Politika
Herimiafina
(
27/08/2005 15:24)
Rehefa misy hono feo na siosio-dresaka momba ny mety hahalany ritra (pénurie) ny zavatra iray amidy eny antsena, dia lasa mividy an'iny zavatra iny haingana ny olona ary marobe no alainy amin'izany.
...
tohiny
novalian'i pika ny 06/09/2005 10:03
HeryLo
(
27/08/2005 07:38)
Maheno fanambarana ny tenanay hoe hiverina eto an-tanindrazana ndray hono ny ex president teo aloha.
[b]Bold text[/b]Inona ny antony mba tiko ho fantatra bebe kokoa :?:
[b]Bold text[/b]Misy ambadika...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/09/2005 08:24
Bocassa
(
26/08/2005 16:37)
Vao niova an-dRvalo ny mpitondra dia lasa be fanantenana ny Gasy aty Dago. Nilaza mantsy ny prézidan Ravalo hoe: "tsy maintsy mandroso i Dago". Kanefa raha amin'izao fotoana dia toa mbola tsy tantera...
tohiny
novalian'i hps ny 09/09/2005 19:24
Bocassa
(
26/08/2005 09:15)
Miarahaba antsika tompoko !
Toa lasa resaka be fotsiny ilay hoe: fampandrosoana haingana sy maharitra. Raha jerena anefa dia ohatran' ny tsy tanteraka akory ilay izy. Moa ve ny filoha no tena mpamita...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/08/2005 18:49
Herimiafina
(
25/08/2005 22:35)
"L'homme apprend par ses erreurs", hoy ilay manampahaizana ao amin'ny Université de Harvard izay (Pr Chrys Argyris). Amiko izany teny izany dia midika fa ny fahadisoana iray dia tsy antony hanajanona...
tohiny
novalian'i steeeel ny 28/08/2005 18:46
rovitra
(
25/08/2005 21:22)
Mila politika hendratra i Mada. eo anatrehan'ireo firenena mantajaka. Ny firenena mahantra toa antsika no ataon'ny sasantsany tohatra fihakarana. Mody hoe manampy. Raha fanampiana marina tokoa no atao...
tohiny
novalian'i SNAR ny 28/08/2005 19:50
Herimiafina
(
25/08/2005 15:53)
Raha misy manontany tokoa hoe tinao ve Ra-8? Dia inona no tokony ho valiny?
Ny ahy dia tsotra, Mitovy tsy misy valaka amin'ny fanontaniana hoe tinao ve i Madagasikara na tinao ve ny hirampirenenao na...
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:35
dakoma
(
25/08/2005 14:25)
Misy fitenim-paritra maro aty Dago.Ka nahoana kosa moa no fiteny merina no atao ofisialy.Raha haka teny vahiny tsy aleo ve ny teny anglisy io mba interntionale.sady efa mankaleo ihany koa ny mihaino i...
tohiny
novalian'i mignone ny 13/10/2005 11:25
dakoma
(
25/08/2005 14:21)
Tany midadasika ary mahavokatra i madagasikara.Azontsika vokarina eto avokoa ny légumes,ronono sy hena ilain'ny La-Réunion sy Maurice.Mihena avy hatrany ny fahantrana eto @ tsika raha izany no tante...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 25/08/2005 23:02
babalahy
(
24/08/2005 14:12)
Inona hoe ny fanapahan-kevitra nataon-draprezy Ravalomanana teny Ivato ?Hoatrin ny tsy fantatro tsara azafady. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 22:19
ainaheri
(
23/08/2005 22:34)
Reraky ny madaraid ira8 d nilomano niaraka t@ pokona
tao jangil,mamy ihany lay sezooo? 2007 doly zany!!...
tohiny
novalian'i hps ny 09/09/2005 19:26
ainaheri
(
23/08/2005 19:40)
Noho ny raha2 t@ 2002 dia voarohirohy tao koa
ranamana t@ fanodikodinambola sy tsy fandoavana
hetran'ireo orinasa notantanany dia anisany nohenjehina ranamana,ka misy didy mipetraka miandry azy ao d...
tohiny
novalian'i jamal ny 01/11/2005 07:30
dakoma
(
22/08/2005 20:59)
Mba manitikitika ny saiko inona marina no mba asan'i Ratsiraka aty an-dafy?Sa ve dia manao chauffeur livreur koa izy sy Xavier?
Marina aloha fa efa nanangona ihany izy fahiny,nefa dia tsy hinoako mih...
tohiny
novalian'i SNAR ny 28/08/2005 19:00
ainaheri
(
19/08/2005 09:16)
araky ny voalazan'ny gazety 1; noho ny fanambaran'ny zanaky deba dia mbola tsy manampikasana ny hiverina any dago izany ideba,dia mivadika ndray ny rasa eto fa hoy ihany ny zanany fa vokatry ny fampia...
tohiny
novalian'i pika ny 07/09/2005 04:30
dakoma
(
19/08/2005 08:20)
Ry le Zafy al. tsy manan-katao afa tsy mitarika olona hikomy,sy manenjika ny zava-bitany filoha.Fa mba nahavita inona hono le rasista lahy io taminy izy teo aminy fitondrana?
Raha ny fahankalana meri...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:08
babalahy
(
18/08/2005 16:06)
Mba tokony ho fantatra ary ho saziana mafy izay navanon-doza.Sa ahoana ry mpitsara malala isany....
tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 21:48
rananou91
(
18/08/2005 14:53)
Araka ny vaovao nosoratan'ny journaliste komorianina dia voalaza fa 1500 no maty novonoin'ny gasy nandritra ny 3 andro tany majunga,dia mba ahoana ny hevitrareo gasy tsy tia vahiny ireto.
NB ny mpan...
tohiny
novalian'i pitchou ny 12/09/2005 12:46
zefalah
(
16/08/2005 22:39)
mba afaka valinareo ve za raha antany anareo hoe:raovina i madagascar vao androso?
de olona toa iza no mety ampandroso any madagascar?...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 21:23
ainaheri
(
16/08/2005 10:59)
Alohan'ity faran'ny taona ity no ahatongavany!!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:11
