misotra anareo ré oula nanazava fa tena mazava @ko @zay lé vola ariary a
14. pika
(
13/10/2005 05:24)
saingy ilay vola gasy novaina noheverina fa ho tsara
indro indrisy fa mora potika sy rovitra
na ampirimina tsara izao aza dia ùmikasokasoka dia rovitra
ilay vola 200ar teo aloha aza izao no mbola betsaka tsara mivezivezy eny fa ilay vao2 efa vizaka be
asa io angamba no ........biz...

15. Herimiafina
(
13/10/2005 11:45)
He amin'izay refa rovitra dôly de mihena njay ny isan'ny vola miodina eny antsena de misy deflation e. Politika jiaby zany. hehehe kroi moi mon Kamarady.:-D