Politika

six ( 11/11/2004 12:40)
Mahagaga ihany ny fitondrana am zao fotoana zao, tenenina lava ny fahamarinana sy fahamasinana, avy eo, miara-miasa amin\'ny fiangonana, toa vice-président mintsy aza mou am fjkm, ny sasany trésorie... suite
répondu par six le 19/11/2004 10:41
tsilan ( 04/11/2004 20:25)
tsilan vs ravalo vs radidy ? enhen... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 01:05
wawawa ( 03/11/2004 21:34)
Awona ny eritreritrareo ny @ fandresen\'i Georges W. Bush? ... suite
répondu par fijo le 09/11/2004 00:21
fijo ( 01/11/2004 23:22)
mafotaka ny fifidianana any usa izao.moa ve mety hisy akony any amintsika ny mety ho vokany eo.(ankoatry ny fangalaram bato izay efa haintsika)... suite
répondu par fijo le 09/11/2004 00:22
litatoky ( 27/10/2004 21:33)
samy tsara . ny banky irery ve sa misy organisme hafa afaka manakalo vola vahiny avadika vola gasy ? Ireny vahiny indrindra avec voyages organisés ireny ve dia mandalo banky daholo ? ... suite
répondu par fijo le 11/11/2004 22:10
felampaiso ( 22/10/2004 11:01)
Fa isika malagasy ity ve tia manao sain-jaza mihitsy é? Tsy hoe fanavakavana ny foko sy fiaviana fa tadiavina hampiadiana indray hono isika o ! Foronina daholo izao club rehetra izao. Marina ilay ... suite
répondu par fijo le 09/11/2004 00:22
ainaheri ( 20/10/2004 06:56)
Fa in ny tena andraikiny no nahafatifaty ny gov ihiditra ao notsenaina manetriketrika i Ra8 refa avy tany fa voaray ho mpikambana i MDG kanefa raha atao ny dinika ankapobeny to tsy misy ilana azy ... suite
répondu par ramaso le 01/11/2004 21:20
fijo ( 19/10/2004 20:10)
mbola tao anaty gazety ihany no nahitako androany ny resaka nataon\'ingahy rakotovahiny.izay nitsikera ny \"club des 17\" ary namely koa ny fitondrana.misy mitombina ny zavatra voalazany fa ity no tsy... suite
répondu par fijo le 26/10/2004 22:07
ainaheri ( 08/10/2004 07:11)
Nomena 4x4 ny chef des régions 22 ny isany d tena azy tanteraka ohatry ny député sa averina? tena sady mampalahelo no mandreraka itony fitondrana itony indraindray fa mba tokony jerena aloha ny fah... suite
répondu par fijo le 19/10/2004 20:12
maditra ( 04/10/2004 03:04)
Tsy atahorana ho lasa toerana fanaovana propagandy ve ity serasera ity atsy ho atsy?Surtout raha tonga ny fotoanan\'izany. Toa lasa lavitra be mantsy ity resaka politika ity ato! Asa fa hevitra ny ah... suite
répondu par fijo le 14/10/2004 20:50
salegy ( 03/10/2004 18:10)
inona ary no ronono fisotrony raha misy malala :* ... suite
répondu par ds le 22/10/2004 20:23
fatsoraly ( 06/09/2004 03:26)
Mangatsiaka indray ny fifaninanana hazakaza-tsoavaly any @ tanana fa tsy "mafana" toy ny taloha teny Bevalala :lol: hiova ho hazakaza-drameva izy ity angamba atsy ho atsy. :°) http://www.madag... suite
répondu par fijo le 27/09/2004 22:58
joda ( 04/09/2004 08:48)
tafahoatra ataon'ny vazaha ny tanàna e oh thalassa t@ fr3 du 03 09 teo le pays est trés pauvre.. :twisted: ... suite
répondu par kitjo le 08/09/2004 13:52
ludo ( 29/08/2004 06:31)
ho foana ny fmg manomboka @ janoary 2005!!! amiko tsy misy maharatsy an'zany nefa kosa btsk ireo sahirantsaina zay zatra fmg @ vao vanin'andro izao mandrapahazatra azy an'izany!dia nivadika ndray zan... suite
répondu par fijo le 05/10/2004 22:00
fatsoraly ( 22/08/2004 06:33)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=377&ART=6103... suite
répondu par ramaso le 29/08/2004 21:56
ludo ( 21/08/2004 14:34)
Misy @ reo député reo hono CEPE ny fari-pahaizany :?: :?: ... suite
répondu par kitjo le 28/08/2004 01:32
fijo ( 16/08/2004 22:50)
raha ny tantara no dinihana dia izao no antony tena nahatonga ny mpiraiminisitra nikomy sy namono an'i Radama ll.nisy fifanarahana nifanaovan'i Radama tamin'i andriamatoa lambert,izay nanomezan'i Rada... suite
répondu par hery le 11/12/2004 15:16
ludo ( 13/08/2004 21:45)
Tsara v raha eo @ entimanana amintsika no anomezana 4x4 ny député isaky ny voafidy? satria efa misy manana 4 zao ny sasany ! vahao ny olana inona ny hevitrao??... suite
répondu par fijo le 04/10/2004 21:52
ari.malala ( 06/08/2004 10:56)
Ô ry zareo â! nanondrana indray ny président! Lasa niala sasatra any Athene hono izy araka ny filazam-baovao vao heno androany atoandro, ary ny antambo dia tsy nisy nanam-po ny fahatongavany ny olo... suite
répondu par fijo le 16/08/2004 21:19
nikopol ( 06/08/2004 06:47)
Ilaina ve ny bôgôsité amin'ny fanaovana politika? :lol: ... suite
répondu par fijo le 06/10/2004 20:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.2874