Union Africaine

1. ainaheri ( 20/10/2004 06:56)
Fa in ny tena andraikiny no nahafatifaty ny
gov ihiditra ao notsenaina manetriketrika i Ra8
refa avy tany fa voaray ho mpikambana i MDG
kanefa raha atao ny dinika ankapobeny to tsy misy ilana azy tsy miaro ny firenena mpikambana akory oh zao t@ afera fifidianana
iny in ny zvtr nataony niaro andradidy fa tsy nanaiky ny mangarahara fa iRa8 atao filoha d
iRadidy atao lefitra tsy vahaolana zany amiko
d ireo filompirenena maro zay mitondra mandritra ny 30 taona hatr@ zao in ny andraikitry ny Union Africa?
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 21:20
2. fijo ( 20/10/2004 21:39)
miombo kevitra amin\'ise aho raha ny momba io.
3. miara ( 21/10/2004 13:52)
tsss...fa inona no hidiran\'ny fiarovan\'ny mpitondra afrikana amindradididy @zany,miteniteny foana tsss,soa ihany ra8 fa tsy hoentiny fo fa mitsinjo izay mety hahsoa any gasikara...
4. fijo ( 21/10/2004 21:05)
miara.jereo tsara fa misy hidirany io
5. ainaheri ( 24/10/2004 12:02)
Miara>tsy maharaka ndry tara train!!
6. fijo ( 25/10/2004 23:13)
jereo ny tantara e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1383